blessing of pets
1. cutie
(
29/09/2007 18:19)
Asa any @ toerana sasany fa aty aminay misy ny fanaovana tso-drano ny biby .
An event in honor of St Francis Assisi :)
Dikan'zany azo lazaina we manam-panahy koa ny biby :)
Sa ahoana hoy nareo :)

novalian'i cutie ny 13/10/2007 00:24
2. boubounezy
(
29/09/2007 18:45)
cutie za alou ty biby ka na tsofina rano aza izy d maika mafalt b anah
3. ikaretsaka
(
29/09/2007 18:56)
misy olona rehefa mahazo angady vaovao dia omena tso-drano ny angadiny!
misy koa olona rehefa alohan'ny honina ao anaty trano na hangady fototra trano dia omena tso-drano s hanaovana fotoam-pivavahana eo amin'ilay tany sy ny trano vao honenana.
Misy ny mpanao baolina, ohatra Maradona, Ronaldo, Joe diMaggio, Jorge Posada sns.. mitondra ny godasse-ny sy ny maillot-ny ho tsofin-drano, alohan'ny hanaovany bolina.
dia misy fanahy aby ve ireny rehetra ireny?
fitaovana enti manao ny asan'andriamanitra (hahatsaratsara kokoa ny asa: na kialao io na fonenana) sy hiderana Azy no antony

4. Fiffi
(
29/09/2007 18:58)
zah kalou mbola tsy nahita na naharé an'zany an ! de tso-drano am inn zany ? ohatra manko hoe ny olona hivady de mahazo tso-drano avy am RAD....fa le biby inn ? nefa avy eo ho hanina ? :roll:
5. ikaretsaka
(
29/09/2007 19:07)
ny ifandraisan'ny hoe rehefa @ fetin'i Md Francois d'Assise indray sy ny fitsofan-drano ny biby, dia noho izy nampiasa ny biby sy ny zava-boahary ho anisan'ny fitaovana entina midera an'Andriamanitra
misy ilay hoe "canticle of the sun" na hoe "Antsan'ny zava-boahary' izay.. fomba fivavaka hiderana an'Andriamanitra amin'ny alalan'ny zava-boahary,
http://en.wikipedia.org/wiki/Canticle_of_the_Sun
Inoako fa hain'dry tywa sy ry Ari sy ry hery sy ry Rasily sy ry pissoa tsara mihitsy io rehefa hiurainy @ teny gasy:wink:
manao hoe "Ry habakabaka o! ankalazao ny Tompo" :wink:
ao @ hira Ankalazao ao @ website katolika ao toa misy

6. simplex
(
29/09/2007 19:33)
mety hoe manampy an'ilay tompon'ilay biby hanakaiky kokoa an'A/tra ny fangatahana tsodrano an'ilay bibiny :)
sinon otran'ny manao zavatra @ zavatra tsy misy hifandraisany mintsy le izy. HS tanteraka. Mitovy @ manopa vava @ ol marenina na manopa @ tanana @ ol jamba :roll::)
7. aloalo
(
29/09/2007 19:53)
efa nahare izany aho, dia tonga daholo ny oul mitondra ny biby.
http://www.quefaire.be/B%C3%A9n%C3%A9diction-des-animaux-et-messe-en-l-honneur-de-Saint-Fran%C3%A7ois-d-Assise-69278.shtml

8. Papoose
(
29/09/2007 19:54)
tsara kosa zany fa tena manome value ny bibiny ny olona.
Unfortunately, izaho tsy tia biby domestika! nefa za raha hiompy akoho dia toa tsy asaiko asiana tso-drano zany le!

9. soanja
(
29/09/2007 20:00)
Vaovao amiko tokoa aky zany Cutie.
Mahavariana tokoa. Ndeha hoentiko hangatahako tso-drano zany le guinea pig-ko ao fa mitady hanary aina sahady le izy. Izy aloha efa antitra be fa angamba voan'ny rhumatisma fa sty mahahetsika intsony. De malahelo be zah isika ny mijery azy. Efa mivavaka foana aho mampiakatra ny moraliko fa kely sisa de hisaraka izahay raha ny fahitako azy. :cry::cry:

10. cutie
(
29/09/2007 20:28)
soanja
jerijereo any @fiangoanana katolika fa any no misy fanaovana an'io. :)
Hopefully he'll get better in spirit and in health :wink::lol:

11. cutie
(
29/09/2007 20:31)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 29-09-2007 21:33:23
Lohateny : Re : blessing of pets
mety hoe manampy an'ilay tompon'ilay biby hanakaiky kokoa an'A/tra ny fangatahana tsodrano an'ilay bibiny
sinon otran'ny manao zavatra @ zavatra tsy misy hifandraisany mintsy le izy. HS tanteraka. Mitovy @ manopa vava @ ol marenina na manopa @ tanana @ ol jamba
tena HS tanteraka:-D:-D:-D:-D
12. cutie
(
29/09/2007 20:32)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 29-09-2007 21:07:47
Lohateny : Re : blessing of pets
ny ifandraisan'ny hoe rehefa @ fetin'i Md Francois d'Assise indray sy ny fitsofan-drano ny biby, dia noho izy nampiasa ny biby sy ny zava-boahary ho anisan'ny fitaovana entina midera an'Andriamanitra
tsy haiko njay ny @iny fa we izy hono toa very good at communicating with animals :)
13. cutie
(
29/09/2007 20:33)
. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 29-09-2007 21:54:54
Lohateny : Re : blessing of pets
tsara kosa zany fa tena manome value ny bibiny ny olona.
Unfortunately, izaho tsy tia biby domestika! nefa za raha hiompy akoho dia toa tsy asaiko asiana tso-drano zany le!
zay manko ze tiana ihany io :lol:
raha nanana akoho koa alou za tsy nentiko tany mitsy e :-D:-D:-D:-D
14. cutie
(
29/09/2007 20:34)
Mpandefa : boubounezy [ Valio ] 29-09-2007 20:45:26
Lohateny : Re : blessing of pets
cutie za alou ty biby ka na tsofina rano aza izy d maika mafalt b anah
za koa :lol::lol::lol::lol:
15. cutie
(
29/09/2007 20:34)
fitaovana enti manao ny asan'andriamanitra (hahatsaratsara kokoa ny asa: na kialao io na fonenana) sy hiderana Azy no antony
ekeko zay tompoko :lol::lol::lol::lol:
16. ikaretsaka
(
29/09/2007 21:00)
4 octobra ny fetin'ny st francois d'assise izay te hitondra ny bibiny hitsofin-drano.
HS Ireo izay malala-tanana .. mba ampio hitadiavana cage ngezangeza ho an'ny hamsters ato amiko ato:( moa ireo izay te hiompy dia misy gratos afaka alaina maromaro ihany aty!
(miteraka foana koa ireny biby ireny ry soanja an)

18. ikaretsaka
(
29/09/2007 21:48)
ato an-trano... fa ahoana?
tsy ampy ny fandrinako ato fa sao de hoe hanao vokansa eo an