Lisitry ny dinika
Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
fijo
(
26/09/2007 21:46)
ny gasy mpino
misy zavatra tsikaritro hatrany mada ka mbola taratro eto.fa sarotra be hoan'ny gasy mpino ny hanaiky fa misy gasy tsy mino an'izany andriamanitra izany.
marihiko hoe gasy,satria amin'ny vazaha io di...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2007 20:50
mirabela
(
26/09/2007 21:01)
ndao ngé é
misy olona v ato amin ny serasera mavita manoratra teny gasy tena tsis diso mits?:roll8)
za mants t hiezaka , nefa to betsaka iany ny teny ts d itako firy ny dikany, fa na any dago az d zay iany no i...
tohiny
novalian'i mirabela ny 16/10/2007 12:25
hj
(
26/09/2007 19:40)
pazzapa 5 ( tsetsatsetsa tsy aritra )
Nisy fotoana naha nominé an'i Lalaina zay solotena avy any fianarantsoa ao @ villa pazzapa ao. Troisième place izy t@ voting nataon'ny public nefa navotan'irei namany sy ny coach ka tafaverina tao @...
tohiny
novalian'i Havakomamy ny 25/08/2008 01:51
Stretch
(
26/09/2007 19:26)
Champion du monde amin'ny KANETY
Avy nijery vaovao aho dia variana , hoe championnat de bille , dia nihomehy hoe : kanety ko ve rangah , dia nifarana ilay vaovao dia hoe : MALAGASY 13 taona no : CHAMPION DU MONDE en titre (2006)
m...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 28/09/2007 18:15
Stretch
(
26/09/2007 19:20)
Champion du monde amin'ny KANETY
Avy nijery vaovao aho dia variana , hoe championnat de bille , dia nihomehy hoe : kanety ko ve rangah , dia nifarana ilay vaovao dia hoe : MALAGASY 13 taona no : CHAMPION DU MONDE en titre (2006)
m...
tohiny
novalian'i tywa68 ny 26/09/2007 20:22
soanja
(
26/09/2007 16:02)
Ny zavadehibe dia izay hinoanao.
NY ZAVADEHIBE DIA IZAY HINOANAO
Misy finoana toy ny zaridaina anaty fefy. Izay manilikilika ary mahatsapa fa nomena fiangarana manokana.
Misy finoana izay mitatra sy mitondra amin'ny lalana mal...
tohiny
novalian'i rabilabila ny 11/10/2007 21:41
soanja
(
26/09/2007 14:43)
Ireo anana misy aty aminay.
Ireto avy ny anana misy aty US mahazatra antsika Gasy ka sao misy tsy tazako ka mba lazao aho azafady an.
Anandrano
Ramirebaka
Epinara
Anambe
Anambe fotsy vody
Anan-tsinoa ilay fanao misao in...
tohiny
novalian'i rinja ny 08/10/2007 15:37
Jeankely
(
26/09/2007 13:08)
Mirediredy ve no dikan'ny MIBARADAKA ?
Rehefa tsisy mpihaino Rabaradaka dia nilaza hanao veloma. Ny lazainy kely aina mahazo laka avy eo izy matanjaka indray no mitsoaka. Fa politikan'inona ity RABARADAKA. Miridana=)). Veloma dia mijere la...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 28/09/2007 05:34
rabaradaka
(
26/09/2007 12:30)
Ahoana no ahazoana crack FIFA 2005 EA SPORTS
Mba ampianaro hoe ry dadatoa ny ahazoana crack an'ity FIFA 2005 lalao atao amin'ny PC ity. MBola vendrana i rabaradaka amin'io lafiny iray io. Merci e...
tohiny
novalian'i monstre ny 06/10/2007 06:27
Jeankely
(
26/09/2007 12:19)
Hay ary ampiharina sa fe hay ny tenin'Atra
Tsy izaho no mamorona fa ny gazety no nanoratra an. Pastora mi-sipa @ mpivavaka, Mopera na freres manola zazakely; pastora mpanao politika gaigilahy ary mahatezitra ny mpanaradia, sns... Ireo olona ir...
