gasy sy vazaha= prostitution foana ve?
41. Herimiafina
(
19/10/2005 04:56)
Ataon'i jajaf401 milay eo nareo menakavy ze mbola tsy mahay manavaka an'ireo an, hehehehehe :-D:-D:-D:-D
42. menakely
(
20/10/2005 10:37)
za aloha Gasy,cotier ,manambady vazaha;tsy fantatro na ataonareo pute na tsia fa tiko izy ary tsy ialako satria mahavita ahy sy ny fianakaviako ary mety faty no hisarahanay.
Fa @ko ny atao hoe:PROSTITUTION: dia na lahy, na vavy, na Vazaha, na Gasy,na Mainty, na Fotsy, na Tavaratra, na sns... karehefa manambady nefa mbola miaraka @ olona hafa dia pute,olona 1 miaraka @ olona 2 dia pute,misolosolo sipa isa-minitra dia sipa;
@ko dia zay ny raisonnementko fa ny enao tsy haiko,ary iosamy mijery ny mahasoa azy fa aza maneligelina ny hafa.

43. nikopol
(
20/10/2005 10:40)
iinn doly zany ry menakely an!
samy manao ze voulez -vous any io e ! tsy misy idirany pute sy prostration zany :-D

44. ponita
(
21/10/2005 16:44)
ka zao nge ry reto e, fa nareo any dago any rehefa mahita sipa gasy miaraka amina fotsy ianareo , tsy tonga ve ny ao an-tsainareo de hoe makorelina iny zao matoa nahazo tsoka!
ny aty finda aloha hafa ny aty e, aleo tsy lazaina
ny prostitution ndray de égal rapport sexuel en échange à de l'argent ny définition-ny!
ce qui fait na tsy miovaova amina bandy na sipa maro aza ilay koksa fa omena vola izy en contrepartie an'ilay rapport sexuel de efa nivarotra ny entany izy izay, efa nisy marchandise tao e!de aona zany?

45. menakely
(
21/10/2005 18:40)
salut,
ka le titre sujet mihitsy no mandreraka,
en plus jereo ange ny anaovany sasany anay cotier?
fa maninona zahay no atao an'zao?
zaho zao manana namana merina tanora kely miaraka @ na antitra be fa tsy asiako quoi na 1s satria fiainany io ko,za angah afaka hanome azy 1Fmg, de nisy koa sipa merina 1 niaraka t@na mainty be de mandaiga @ fianakaviany any Dago de ataony vazaha no miaraka @ny fa hoaina be hono izy raha fatatra ny fianakaviana ny ataony, de zao izy manambady bandy ny Tana eto( vady ao antrano) nefa mbola mandeha misoratra anarana mitavy vazaha ary tena tratrany ilay bandy Gasy de inona no anarany izany @nareo zay manejika cotier?
olona fantatro ary tsy miady @ko ry zareo fa raha tsy zany nomeko anao ka hatraminy adresiny,
maro aza sipany tana hitako mandeha mivaivady vazaha mitady ttasy sns...(tsy omeko tsiny aloha ry zareosatri mety tsy fidiny ho azy fa tereny zavamisy)
fa hoany izay manejika cotier tais-toi,tsy cotier ihany ary tsy gasy ihany fa ny rehetra2 arakaraka ilay situation io.
iza zao miteny @ nao fa pute za?hano taiko.
zao ihany no mahatonga ny gasy tsy mifandray aty, satria noho raciste ataonareo sasany

46. hps
(
21/10/2005 18:43)
merci ponita,manaiky ny hevitrao za e!Sady io koa anie le mitondra azy no mitsara ny fomba itondrany ny tenany hoe tena amour ve le iarahako @ ty olona ity sa zvt hafa.Refa miprost mou izy de azy ny azy ary io hita @ fomba fiainana andavan'andro e!:wink:
47. ponita
(
22/10/2005 16:00)
menakely a! desolé aloha fa misy resaka tsy arako ngamba tany aloha tany, za manokana dia tsy miditra ao anatin'ilay hoe gasy= cotier ou merina, pour moi gasy= nationalité malagasy!io dernier io no cas resahiko eto
tsy ny cotier manambady vazaha irery no resahiko, mahagaga ahy d'ailleurs hoe inona no tena mampisafoaka be anao amizao nefa ianao ihany de efa mahalala fa na merina na cotier de samy miarak amina vazaha? za kou manana havana manambady vazaha saingy taty ry zareo no nifanena (aty finda io) ka tsy nisy nitsikera ry zareo , sady ilay gasy lehilahy, de tsy nisy nanao hoe koksa! fa ny sipa raha vao miaraka amin'ny vaza na fotsy na mainty na manga na mavo de koksa fona hono!izay ny ahy ny tsy azoko
momba ny problema cotier sy merina izay mandreraka ny sainao ndray de efa tantara mipetraka mandrakizay angamba io, tsy ahitana vahaolana intsony, toy ny merina andriana sy andevo
ianareo cotier aza tokony hifaly fa mbola manana prince sy roi, ny an'ny merina vao hotadiavana sy hofakafakana ny tena marina aminy!!!!

52. Herimiafina
(
23/10/2005 07:25)
Lavitra loatra, afaka manao komandy avy aty ve, raha mila carte de credit tsy olana, hehehehe:-D:-D:-D:-D
53. diloo
(
26/10/2005 23:35)
Akory aby,
Misaotra an\'i Menakely.
Tsy tokony hifanditra isika samy malagasy.
Samy manana ny\"dignité\" ny olona tsirairay.
Samy manana ny safidim-po tiany ho tanterahina,hihainana sy hitiavana.
Samy manana ny fahasoavana tandrifiny avy ny olom-belona.
Koa araka izany, raha tsy manan-katao ny sasany amintsika,dia avelao ny namana nifidy ny olon-tiany, na gasy,na vazaha, na iza na iza hanao ny fiainany.
Aoka isika tsirairay samy andini-tena fa tsy hifaly hitsikera ny hafa.Mieritrereta ihany ry zalahy sao miverina aminao ihany ny tody indray andro any.
Izaho merina ary miaro an\'i Menakely.