gasy sy vazaha= prostitution foana ve?
1. ponita
(
29/09/2005 13:22)
azo lazaina fa endrika iray @ prostitution ve ny fiarahan'ny gasy lahy na vavy amin'ny vazaha? na dia tsy mitononona fa ho mpivaron-tena aza izy!
ahoana ny hevitrareo?
ahoana ny hevitrareo?
novalian'i diloo ny 26/10/2005 23:35
2. mpitsabo
(
29/09/2005 13:35)
Betsaka aloha ny gasy miaraka avy eo manambady vazaha mba ahazoana taratasy, eny fa na dia betsaka ny manadino fa azo atao ny mangataka zo-ntany frantsay na dia tsy manambady vazaha aza ianao!
Koa raha hahazoana taratasy sy fitadiavambola no tanjona dia mazava fa tsy dia mazava loatra io fiarahana io; kanefa tsy azo adino koa fa ny fitiavana tsy mahalala faritany ary tsy mankato ny tsy fitoviam-bolonkoditra, koa sarotra ny mitsara olona tsotra izao raha toa ka tsy fantatrao ny tantaram-piainany

3. majakely
(
29/09/2005 13:35)
arakaraka io!raha tsy fitiavana fa miaritra ao fotsiny ilay malagasy miaraka amin'ilay vazaha juste noho ny resaka vola fotsiny,amiko de azo lazaina fa izay ! asa aloha!!!????Fa raha eo ny fitiavana de mitovy ihany io na gasy na vazaha koo!
4. xxx
(
29/09/2005 13:42)
Bold text:*ho ahy angamba tena diso be ny fiheverana fa raha manambady olona hafa firazanana
aminao de pute ,ratsy be mihintsy ny mitsara ivelany fotsiny ,ny anay izao colons tany Dago ny ray be nay
izany tsy nidika fa pute rafotsy ,fa izay no anjarany
ary raha africain izy na sinoa na arabe de inona indray no hilazana azy ?????
tsy mety ny mijery apparence fotsiny fa satria tsy
haintsika izay sentiment an' ireo olona roa ireo
raciste ny Malagasy ialao izany toe tsaina izany :-*:evil::*

5. cocorie
(
29/09/2005 13:50)
Hoy i xxx hoe raciste ny Malagasy, ie raciste mitsy ny gasy ary ry zareo colons razambe-nao ny nampianatra anay Malagasy raciste voalohany, any ka raha vao misy Malagasy miaraka @ vazaha dia efa afa ny eritreritra; sady fanampin'izany mazana côtier foana no fahita miaraka amin-jareo.
Ka izay le fiara-monina.
Ka izay le fiara-monina.
9. fasaly
(
29/09/2005 14:34)
hafatro kely!
misy zao sipa gasy any dago fa tsy ny rehetra an! mandrato ireo bandy gasy aty ivelany de refa tonga any amy tanàna lay bandy de tataka be ny an'ilay sipa resaka vola kou io zao, de prostita be amina bandy gasy kou ve zao le sipa gasy,

10. booboo
(
29/09/2005 14:46)
majakely sy fasaly >lalàna miteny oe aôna dé inn no mampalahelo kay fa tsy araka sady tsy mazava no tsy azo eeeeeeeeee
11. fasaly
(
29/09/2005 14:49)
booboo
nyt tiko lazaina booboo de ilay suzé mipetsaka a! tsisy lalàna izany hoe ny sipa manambady vazaha na miaraka vazaha de prostita mazava amy toi mzay ve e!
tsy mety izany fisainana izany e! lomorina be lotsa

13. radriana
(
29/09/2005 15:14)
F'anga izany ihany, fa ilay sipa gasy kely miaraka @ vazaha antitra be zany ahoana, pute ireny sa ahoana ?
Any Dago dia tena feno mihitsy (province ) ilay sipa kely eo @ devant ny 4x4 ny vazà antitra. Nefa anie toa any ihany no mipetraka ilay vazaha fa tsy aty e.
Any Dago dia tena feno mihitsy (province ) ilay sipa kely eo @ devant ny 4x4 ny vazà antitra. Nefa anie toa any ihany no mipetraka ilay vazaha fa tsy aty e.
14. Veloo
(
29/09/2005 15:29)
tssssssssss nareo kosa eeeee. Aza mba atao an'izany moa e...ny atao oe pute anie ry reto dia manana relations sex betsaka @ olona eeeeeeeee ka anareo sis no mandinika na pute ilay kala na bandy na tsy:roll::roll::roll:
15. zandrikely
(
29/09/2005 15:32)
ary mba ahoana ary ny bandy manambady vaza vavy e , manao inona , sy mitady inona ra zany no fiheiverana ny joba gasy manambady vaza lahy , ilay toetsaina nno tokony hovaina fa tsy mamely e , efa tsy any intsony zao ny kozy fa ireo olona be resaka sy manenjika olona ireo dia tsy misy atao daholo
16. fasaly
(
29/09/2005 15:47)
radriana: raha any njay izy d'efa hafa mintsy zany araka ny situation e! fa tsy ny cas rehetsa anie zany e! he zany izy we efa antitsa be malemy lohalika kou! te hanao aminy kou reny vazaha mipetsaka any reny e! aiza no tsy hataon'ny sipa many fatiny aby
17. fasaly
(
29/09/2005 15:50)
mahafatatsa vazaha mintsy zà lasa any dago any endetté lery no napitsoaka azy any, kanefa any izy mibontsina be mintsy mazaka sipakely hono, kanefa tsy hain'i sipa any akory zay nivoahanilay vazaha avy taty andafy na inona na inona, fa lay fatako io aloha de azo tsapaintanana, mitsoaka trosa avy aty de any izy mi vivre amy euro be de we....aza tratran'ny aratony ihany aloha e!
19. Chuan
(
29/09/2005 16:37)
ny prostitution araka ny hevitro dia le mivarotra mihitsy dia avy eo samy miala rehefa vita ny tolotra sy ny tinady , tsy misy arakaraka na service après vente tsony , miovaova ny client fa tsy iray . Izany hoe tsy voatery ho gasy io na vazaha an , r`efa misy vola d`efa ok basy .
20. Herimiafina
(
29/09/2005 16:52)
Raha misy transaction atakalo vola ao, misy marché zany dia marché an'ilay voakazo voarara, dia prostitution ilay izy.
Fa raha misy promesse de mariage tsy misy takalo vola mivantana na intérêt mivandravandra hafa dia tsy prostitution.
Inona moa no atao hoe tsena: tsy voatery eny analakely foana na le eny amin"ny pochard fa azo atao hoe tsena daholo anie ireny varobarotra madinika ireny na any antranonao aza e. Rehefa misy ECHANGE DE BIENS ET SERVICES contre REMUNERATION na TROCS tsotra dia tsena daôlo.
Ka raha io tsena io no antony hiarahana amin'ny vazaha dia malahelo aho milaza aminao fa prostit zany. Tsy voatery le mijorojoro avao e.