Inona no mampiavaka ny tena namana sy ilay akamakama?

1. wooda ( 25/09/2007 23:44)
Tohizo we raha mbola mety ampiana.


Ny tena namana dia eo foana izy na inona manjo anao.
Ny akamakama dia ireo manao salut fotsiny.

Ny tena namana dia ilay olona mahavita miantso anao na mijery anao mihintsiny manazava raha nisy disadisa t@ fiarahana.
Ny akamakama kosa dia ilay olona mahavita manajanona eo ilay fiarahana raha misy adiady kely.

Tena namana ireo izay mahavita manontany anao izay zavatra nandalo t@ fiainanao ka mifampizara ny fifaliana na ny alahelo rehetra tsy @ "hypocrisie".

Ny tena namana dia ilay olona miaraka misotro toaka miaraka @nao fa tsy ilay miteny hoe ialao fa mankarary io! lol dedi @ l.....

8) eritreritra mandalo
novalian'i xxx ny 11/10/2007 09:41
2. Papoose ( 26/09/2007 03:30)
ny akamakama raha mahafantatra hoe androany ny anniv dia manao fotsiny hoe"happy bday" fa raha tena namana dia mba manome cadeau na mikarakara fetifety!

ny tena namana mahavita sacrifice ho anao fa ny akamakama na tsy manao na manao fa kely

ny akamakama sasany mody manao namana pour interet fa ny tena namana na misy interet na tsisy de tsy miova!
3. fahamarinana ( 26/09/2007 06:02)
:arrow:ireto hoy aho:
DIFFERENCE ENTRE AMI ET COPAIN


Un simple copain, quand il vient chez toi, agit comme un invité.
Un véritable ami ouvre ton frigo et se sert.

Un simple copain ne t'as jamais vu pleurer.
Un véritable ami a les épaules trempées de tes larmes.

Un simple copain ne connaît pas les prénoms de tes parents.
Un véritable ami a leurs numéros de téléphone dans son carnet d'adresses.

Un simple copain apporte une bouteille de vin à tes fêtes.
Un véritable ami arrive tôt pour t'aider à cuisiner et reste tard pour
t'aider à néttoyer
.

Un simple copain déteste quand tu appelles après qu'il soit aller se
coucher.
Un véritable ami te demande pourquoi tu as mis tant de temps à appeler.

Un véritable ami s'informe de ta romantique histoire d'amour.
Un simple copain pourrait te faire du chantage avec.

Un simple copain pense que l'amitié est finie quand vous avez une dispute.
Un véritable ami t'appelle après une dispute.

Un simple copain s'attend que tu sois toujours là pour lui.
Un véritable ami est toujours là pour toi.


Dia zay izany ilay hezahana ho toetra ananan'isika izay tena namana e...(l)
4. Fiffi ( 26/09/2007 06:48)
fahamarinana: tena mazava be....:)

wooda: ahoana ny fahitan'toi an'ireo ?
5. ari.malala ( 26/09/2007 06:57)
ny tena namana dia inquiète refa misy zavatra manjo anao ary mahavatra miantso mints manontany vaovao na fivoaran'ny situation, experience vecue
6. sympa ( 26/09/2007 07:03)
fahamarinana: eka ozy

Ny tena namana dia ilay mahafoy tsy mitaraina aminao na nankarary azy aza ny nataonao taminy :-* "l'amitie est le plus chèr et le plus dur à sépare ;-)"
7. la ( 26/09/2007 07:11)
fahamarinana>=D=D=D=D=D=D=D:):):):) tehaka sy tsiky BDB ho anao marina indrindra zany!=D=D=D=D:):)

wooda>ekana ozy eee^:^^:^=D=D=D:):)
8. diamondra27 ( 26/09/2007 07:16)
fahamarinana:

:arrow:ireto hoy aho:
DIFFERENCE ENTRE AMI ET COPAIN


Un simple copain, quand il vient chez toi, agit comme un invité.
Un véritable ami ouvre ton frigo et se sert.

Un simple copain ne t'as jamais vu pleurer.
Un véritable ami a les épaules trempées de tes larmes.

Un simple copain ne connaît pas les prénoms de tes parents.
Un véritable ami a leurs numéros de téléphone dans son carnet d'adresses.

Un simple copain apporte une bouteille de vin à tes fêtes.
Un véritable ami arrive tôt pour t'aider à cuisiner et reste tard pour
t'aider à néttoyer
.

Un simple copain déteste quand tu appelles après qu'il soit aller se
coucher.
Un véritable ami te demande pourquoi tu as mis tant de temps à appeler.

Un véritable ami s'informe de ta romantique histoire d'amour.
Un simple copain pourrait te faire du chantage avec.

Un simple copain pense que l'amitié est finie quand vous avez une dispute.
Un véritable ami t'appelle après une dispute.

Un simple copain s'attend que tu sois toujours là pour lui.
Un véritable ami est toujours là pour toi.


Dia zay izany ilay hezahana ho toetra ananan'isika izay tena namana e...(l)


___________________________

hihihi

efa hitako tany ho any ity, PPS :-P


ka fahamarinana ty zany nge mbola mistery amiko foana e! velona ndray le eritreritro we: mety namako sa namanamana sa olona nandalo niserana tamiko ihany ve fahamarinana?:wink:

wooda: ataovy maro ny namana fa iray ihany no itokiso
9. Fiffi ( 26/09/2007 09:03)
"wooda":
Inona no mampiavaka ny tena namana sy ilay akamakama?
ny ampiavaka azy ? ity.....

