blessing of pets
41. cutie
(
01/10/2007 19:35)
Mpandefa : bosista [ Valio ] 01-10-2007 20:59:51
Lohateny : Re : blessing of pets
de biby inona daoly izao no azo tsofina rano? tokony mba tsofina rano ireny voron-dolo ireny mba tsy hanao ny fanaony amin'izay amin'ny alina,tokony halaina demonia mihitsy
:-D:-D:-D:-D:-D
ze biby ompiana ihany
raha miompy voron-dolo enao de tsy manin
sady reny nge aty aminay tsy mampatahotra mitsy :)
fa toa ohtran'ny tsy mety fa reny matory @atoandro , nefa le blessing @ atoandro no anaovana azy :)
42. ikaretsaka
(
01/10/2007 19:54)
bosista, azo tsofina rano koa ny vorondolo raha miompy vorondolo ianao!
curie, st Anne de beaupre?
jereo ao ambony ao
curie, st Anne de beaupre?
jereo ao ambony ao
misy olona rehefa mahazo angady vaovao dia omena tso-drano ny angadiny!
misy koa olona rehefa alohan'ny honina ao anaty trano na hangady fototra trano dia omena tso-drano s hanaovana fotoam-pivavahana eo amin'ilay tany sy ny trano vao honenana.
Misy ny mpanao baolina, ohatra Maradona, Ronaldo, Joe diMaggio, Jorge Posada sns.. mitondra ny godasse-ny sy ny maillot-ny ho tsofin-drano, alohan'ny hanaovany bolina.
dia misy fanahy aby ve ireny rehetra ireny?
fitaovana enti manao ny asan'andriamanitra (hahatsaratsara kokoa ny asa: na kialao io na fonenana) sy hiderana Azy no antony
44. cutie
(
01/10/2007 21:19)
curie, st Anne de beaupre?
cutie alou fa tsy curie a :-w:-w:-w:-w
st anne ihany no tadidiko :-D toa misy ifandraisany @masina maria izy io fa tsy tadidiko tsara ny relation an-dry zareo :)
45. ikaretsaka
(
01/10/2007 23:57)
St Anne de ebeaupre izany :wink:
ary ndry ve mila hamsters ihany sa tsia e?
ary ndry ve mila hamsters ihany sa tsia e?
47. Papoose
(
02/10/2007 02:37)
oops!hay kay moa misy saka ato aminay fa adinoko!sady manana aretina incurable izy de tena mety mila blessing le!:cry:
48. niryna
(
02/10/2007 05:39)
cutie a HS kely ity an.
Ny alika aty aminay manao satroka rehefa ho entin'ny tompony mandeha fa mafana ny andro sy may ny lohany.
Rehefa mangatsiaka indray dia manao akanjo,misy la neige indray dia manao kiraro kely.
Hoentina hetezana ny hohony sy borosina ny nifiny ary hetezana sy asiana shampoo ilay volony sady hamainina amin'ny fanamainam-bolo.Manana serviette speciale ny alika vavy ilainy isam-bolana :roll:oops!
Nisy olona niakatra fitsarana fa nampihady alika ary mety mijanona 6-herintaona any am-pigadrana mihitsy raha diso izy.
Ny alika indray dia ilain'ny olona irery fa mahatonga ny androm-pihainany ho maro sy mateza hono(mahalava andro hiainana ny manana azy sy ny saka )raha milalao sy mitondra azy mandehahandeha
Ho entina mivoaka isan'andro(2) ny alika ary efa misy plastic fandraofana ny malotony fa voasazy $400 raha tratra ka tsy mamafana ilay maloto.
Nisy video nilaza fa ny biby rehetra hono rehefa maty dia mandeha any an-danitra.Io aloha video fotsiny saingy,tsy misy fanahy ny biby ary izany no tsy hitovizany amin'ny olona.

49. ikaretsaka
(
02/10/2007 11:11)
tsara anie ny alika.. manampy ny olona amin'ny fahavelomany
rehefa maty izy..sakafo matsiro sy mafilotra!
ny biby rehetra moa izany e.. ho an'ireo izay mihinana
rehefa maty izy..sakafo matsiro sy mafilotra!
ny biby rehetra moa izany e.. ho an'ireo izay mihinana
50. cutie
(
02/10/2007 11:39)
niryna hihihhihi
mitovitovy @ io ihany koa ny aty ka :)
:-w:-w:-w:-w:-w:-w
mitovitovy @ io ihany koa ny aty ka :)
rehefa maty izy..sakafo matsiro sy mafilotra
:-w:-w:-w:-w:-w:-w
51. tsaramaso
(
02/10/2007 13:24)
>>>> Omeo sakafo ny saka
>>>> Omeo ny saka ny sakafo
hahahahaahaha !!!!! omeo ny alika ny tsodrano !!!!!!
52. ikaretsaka
(
02/10/2007 16:33)
omeo tsaramaso ny olona .. dia hanao tso-drivotra rehefa otsots'zxay!
56. fijo
(
02/10/2007 23:01)
cutie an,amiko isika biby rehetra.dia na samy manam panahy na samy tsy manana.
59. fijo
(
03/10/2007 21:37)
isika ka.hoy gasynamana izay:"tsy biby ihany ny olombelona fa olona manampanahy koa"izany hoe biby izy fa manampanahy.ka raha samy biby,nahoan aisika no hanana fa i toto tsy hanana