Liste des messages

Liste de tous les messages, par ordre de date
Jeankely ( 30/09/2007 05:46)
Mahazo seza variana miterikiho sy milela-molotra ve?
Taritina ny olona hoe aty no lalana tsara satria ahazo seza. Rehefa mahazo seza dia faly sy miterikiho ary tena milela-molotra tsy mahita ny olona. Rehefa tonga kosa ny andro hialana amin'ny seza dia ... suite
répondu par Jeankely le 04/10/2007 13:51
ratonga ( 29/09/2007 23:04)
zah te ho any aminao
http://dailymotion.alice.it/swf/7kM88ULOKCagral0A... suite
répondu par cutie le 11/10/2007 16:55
boubounezy ( 29/09/2007 21:28)
pes 2008
tô ivôka @ volana ambony ny jeu pes2008 ho anareo ty manao io lalao io i halô3 kou tsara b xbox 360. mazoto milalao ary é!... suite
répondu par niryna le 12/10/2007 21:50
ratonga ( 29/09/2007 20:33)
matimboninahitra
http://dailymotion.alice.it/relevance/search/fou+hehy/video/x2gicq_tsiky-tsidika-matimboninahitra_family... suite
répondu par Fiffi le 08/10/2007 09:03
zandikely ( 29/09/2007 20:26)
Bandy 24 taona, nanao mariazy amina vehivavy 82 taona
Man 24, weds 82 year old brides A 24-year-old Argentine man has married a woman 58 years his senior. The groom, Reinaldo Waveqche, told reporters after the ceremony in Santa Fe, northern Arg... suite
répondu par sylvoalias le 07/12/2007 16:08
soanja ( 29/09/2007 20:09)
Matoa misy ny sekta dia
- Satria betsaka ny fanontaniana napetraka na hevitra tsy mitombona natsofoky ny fiangonana tsotra na main stream tsy voavaly na tsy nojerena akaiky momba ny fiainana ara-panahy n'ireto namorona sekta... suite
répondu par rinja le 08/10/2007 16:03
gasynamana ( 29/09/2007 19:44)
Miankina amin'ny fananana, na tsy fananana ve ny finoana
Araka ny hevitr'ity manam-pahaizana iray dia ny fahantrana sy ny anohanana no matonga ny olona hino an'Andriamanitra, fa rehefa voky sy manana ny zavatra rehetra izy dia hadinoany mora io Andriamanitr... suite
répondu par fijo le 12/10/2007 21:11
cutie ( 29/09/2007 18:19)
blessing of pets
Asa any @ toerana sasany fa aty aminay misy ny fanaovana tso-drano ny biby . An event in honor of St Francis Assisi :) Dikan'zany azo lazaina we manam-panahy koa ny biby :) Sa ahoana hoy nareo :)... suite
répondu par cutie le 13/10/2007 00:24
bilakarenjy ( 29/09/2007 15:14)
MBA MANAMPY ANAO @ SAROTRA VE NY BBLNAO NEFA DE ATAO TOY IZ
[img]http://img509.imageshack.us/img509/2741/redneck128oo8.jpg[/img] Sendra nahita ity sary ity za de lasa saina hoe : tena tsy raharahian'ilay tompony ilay fiara fa de izay mahatsotra ny fiainany no... suite
répondu par bilakarenjy le 28/11/2007 20:12
karinah ( 29/09/2007 15:01)
Mba mangataka Tononkira: "Dia maninona" an'i Rossy!!
Salama daholo, mba mangataka ny tonon'io hiran'i Rossy io ho an'izay afaka mahita azy. Merci!! ... suite
répondu par karinah le 01/10/2007 12:53
bolida77 ( 29/09/2007 14:58)
mila fanampiana momba ny zanako
manoratra havia ny zanako tsy mety ovana havanana mitsy izy mbola classe de maternelle izy nefa de mahazo kapoka am mpampianatra fona fa miadana be hono ka ahoana ny tokony ataoko mba hanazarako ny za... suite
répondu par miraymel le 26/11/2007 05:30
tezitra ( 29/09/2007 14:53)
ELECTION LEGISLATIVE:SYLLA plus haut, plus rapide, plus fort
[b]1 ) Zafy Albert et Rakotovahiny sont les seuls gagnants :[/b] -Car ce sont les seuls qui ont demandé aux gens de ne pas aller voter. Résultat du course : 70% de d’abstention, c’est l... suite
répondu par Jeankely le 01/10/2007 12:57
diamondra27 ( 29/09/2007 13:43)
mivoleza Parson Jacques
Sendra mba nandalo tao @ RVG dia nahita an'ity "mivoleza ity " http://www.pcplanets.com/videos-113421-Mivoleza-Parson-Jacques.shtml# http://serasera.org/tononkira/?rub=tononkira/hira&id=2730 ... suite
répondu par diamondra27 le 01/10/2007 06:06
diamondra27 ( 29/09/2007 12:51)
Mitady Anciens Elèves Stella Maris Tamatave
Sao dia mba misy mpianatry ny Kolejy Stella Maris fahiny ianareo mpamaky, mipetraka eto France Mikarakara fihaonana 'zahay dia afaka contacter-nareo izay liana ny momba izany ao @: aasmf arobase... suite
répondu par bilakarenjy le 08/11/2007 18:10
soanja ( 29/09/2007 11:45)
Ny planeta MARS
Ho antsika izay tia mijery/ mandinika ny lanitra. Hanakaiky antsika ny planeta tany, indray ny Planeta Mars atsy ho atsy ka raha te ahita izany fihetsiny izany ianao dia ataovy vonona ny telescopy m... suite
répondu par soanja le 30/10/2007 03:54
tsinjo ( 29/09/2007 09:35)
Rafilômen
Nandao antsika i ZAFIHITA , very olomanga iray indray ny tontolon'ny mpanakanto. Miarary fihononana feno ho an'ny fianakaviany manontolo.:(:( [b]Mandria am-pihadanana Zafihita a[/b]^:^... suite
répondu par rvoulah le 17/10/2007 14:27
voniala ( 29/09/2007 08:23)
Aoka isika hivavaka hoy i Ngay Maopera
hatraiza tokoa ny finoana hananantsika tanora ankehitriny?Miozongozona tanteraka,indrindra fa rehefa ny hitady vola no tonga ao am-bavantsika ao.Andriamanitra,ny Razana,ny Tenanaotsy misy hinoanao int... suite
répondu par voniala le 08/10/2007 09:23
gasynamana ( 28/09/2007 23:18)
resaka mitohy.
Mba tiana hotohizina kely ity resaka ity. http://forum.serasera.org/index.php?rub=dinika/message&msgid=m46e7abe548b0e fijo: Ka na mino na tsy mino ianareo dia tsy afaka hanova ny fahamarinan'iza... suite
répondu par fijo le 05/10/2007 21:31
xxx ( 28/09/2007 21:18)
inona no atao
manana namana vavy aho, mipetraka @ ho rafozany izy(future beaux parents), dia ilay rafozandahy amin zao fotoana izao mikoty2 azy, izy anefa tapitalan kaleha,manao formation no ataony, itadiavany asa,... suite
répondu par rovas le 01/11/2007 15:38
fijo ( 28/09/2007 20:52)
inona no antony
hoanareo mpikambana amina sekta,"ry niryna,gasynamana,tsaramaso,sns"inona no antony nahatonga anareo hiditra amin'ireny nefa ny katolika sy ny protestanta eo mbola manohy hatrany ny asany?????sa misy... suite
répondu par fijo le 02/10/2007 22:33
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.7522