Inona no mampiavaka ny tena namana sy ilay akamakama?

21. hary1236 ( 27/09/2007 12:28)
1. Mpandefa : Papoose [ Valio ] 26-09-2007 05:30:16
Lohateny : Re : Inona no mampiavaka ny tena namana sy ilay akamakama?
ny akamakama raha mahafantatra hoe androany ny anniv dia manao fotsiny hoe"happy bday" fa raha tena namana dia mba manome cadeau na mikarakara fetifety

d tsy maintsy kosany v? so d ba tro
22. hary1236 ( 27/09/2007 12:30)
hihihi

efa hitako tany ho any ity, PPS

i diam's kosany d ny manakina fona
23. Fiffi ( 27/09/2007 17:53)
Papoose: misy inn akia no :(:(:( be njy ? :-*:-*:-*
24. ari.malala ( 28/09/2007 07:14)
hary1236:

hihihiefa hitako tany ho any ity, PPS

i diam's kosany d ny manakina fona


tsy azoko, inona kay ny fanakianana amzao?:roll:


25. boubounezy ( 28/09/2007 08:02)
ny akama2 @ko namana @ revy2 miaraka misotro sy manao fety fotsiny.
ny tena namana @ d tia any namany @ ma izy azy na inn toetrany na inn tsy manakana anao tsy ijery arina antava kou nefa zany da ny namana @ sarotra tena namana b kou ra tsy metsaravelatsy kou le namana??...
26. diamondra27 ( 28/09/2007 09:11)
ari.malala:

hary1236:

hihihiefa hitako tany ho any ity, PPS

i diam's kosany d ny manakina fona


tsy azoko, inona kay ny fanakianana amzao?:roll:





__________________________

8O zany ve no atao we fanakianana?
Mba nilaza fotsiny za we: efa hitako tany ho any ity sa tsy tokony hiteny izany za?
Aza raisina ratsy foana wa le fiainana fa cool;-)
27. boubounezy ( 28/09/2007 14:31)
cooooooooooooooooooooollllllll! dôly zany tsika retr'é!:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-*:-* d nataoko bizou dôly fa cool b trisy takizany:-D:-*
28. mandrindra ( 28/09/2007 14:44)
tandremo ary sao milentika eo annn
29. Fiffi ( 07/10/2007 17:06)
wooda: ity an'toi....
http://fr.youtube.com/watch?v=ZNu9AbWqgjs&mode=related&search=SEKOLY%20ALAHADY%20MALAGASY
30. xxx ( 07/10/2007 17:31)
salut
31. Fiffi ( 07/10/2007 17:35)
xxx:
salut
:roll: manao salut ve de hanaovana xxx ? :roll: de tsy maninn fa salut zany koh !


32. xxx ( 07/10/2007 17:40)
salut!
33. Fiffi ( 07/10/2007 19:47)
:^)
34. xxx ( 07/10/2007 19:59)
35. xxx ( 07/10/2007 20:00)
36. rariri ( 07/10/2007 20:58)
ny fomba fanoratana azy no maha samy hafa azy:-D:-D:^):{
37. xxx ( 08/10/2007 10:44)
misy tsoraka:b:b
38. xxx ( 08/10/2007 14:28)

ka na manana namana aza dia milaza zavatra tsy mitombina
akory ka inona ny olana na namana na akama ???
lasa inn ity manjo eh? ry F.. an! Ny akizy miditra any an-tsekoly ve dia loza sa inona??? Sa ny rehetra miseho dia loza sa inona ity manjo sa tsy misy zavatra hafa miseho fa ny rehetra dia loza daholo???
Raha tsy hita izay mety dia mandeha psi fa aza mirediredy! Fa tsy ny olona no accuser-na ho miteny mafy! Lasa mihaino ny hfa a aho satria be ny lainga sy ny varimasaka lazainao. Ianao tsy namana fa tia tena be loatra. Rehefa ianao dia tokony hainoina fa ny hafa dia tsy misy??? Sady mandainga eto na ny any an-kafa koa aza ! A d'autres!!!!
39. xxx ( 11/10/2007 09:41)
cf vavolombelona fa any ny valin'ny fanontaniana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3048