Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika, nampidirin'i ponita, milahatra araka ny daty
ponita
(
02/10/2007 15:18)
fanalana takelaka
aoana kay ry reto no atao mba hanalana ny takelaka talou fa efa soira le izy ao an, de any foana ny oul no mande fa le vao² tsy hitany
mba ampio mou e...
tohiny
novalian'i hery ny 05/10/2007 08:56
ponita
(
25/09/2007 13:15)
www.kilonga.com
Miarahaba an'ny namana rehetra.
Manao antso avo aminareo fa misokatra ny tranonkala www.kilonga.com version 2.0, natokana ho an'ny mpivady, ny ray aman-dreny, ny reny malagasy rehetra manerantany k...
tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 14:26
ponita
(
13/07/2006 12:13)
mitady nounou
manahoana daolo o!
mitady tanora na bebe na efa neny malagasy mba hitaiza anahy rehefa tsy eo ny neniko
aty etampes zay, rer c
manorata amin'ny mamanay
izaho dia sipakely 20 mois...
tohiny
novalian'i ponita ny 20/07/2006 11:43
ponita
(
29/09/2005 13:22)
gasy sy vazaha= prostitution foana ve?
azo lazaina fa endrika iray @ prostitution ve ny fiarahan'ny gasy lahy na vavy amin'ny vazaha? na dia tsy mitononona fa ho mpivaron-tena aza izy!
ahoana ny hevitrareo?...
tohiny
novalian'i diloo ny 26/10/2005 23:35
