gasy sy vazaha= prostitution foana ve?

21. Veloo ( 29/09/2005 17:09)
fasaly a tokony torina aky zany bandy vazaha zany kle...mba ratsy totra kle...
22. Herimiafina ( 29/09/2005 19:08)
Iza zany vazah zany ngô de le fantatro iny. Le manao pataloha jean, de mitondra moto de miovaova sipagasy toutes les heurs iny? hehehehehehe:-D
23. ponita ( 30/09/2005 10:53)
fa zao ary e, raha mahita sipa gasy sy bandy vazaha nareo na ny inverse eny an-dalàna, tsy alalina alavitra ny saina , fa du premier coup an, tonga ve dia eritreretinareo hoe makorelina ilay olona?
24. booboo ( 30/09/2005 11:17)
a a a !
25. ponita ( 30/09/2005 12:38)
fa zao ary e, raha mahita sipa gasy sy bandy vazaha nareo na ny inverse eny an-dalàna, tsy alalina alavitra ny saina , fa du premier coup an, tonga ve dia eritreretinareo hoe makorelina ilay olona?
26. mandrindra ( 30/09/2005 13:29)
tsia, fa iza moa ianareo no afaka tonga dia hitsara izay ao ampony ny olona. Mba nanadihady ve izay vao manao tsoakevitra.
Fa na makorelina koa aza izy inona moa no tokony ho olona, izay no hitany fa mampety n y fiainany dia alao ny azy andeha amin'izay. Fa tsy manao vavan'ny mpitsikera avy ety ivelany fotsiny nefa olona tsy naninona azy akory dia tonga dia miseho mitondro molotra. fa ianao mitsikera io angaha lafatra ?
27. ravakamalala ( 30/09/2005 13:44)
Aoka marina !8O8O
28. Herimiafina ( 30/09/2005 19:28)
Raha fantatro le vazaha hoe efa manambady de izay no tonga ato antsaiko voalohany. hehehehehehe:-D:-D:-D:-D
29. hps ( 30/09/2005 19:51)
Tena tsy arako le kôzy eh!ny ahy Proposition no fantatro fa tsy prostitution zany ok!:lol:
30. Herimiafina ( 04/10/2005 04:51)
Inn moa no dikan'ilay hoe "prostitution" fa tena tsy haiko, fa raha manome définition ianareo de haiko tsara ny mamaly azy. hehe
31. Veloo ( 04/10/2005 17:43)
ary ahona raha ohatra oe tsy gasy ilay kala na bandy miaraka @ vazaha ohatra oe kala na bandy avy any amerika latina na afrikana etc dia makorela ko va zany? tssssssssss mba limiteo ry reto a efa nolazaiko tery ambony tery fa ny makorela anie tsy iray ihany no miaraka aminy no sady hafa mihitsy ny fihetsiny sy ny fisainany (vola ihany ny ady eo)... mivaro-tena eeeeeee:twisted:
32. Herimiafina ( 04/10/2005 22:27)
Ka misy kou makorelina fidela be amin'ny client-ny iray kah, pretty woman e. F'angaha moa ratsy ny makorelina? Aza manambany asa ôtsan'izany ry reto an. hehehe:-D:-D
33. ponita ( 05/10/2005 08:03)
ary ahoana ry reto ny mba eritreritrareo mahita an'ilay sipakely miandry vazaha eny amin'ny boite reny an?
34. Herimiafina ( 05/10/2005 14:03)
Reny njay de te-hirevy tsotra izao e, mba te-hampitovy tena kely amin'i Lizy Mac Guire sy ry Britney kely izy de mitsandraka revy, ka miheritreritra fa any amin,ny vazaha ny revy.
35. hps ( 05/10/2005 17:40)
ilay lazainareo fa fidel indray aloha amiko,na izy jaloky,na jobilo ilay kôfy ka tsy anisan'ireo mando vola eh!sady garde corps ihany koa dia refa tsy lafo ny entana entina mody :-*
36. founy ( 15/10/2005 13:38)
fitiavana ihany no mitondra an' io nama fa tsika gasy mbola tsy mahazaka demokrasy sy tsy mahazaka fandrosona a ! za gasy fa sahy mijoro @ zany ! tsy d malaln-tsaina lotra tsika gasy fa na sosy na vody fona !
37. Herimiafina ( 15/10/2005 20:34)
eeeeeh, ka le definition anlé fitiavana mintsy aza no mety nitatra ho sosy sy vody noho ity fahalalahana gaboraraka ity kou.

halalaho daholo de ho very ny repere e.

farany hanontany tena daholo injay hoe, tokony hekanjo aza ny olombelonsa sa tsia?
De halalahana koa ny fanaovana akanjo. hehehe:-D:-D:-D
38. boalimena ( 17/10/2005 17:19)
fihevitra ny tsy dia ao laotra izany ry namana isany a!,na sipa gasy manaiky vaz na bandy gasy mahazo vaz,amin'ny olona tena liam-pandrosoana mandeha ho azy izany,
39. Herimiafina ( 17/10/2005 21:30)
Eeeh, mon kamarady boalimena, ny anah zao sipa rosiana no mba tena tadiaviko, hehehe:-D:-D:-D:-D
40. jajaf401 ( 18/10/2005 10:49)
ny definition prostitution mihintsy no mbola tsy fantatrareo angamba fa afaka misaraka tanteraka @ fitiavana io; ary kely fotsiny ny iombonany; ny iray +tôt exploitation ary ny iray +tôt affinité.
aza afangaro.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3612