blessing of pets

61. ikaretsaka ( 03/10/2007 22:34)
ahoana tokoa ny @ ireny le hoe biby lazaina fa tsara fanahy sy ratsy fanahy ireny.. misy le ohatra hoe mamindra fo aminao , sy biby manampy anao
62. cutie ( 03/10/2007 22:36)
ka efa efa we misy raha ao zany:-D
63. Papoose ( 04/10/2007 16:15)
ny akoho ohatra!:wink:
64. fijo ( 04/10/2007 20:38)
misy fanahy letsy ireny an,aty amintsika izao efa misy fasana koa ny biby.any azia moa di ahoanin amihintsy mba hampitombo ny fanahindry zalahy
65. ikaretsaka ( 05/10/2007 00:28)
ny akoho ry papoose natao ampiadiana a! sady ireny ratsy fanahy fa tsy mba miantra ny efa kola fa ny hikapoka sy ny hitsaingoka ary ny hamely fantsy ihany

fa ny tanalahy izao rehefa ampiadiana ka voa be ilay akamany dia tsy miady intsony
sy ny kankana izao mahafoy ny tenany ho an'ny trondro (fitiavana be izany an)
66. fijo ( 05/10/2007 21:22)
misy fanahy izany ny biby fa aza hoanina intsony
67. Papoose ( 06/10/2007 04:35)
akoho vavy v de hampiadiana?mba tsy mahita biby ampiadiana koa elah raha ny vavy no asaina miady!
tsy ratsy fanahy zany ny akoho amiko aloha e!
ny alika koa anie manaikitra e!za efa impiry!:roll:
68. ikaretsaka ( 06/10/2007 22:44)
ny akoho vavy anie miady ho azy e
69. vavolombel ( 08/10/2007 19:15)
mbola tsy arako hoe nanao io asa fitsofana rano ny biby io ny tompo!ny namoaka ny devoly nankany amin'ny kisoa no nataony fa tsy nanome tso-drano azy!
70. Papoose ( 09/10/2007 00:30)
Ika, odoyeeee!!!!!
71. cutie ( 10/10/2007 12:45)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 05-10-2007 23:22:35
Lohateny : Re : blessing of pets
misy fanahy izany ny biby fa aza hoanina intsony

manao vegetariana daholo @ zay :-D
72. fijo ( 10/10/2007 21:02)
izay mino ny fanahy ka,fa isika mihinana ihany.
73. cutie ( 11/10/2007 16:52)
:-D:-D:-D:-D:-D
74. fijo ( 11/10/2007 21:00)
izany ko
75. cutie ( 11/10/2007 21:43)
za tsy mihinana koa:)
76. fijo ( 12/10/2007 20:54)
fa inona ihany no hoannin'ndry?ny ahy rehefa nofo de lerako
77. cutie ( 13/10/2007 00:24)
hihihihi
vary sy laoka:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0475