Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fahamarinana
(
03/10/2007 11:03)
resaka defragmentation!!!!
:arrow:Fanontaniana kely monja: rehefa manao [b]défragmentation[/b] za taloha dia vita hatramin'ny farany fa zao misy lazainy hoe tsy vita hono dia [b]inona no mety antony kay?[/b] Dia [b]inona no so...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 05/10/2007 09:59
ftma
(
03/10/2007 09:50)
Jerry Marcos à Marseille
Any Marseille indray izany ny fotoan-tsika avy aty antsimo hijery an'i Jerry Marcos sy Mima e, @ 3 novembre 2007 izao http://www.sobika.com/v2/soirees/pub_soirees/2007/pub_jerry-marseille.html...
tohiny
novalian'i fijo ny 12/10/2007 19:35
tiavinarovana
(
03/10/2007 09:15)
jarina bano
ho an'i rindra...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/10/2007 14:28
ftma
(
03/10/2007 07:46)
tsikera sary
Nisy namana mba nampiditra ny sariny tato omaly fa lasa natao sehatra fifamaliana ny tsikera tao dia nasoriny ilay sary, miala-tsiny indrindra @ io namana io.
Raha misy lolo-po na zavatra tianareo a...
tohiny
novalian'i kallie ny 13/10/2007 11:13
happiness
(
03/10/2007 06:33)
Ho malalanao
mangataka ny tonin'ny Ho malalanao an'i'Zay.Merci....
tohiny
novalian'i ari.malala ny 08/10/2007 06:18
colar
(
03/10/2007 04:29)
mitady hira njila le talo b mintsy
ra mba misy manana ny hiran njila le talo b mintsy reny d mba omeo aho fa atsiarovako ny fahazazako sy ny fahatanorako,vidiko 20eu fa tsy maninn,misaotra mialoha.santionany:nalevina,ra ho tonga aty ia...
tohiny
novalian'i tixxa ny 03/09/2013 04:39
Jeankely
(
03/10/2007 03:45)
TIM niala na AREMA niala ve dia vedette ry BARADAKA?Azafady?
Ireo antoko avy nialanao ireo na tsara na ratsy dia tsy mila anao rehefa niala azy ianao. Ny vahoaka koa raha toa ka mila ireo antoko ireo dia tsy mila ny niala. Raha toa kosa ka tofoka tsy mila ireo ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 09/10/2007 05:25
lohabe
(
02/10/2007 23:48)
beloty - rami am net
Nandinika an'ilay tanjoma mamboatra beloty en ligne aho dia hitako hoe tsy mety ilay izy.
Ny antony mantsy dia afaka mitsaty any an-kafa any ny mpinamana dia tsy hay mihitsy ny parloty.
sa ahoana ho...
tohiny
novalian'i fetrakens ny 05/10/2007 09:54
niakinana
(
02/10/2007 23:46)
miverena an'i anyah
milay b foana...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 11/10/2007 07:42
fijo
(
02/10/2007 23:05)
ny mpino ve
hono hoaho,ianreo mpino ve mino fa nisy ny dinosoro,ny neoandertaly, sns,sa dia tsy mino io vokatry ny asa fikarohana nataon'ny paleontology sy ny geology sns???...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 20:48
tsimiandravola
(
02/10/2007 19:25)
Porofo faharoa ny amin'ny tsy nisian'i Jesoa
[b]Porofo faharoa ny tsy nisian'i Jesoa Kristy[/b] (extrait Angalisy no nataoko mba hanararaotan'izay te hianatra teny Angalisa araka ny filazan'i Niryna)
[i]Luke10:18 He replied, "I saw Satan fall...
tohiny
novalian'i fijo ny 10/10/2007 20:45
Fiffi
(
02/10/2007 19:23)
Ludger Andrianjaka
zah ry zareo mba mitady vidéo an'Ludger Andrianjaka sao de mba misy manana nareo ?
Misaotra mialoha.....:):-*:-*...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 03/10/2007 14:28
boubounezy
(
02/10/2007 16:10)
lasopy
avoay dôly alou ny r7 lasopy ry zareo zé manana fa efa angatsika b ndray zao ny andro a!:{:{:{:miam::miam::miam:
ny tonga d ato antsaiko alou zao d ny lasopy tongotromby @ légumes sy paty.:miam:...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 08/11/2007 20:47
ponita
(
02/10/2007 15:18)
fanalana takelaka
aoana kay ry reto no atao mba hanalana ny takelaka talou fa efa soira le izy ao an, de any foana ny oul no mande fa le vao² tsy hitany
mba ampio mou e...
tohiny
novalian'i hery ny 05/10/2007 08:56
Sambilokely
(
02/10/2007 15:08)
Nanao analyse kely tato am serasera za androany
De zao no valin'izany analyse-ko zany!!
Niha vitsy ny olona mpankasitraka ity fitondrana ity raha ny valiten'ireo mpamaly no jerena!! Tsy de hita intsony le mafana fo be manopa mpanao kritika fahiny ...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 05/10/2007 05:30
ari.malala
(
02/10/2007 14:15)
hono hoa
Ny zanaky ny rahavavin-dreny dia atao hoe kibo tsy omby, fa ny zanaky ny rahalahan-dray kosa kay inona? ary ny zanaky ny anadahin-dreny na ny anabavin-dray? misaotra mialoha amin'ny fanazavana...
tohiny
novalian'i tsaramaso ny 04/10/2007 09:06
tezitra
(
02/10/2007 11:12)
4x4, non AIR FORCE ONE par deputé
Cette belle idée de l’époque ZAFY a été supprimé par RAVALOMANANA , or qu’est ce qui va se passer :
1)Si l’Etat n’offre pas le 4x4, ce sont certains Karana et chin...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/10/2007 04:00
pissoa
(
02/10/2007 10:36)
Fanakelezana akanjo
Sali !
Ahoana kay ny fanakelezana robe reto ? :-D:-D:-D
Misy akanjo izay, tiako haterena ny tenany ! nefa ny tanany antonona tsara amin'izao dia tsy haiko ny manao azy fa otran'ny lasa mihatery ...
tohiny
novalian'i dibbah ny 17/10/2007 05:11
havanan
(
02/10/2007 09:35)
Miarahaba sy ny fandroaoana tanana
Manahoana,
Misy milaza fa ny vehivavy no tokony handroso tanana voalohany rehefa miarahaba lehilahy. Ny sasany anefa milaza fa tsy fahalalam-pomba ho an'ny vehivavy ny mandroso tanana rehefa miarahab...
tohiny
novalian'i xxx ny 02/10/2007 11:01
richtiana
(
02/10/2007 08:50)
HANGATAKA TONONKIRA
mba mangataka le hiran'ny AINGA le hoe TOMPO TSY FOIKO,raha mba misy mahay re de mba ataovy ato ny tonony e.
misaotra mialoha.:-*...
tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:20
