Ny planeta MARS
1. soanja
(
29/09/2007 11:45)
Ho antsika izay tia mijery/ mandinika ny lanitra.
Hanakaiky antsika ny planeta tany, indray ny Planeta Mars atsy ho atsy ka raha te ahita izany fihetsiny izany ianao dia ataovy vonona ny telescopy manomboka amin'ny volana Novembre iny ka hatramin'ny Janvier 2008.
Ahoana ny fomba hijerena azy?
Atodika miantsinana - avaratra Atsinanana ny maso na ny telescopy ary izy dia hibaliaka tokoa rehefa aorian'ny misasakalina. Tsy hibaliaka mihoatra an'i Juputer akory anefa izy na i Sirus saingy ahita azy mazavazava kokoa isika noho ny andavanandro.
Manomboka amin'ny 18 Decembre ka hatramin'ny Janvier 2008 dia hiposaka mazava izy rehefa hilentika ny masoandro ary hilentika izy rehefa hiposaka ny masoandro.
Mazotoa mandinika io lanitra io fa betsaka ny zavatra azo tsoahina amin'io. :-*:-*:-*:-*

novalian'i soanja ny 30/10/2007 03:54
2. tafita
(
29/09/2007 16:22)
dia efa maro no nitonantnana tamin'ity resaka ity satria efa nisy resaka t@ 27 Aout , inona anefa fa zavatra tsy nisy akory .. Ka aleoko matory tsara amin'ny alina , fa mbola hanao voyage eny mantsy aho indray andro any ....
3. Fiffi
(
29/09/2007 16:48)
http://www.planete-mars.com/
http://fr.news.yahoo.com/afp/20070924/tsc-inde-espace-mars-usa-c2ff8aa_1.html
zany hono...La Nasa a l'ambition d'envoyer un Homme sur Mars d'ici à 2037

6. simplex
(
29/09/2007 17:57)
za koa tena anisan'ny mpankafy resaka univers sy ny espace io. Zany hoe sady sarotra le cours-na cosmology no mampavery finoana k aleo milamina :roll::°)8)
Site interessant:
http://www.bbc.co.uk/science/space/
http://edition.cnn.com/TECH/space/archive/
sady misy rss ireo an ;-)
ankafizo,

7. tsaramaso
(
29/09/2007 18:04)
naughtyboy:
nena ny tiko de mandinika planet venus
hijery fotsiny ve le ???!!!!!! hahahaaahaaahha
10. Soniamada
(
29/09/2007 18:41)
misaotra an'i soanja nizara fa dia mba zavatra tiako io resaka astronomie io!^:^
fiffi>>> mbola ambition ve en 2037? Dia tsy ho lasa any mitsy raha izany fa dia aleo manonofy fotsiny:D

12. soanja
(
30/09/2007 00:45)
Misaotra antsika nanoro sy nanome hevitra momba ny zavatry ny lanitra azo tsapain-tanana FA TSY TAKATRA. hihihi
Mahasondriana ary mamparisika ahy ny mijery ny kintana sy mamantatra ny momba azy ireo amin'ny lafiny rehetra.
Amiko mantsy dia mifandray amin'ireo ny fiainantsika andavanandro ary miara misy isika rehetra. Deraina tanteraka izay nanamboatra antsika fa tsy azo lavina ny fahaizaNY!

13. ikaretsaka
(
30/09/2007 02:25)
tsara ny mijery kintana ka..
fa aleo tsy toizina sao tsy azon'ny sasany dia lazainy fa mananjo eo ry soanja a

14. soanja
(
30/09/2007 02:45)
mananjo manao akory zhao, Ika?
Zah aza saika mba hangataka admin hoe asivo resaka constellation/ cosmos/ universe sns koa toa ny resaka fiarakodia sns fa mba te handalina sy hianatra ary hampita izay mahaliana izahay.

16. naughtyboy
(
30/09/2007 16:21)
ahoana no andinihana azy ozy fiffi ,dinihana fa lalina ny venus @ zv henjana(toy ny saina):)
tsy jerena fotsiny fa tonga de karakaraina otrany tsaramaso ihany andrahona ra manta de ohanina ra masaka:-D

18. soanja
(
30/10/2007 03:54)
cutie:
andrasako akia io ry soanja a
efa vonona ny telescope :)
Amin'ny 14 Novembre hono defa mety ho tazana tsara izy. Tsy lavitra ny volana aky, ankavanany ambonimbonyy tsy misasaka akory no misy azy rehefa tazanin'ny maso.
I Cirius no mazava be ankavanany ambanimbany. Raha be rivotra ny andro de sarotra mitazana azy. Enga anie ka hazava ny lanitra amin'io raha tsy izany dia amin'ny 2016 indray hono vao hita izy nefa tsy ho goavana toy izao.
Vonona ve indry? :D