Raha mila fanampiana ianao
Raha misy tsy mety ny hatao
Tsarovy aki eh !! fa any ho any
Misy namanao tena tia anao

Miandry fotsiny miandry pihy maso
Miandry ho kopahin-tanana
Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso
Satria izany no tena namana

Raha misy zavamam-pahory
Ka mila tsy ahita tory
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia

Mahantra sy osa mahantra harena
Nefa kosa tsy tia tena
Fa vonon-kianampy satria tia
Tsy mitady valiny sanatria

Raha matsiaro irery ianao indray
Na marary nefa tokana iray
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia

Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro
Ka ny halahelo hatsaharo
Fa na ali-mikitroka na oram-baventy
Ho tonga tsy ho ela fa vetivety

Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao
Fa madio sy hamairatra foana
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao hatrany hatrany
10. fahamarinana ( 26/09/2007 10:26)
:arrow: Fiffi :=D=D tena voafehiny tsara mihintsy e sady amin'ny teny gasy !Merci...:-*(l)

:arrow:Diamondra :Tsy kisendrasendra hoy ny fil hitako tato am fivavahana sy finoana fa vao azoko omaly mihintsy.Tsy dia tia ireny mails alefan'olona mila alefa in-5 e,sns ireny aho fa io indray mba voatahiriko fa mahafinaritra ahy be ny votoatiny.Zany akory tsy midika fa vitako daholo zay voasoratra ao an...Mihezaka fontsiny...Dia momba ny tenindry hoe namana sa namanamana sa sendra nandalo :Tsy mbola tena namana satria vao haingana ny nihaona, tsy namanamana koa angamba hoy aho sinon tsy hanadala andry eto foana aho ,ary tsy namana nandalo niserana satria efa nangataka explications zà.Dia iza ary za o?
Mahafinaritra ahy mihintsy ny manadala andry Diam's an ...:-*(l)
11. sympa ( 26/09/2007 10:43)
Fiffi =D=D=D
12. Fiffi ( 26/09/2007 12:34)
fahamarinana: :):-*:-*:-* tena tsy misy kianina fa de io voalazan'le hira io le izy ô ? :)

sympa: ela be njy tsy hita an ! tongasoa njay kalou an ! :):-*:-*:-*
13. diamondra27 ( 26/09/2007 12:48)
wooda: ny namana ve ...
!moto sympa :wink:
sympa 'zao namako mpitondra moto :-D:-D
14. Fiffi ( 26/09/2007 19:13)
:roll:
15. wooda ( 26/09/2007 21:15)
diamondra27:

(....)
wooda: ataovy maro ny namana fa iray ihany no itokiso



:? ka ilay tena itokisana no sarotra tadiavina, ny volamena aza no mora hita.

Fiffi, mlay be lay tononkalo =D

de ahoana sympa mitondra moto tsy misy kask ty??
16. Papoose ( 26/09/2007 21:19)
Fiffi:



Raha mila fanampiana ianao
Raha misy tsy mety ny hatao
Tsarovy aki eh !! fa any ho any
Misy namanao tena tia anao

Miandry fotsiny miandry pihy maso
Miandry ho kopahin-tanana
Fa vonon-kijoro handresy ny ankaso
Satria izany no tena namana

Raha misy zavamam-pahory
Ka mila tsy ahita tory
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia

Mahantra sy osa mahantra harena
Nefa kosa tsy tia tena
Fa vonon-kianampy satria tia
Tsy mitady valiny sanatria

Raha matsiaro irery ianao indray
Na marary nefa tokana iray
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao tena tia

Tsy irery ianao fa misy mahatsiaro
Ka ny halahelo hatsaharo
Fa na ali-mikitroka na oram-baventy
Ho tonga tsy ho ela fa vetivety

Fihavanana tsy ho rava no ho hita ao
Fa madio sy hamairatra foana
Tsarovy aki eh!! fa any ho any
Misy namanao hatrany hatrany


:cry::cry::cry::cry::cry::cry::cry:
17. mandrindra ( 27/09/2007 10:53)
alohan'ny hilazana hoe iry no tena namana ary iry akamakama dia apetraho amin'ny tenanao aloha hoe inona koa ianao ho an'ireo olona ireo. raha ianao mandray azy ho akamakama dia hitondra tena toy ny akamakama koa izy aminao...

noho izany, ho ahy manokana, rehefa namana dia namana. rehefa raisiko ho namana dia afaka hifanakalozako hevitra maro samy hafa, hifampizarana fomba fijery, hifanampiana raha misy ilaina. tsy ankanavaka io, ny namana dia ireo rehetra izay mahay mifampizara zava-tsoa amin'ny fotoana hihaonana, na hifandraisana antaroby, na antsoratra.
18. la ( 27/09/2007 11:17)
Fiffi> tsara be le hira e!! misimisy ny toy izao sady tiko io hira io an =D=D=D^:^^:^^:^:):)
19. ari.malala ( 27/09/2007 11:46)
hoanà alou, tato no naitako namana tena namana e! maromaro iany izy ireo. Mandrindra kounkou zao namako fa efa nifankaita tava tamko d ef anifanoratra tamko d efa nifanakalo hevitra tamko; kouny mou ô;)
20. mandrindra ( 27/09/2007 12:03)
eka ouz:wink:, ozizy ilay namana iray izay koa,:D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2073