TIM niala na AREMA niala ve dia vedette ry BARADAKA?Azafady?
1. Jeankely
(
03/10/2007 03:45)
Ireo antoko avy nialanao ireo na tsara na ratsy dia tsy mila anao rehefa niala azy ianao. Ny vahoaka koa raha toa ka mila ireo antoko ireo dia tsy mila ny niala. Raha toa kosa ka tofoka tsy mila ireo ny vahoaka dia tsy mila ny avy niala sy niterikiho ary nilelamolotra avy tao. Tsy vedette amin'ny vahoaka mihintsy ny filazana fa niaranihinana ary mahafantatra hatrany anaty akanjon'ny mpitondra ianao no niala RA-BARADAKA. Ianao no tsy izy voalohany ary efa mitonontena.=))=))=))
répondu par Jeankely le 09/10/2007 05:25
2. Sambilokely
(
03/10/2007 07:04)
Ary izay foana no zava-miseho rehefa misy olona voadaka avy any am antoko any, fony tao de miseho milay ery oe tena mety mandry ny tany, fa refa miala tao vao mitabataba oe zao no zavatra natao tao tsy nety, de avy eo mody mamorona antoko vinaninany zany! zay no tsy mba itiavako ity Crtim ity, ny gasy koa tsy atoronao ny tsy mety nataonareo tao fa efa fantany daolo izay nolazainareo. nenay olona vaovao mintsy no ilaina fa tsy ny efa teo iany e.
3. Jeankely
(
03/10/2007 09:24)
Maty ny baolina eeee! Misaotra anao Ry Sambilokely. Aza manaiky ampetraky ny Politika tranainy izany ary omeo ny hafatra manja ny tary rehetra=))=))=))=))=))
4. rabaradaka
(
08/10/2007 19:08)
Mba manaova analyse matotra fa aza be fo na misolelaka tsy mahazo seza nareo ry dadatoa. Ny an'i rabaradaka tompoko dia analyse politique ary jereo fa ny hevitry rabaradaka dia be mpijery sy be mpiady hevitra. Moa tsy izany va ve no tinao sa ilay minoa fotsiny ihany ?
5. Jeankely
(
09/10/2007 05:25)
Be miady hevitra satria tsy mitombona sa be manaiky ary manamafy ny hevitrao ireo? Mba jereo koa izay. Firy ny manamafy ny hevitrao milaza fa manao ody gasy ny filoha any Madagasikara raha toa ka maro no namaly anao. Manaiky daholo izany ireo fa manao ody ry zareo? Rehefa avy nisolelaka tao dia mba mahalala menatra fa aza ny olona tsy misy fifandraisana @'izay fitondrana no lazaina misolelaka sahala anao RABARADAKA.
