hemeroda
1. vivi
(
26/09/2007 09:38)
ahoana aloha ilay we tany amitsika Madagasikara no nahitana hemeroda lehibe indrindra heran'izao tontolo zao , ary toa any La reunion hono izy @zao , mba mahaliana hay ny momba io , mba nahitana zavatra tsara ila nosy tsika mahantra kely , mba nahafinaritra kosa e!
répondu par fijo le 27/09/2007 21:30
3. Herimiafina
(
27/09/2007 06:36)
"Ny valala tsy an-tànana tsy atolo-jaza".
Zah manana 1 miliara fa amin'ny taona 2500 vao azoko alaina any amin'ny banky ilay izy, kaonty blaoké. :-D
Zah manana 1 miliara fa amin'ny taona 2500 vao azoko alaina any amin'ny banky ilay izy, kaonty blaoké. :-D
8. fijo
(
27/09/2007 21:30)
tsy mamaky ny sasany fa avy dia mitsikera fotsiny.voalaza ao anaty gazety tokoa ny fisian'io.ny olana dia tsy mbola voamarina,fa tena emeroda le izy sa beril maitso.