tohiny
novalian'i fijo ny 04/10/2007 21:00
rabaradaka
(
26/09/2007 12:16)
Ho rava tsy ho ela ny fitondran-dRavalo
Ho rava tsy ho ela ny fitondran-dRavalo
Mibaribary izao ny haharava tsy ho ela ny fitondran-drazoky be Ravalo. Mety ho gaga nareo hoe fa ny TIM aza no ho be ao Tsimbazaza. Tsy izay fa ny fandresen-...
tohiny
novalian'i Jeankely ny 29/09/2007 03:00
la
(
26/09/2007 11:22)
VENDRANA sy TSOTRA
Mba lasa ihany ny heritreritro ry reto we "inona no mampiavaka ny vendrana sy tsotra" satria misy ilay fiten'ny vahiny hoe "trop bon, trop con", sady indraindray enao refa tsotra amin'ny olona de arar...
tohiny
novalian'i Herimiafina ny 06/10/2007 05:10
infinity
(
26/09/2007 09:48)
Be Fanontaniana ??????????????????????????
Nisy tovolahy tsy nahatoky ny tenany ho "VIRILE" ka dia nikasa ny hanao test de virilité -ny spermatozoïdes-ny.
Rehefa vita ary ny fanangonana ireo tsirin'aina dia niandry ny valiny ny tovolahy.
T...
tohiny
novalian'i Bafota ny 04/01/2008 17:09
vivi
(
26/09/2007 09:38)
hemeroda
ahoana aloha ilay we tany amitsika Madagasikara no nahitana hemeroda lehibe indrindra heran'izao tontolo zao , ary toa any La reunion hono izy @zao , mba mahaliana hay ny momba io , mba nahitana zava...
tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 21:30
mireille
(
26/09/2007 08:48)
misy voalohany sy farany
manao ahoana daholo o
mba mitady ny tonon'ilay hiran'i Lolo sy ny tariny hoe Misy voalohany sy farany . Misaotra mialoha o. mireille....
tohiny
novalian'i mireille ny 27/09/2007 14:11
shen
(
26/09/2007 08:37)
celine dion - I believe in you,je ne vous oublie pas
alefao azafady...
tohiny
novalian'i boubounezy ny 02/10/2007 15:22
brahmann
(
26/09/2007 08:04)
Chargeur NIKON Coolpix 8400 ze mahita
Sli doly
Ze mba mahita chargeur sy cable usb an'io appareil io lisany de mba antsoy ty num ty : +261331498654
ZAy fa six doly e
Brahmann...
tohiny
novalian'i xxx ny 26/09/2007 10:37
niryna
(
26/09/2007 06:51)
Hilaza ve hianao sa avelanao amin'izao?
Ny marina dia mandratra indraindray satria tsy te-ho resy lahatra na tsy mety anaiky ho diso.Na koa manao ilay zavatra tsy tokony atao.Tsy hiteny anefa toa mijery harina an-tava,hiteny anefa toa ahita...
tohiny
novalian'i ikaretsaka ny 06/10/2007 17:52
Fiffi
(
26/09/2007 06:47)
536 kilos....Béryl vert ou émeraude ?
Emeraude à la Réunion
Contre-expertise d’une délégation malgache
Béryl vert ou émeraude. Effectivement, une pierre de couleur verte de 536 kilos est exposée dans un musée de ...
tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/09/2007 17:55
wooda
(
25/09/2007 23:44)
Inona no mampiavaka ny tena namana sy ilay akamakama?
Tohizo we raha mbola mety ampiana.
Ny tena namana dia eo foana izy na inona manjo anao.
Ny akamakama dia ireo manao salut fotsiny.
Ny tena namana dia ilay olona mahavita miantso anao na mijer...
tohiny
novalian'i xxx ny 11/10/2007 09:41
