www.kilonga.com

1. ponita ( 25/09/2007 13:15)
Miarahaba an'ny namana rehetra.

Manao antso avo aminareo fa misokatra ny tranonkala www.kilonga.com version 2.0, natokana ho an'ny mpivady, ny ray aman-dreny, ny reny malagasy rehetra manerantany kanefa mety mahaliana ireo vahiny manambady malagasy ka mila toro-hevitra....

Miresaka manokana momba ny fiterahana,ny fanabeazana, ny resak'olon-dehibe sy maro hafa koa ho an'ny mpivady, ny ray aman-dreny, ny reny

Afaka midinika ao amin'ny forum amin'ny teny malagasy na teny frantsay
Misy zavatra maro hafa azo atao (mandefa sary, video, tantaram-piainana)
Raha misy liana amin'ny fikarakarana ny tranonkala dia manorata

Ankafizo ary o!
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 14:26
2. xxx ( 25/09/2007 14:15)
eto koa azo hanaovana anireo rehetra ireo ka!
3. hery ( 25/09/2007 14:18)
xxx> Tsy manin na any aza kah. Satria any koa miteny vazaha.
4. ponita ( 25/09/2007 16:06)
xxx> manahoana,

azo anaovana an'ireo rehetra ireo daholo anie ny site rehetra misy e, saingy "spécialiste" i kilonga.com.
Tsy manakana anareo tsy hitafa eto akory ny fisian'ny tranonkala hafa.
Anao ny safidy!
5. ravatorano ( 26/09/2007 05:11)
mafinaritra e
fa tsetsatsetsa tsy aritro ity ilay site toa lazaianhoe kilonga nefa ilay kilonga ao toa vazaha ba kanou ! mba ataovy an ilay kilonga hatagny an tanana reny mare !
hihihihih
:-P
6. ponita ( 26/09/2007 08:20)
ravatorano:

mafinaritra e
fa tsetsatsetsa tsy aritro ity ilay site toa lazaianhoe kilonga nefa ilay kilonga ao toa vazaha ba kanou ! mba ataovy an ilay kilonga hatagny an tanana reny mare !
hihihihih
:-P


Azo dinihina tsara ny hevitrao kà, raha misy te handefa lahatsoratra amin'ny teny malagasy dia raisina an-tanadroa mihitsy

Ny antony mantsy dia misy ireo reny frantsay manambady malagasy koa mitsidika ao é,

7. tsaramaso ( 27/09/2007 03:04)
foplosy be le kilonga.com le !!!!!
8. tsaramaso ( 27/09/2007 03:05)
tsaramaso:

foplosy be le kilonga.com le !!!!!

Miombon-kevitra !!!!! hahahahhahaaa !!!!!!!

9. ponita ( 27/09/2007 07:06)
tsaramaso:

tsaramaso:

foplosy be le kilonga.com le !!!!!

Miombon-kevitra !!!!! hahahahhahaaa !!!!!!!





Misaotra anao nanome ny hevitra, manosika ny tenanay hivoatra hatrany ny toy izao.

AFaka mandefa lahatsoratra (malagasy na frantsay) ireo izay manana aingam-panahy.
10. tsoupou ( 02/01/2008 14:26)
Mlay kosa alo lé iz ry zalah fa ny tena marina mbola tsy mi-intéressé anareo lé kozy dé lasa otran oe manaintaina be lé site a
:@ :@ :@ :-$
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2363