blessing of pets

21. soanja ( 30/09/2007 00:35)
cutie:

soanja
jerijereo any @fiangoanana katolika fa any no misy fanaovana an'io. :)
Hopefully he'll get better in spirit and in health :wink::lol:


Thanks Cutie. I'll check it out. :-*:-*:-*:-*:-*


22. ikaretsaka ( 30/09/2007 01:45)
cutie:

:-D:-D:-D:-D:-D state aiza

LI


23. soanja ( 30/09/2007 02:01)
ikaretsaka:

(miteraka foana koa ireny biby ireny ry soanja an)


Ika > raha akaikikaiky ianao de tonga tany zah hijery hoe firy no azoko alaina. Saingy ianao lavitra be de tsy misy fika.
Raha be dia be koa aloha le izy de hiteraka tokoa e. Ny ahy ato matsy raika madigna de izy efa handeha hody any amin'ny varotsimifody izao. :cry:
Ireny ve tsy toy ny bitro sy ny voalavo ihany ry Ika. Be fiteraka be! hihihi :-*:-*:-*


24. ikaretsaka ( 30/09/2007 02:18)
ka tsy tsara raha iray.... hoy ny boky!
tena gravy mihitsy izy ato ry soanja... tsy ampy herintaona de efa zafiafy sahady
25. soanja ( 30/09/2007 02:40)
ikaretsaka:

ka tsy tsara raha iray.... hoy ny boky!
tena gravy mihitsy izy ato ry soanja... tsy ampy herintaona de efa zafiafy sahady


Ie afaka manangana pet shop zany Ranadahy raha izay. Raha tsy diso aho toa efa vositra le ahy ato vao azoko. De izay le mampalahelo fa ho lasa tsy namela taranaka. :-*:-*:-*


26. ikaretsaka ( 30/09/2007 02:47)
hano fa laoky! ohatran'ny voalavo ala izany fa efa vositra ko!
ohatran'ny hena kisoa ny henan'ireny rehefa matavy .. marina e!
27. soanja ( 30/09/2007 02:52)
ikaretsaka:

hano fa laoky! ohatran'ny voalavo ala izany fa efa vositra ko!
ohatran'ny hena kisoa ny henan'ireny rehefa matavy .. marina e!


Sanatria any izany Ranadahy!!!:-*:-*:-* God bless your heart! good nite!


28. ikaretsaka ( 30/09/2007 02:55)
ohatranareo mihinana akoho mpiady ihany io.. maty fa resy avy any ..tonga dia any am-bilany
29. soanja ( 30/09/2007 03:00)
Isa koo. Zah tsy de mahavoa ny atao hoe biby afatsy ny trondro saingy raha misy mikarakara sakafo mahasoa ahy de haniko tokoa. Saingy ialako lavitra ny biby izay heveriko fa zanako sy ompiko ho fianakaviako!
30. cutie ( 30/09/2007 13:37)
Saingy ialako lavitra ny biby izay heveriko fa zanako sy ompiko ho fianakaviako!

miombon-kevitra :)
31. cutie ( 30/09/2007 13:37)
LI

aiza zany LI:roll:
32. ikaretsaka ( 30/09/2007 18:04)
any ananonanona any:wink:
33. cutie ( 30/09/2007 18:05)
so de IL fa tsy LI:-D
34. ikaretsaka ( 30/09/2007 18:09)
soa i soanja fa tsy farmer fa raha izany tsy hihinana ireny biby ao am-bala sy ao am-pisoko ireny.. satria raisinao ohatra loatra!

Izay no tsy azoko..miompy akoho ianareo, karakarainareo be, rehefa maty anefa ilay akoho de haninareo!
mamboly anana ianareo, karakarainareo be, dia avy eo haninareo!
mamboly vary ianareo, karakarainareo be sy hiosornareo fotaka mihitsy, avy eo hoaninareo

dia ahoana ihany?!:roll:

kaly ireny ko!
35. Papoose ( 30/09/2007 22:06)
za zao hiezaka ho tia alika satria reny hono no akaikin'ny olombelona kokoa! dia andeha asaiko omena blessing any anan!:D
36. cutie ( 30/09/2007 22:24)
good idea :)
37. xxx ( 01/10/2007 15:00)
".....Tsofy rano ny sakafonay...."
ny olona ihany no manampanahy reto a. ny ankoatrizay tsy misy. teo no nampiavaka ny olona zavaboarin'Andriamanitra. kiss
38. ikaretsaka ( 01/10/2007 16:43)
ny anay ZAHAY sy ny HANINA HOANINAY ka
samy tsofina rano aby
39. bosista ( 01/10/2007 18:59)
de biby inona daoly izao no azo tsofina rano? tokony mba tsofina rano ireny voron-dolo ireny mba tsy hanao ny fanaony amin'izay amin'ny alina,tokony halaina demonia mihitsy
40. cutie ( 01/10/2007 19:23)
Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 01-10-2007 18:43:06
Lohateny : Re : blessing of pets
ny anay ZAHAY sy ny HANINA HOANINAY ka
samy tsofina rano aby

zany an
nefa ny fiangonana katolika nge no manao an'io e
:)
Ohatra hafa koa, t@ za nano vakansy tany quebec de nitsidika fiangonana katolika malaza tany , st Anne no anaran'le fiangonana, de refa avy nivitra zavatra tao @ le gift shop, de efa misy mompera miandry eo ivelany hi -tso-drano ze zavatra rehetra noviadianao .
Ka aiza @ zany ny we ny hanina sy nareo ihany no azo omena tso-drano :roll:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0079