Mirediredy ve no dikan'ny MIBARADAKA ?
1. Jeankely
(
26/09/2007 13:08)
Rehefa tsisy mpihaino Rabaradaka dia nilaza hanao veloma. Ny lazainy kely aina mahazo laka avy eo izy matanjaka indray no mitsoaka. Fa politikan'inona ity RABARADAKA. Miridana=)). Veloma dia mijere lalana sao midona @ rindrina indray an
novalian'i Jeankely ny 28/09/2007 05:34
2. tezitra
(
26/09/2007 15:27)
Arrête de debiter des anêries bonhomme, RABARADAKA n'est qu'un simple citoyen, sois sérieux, parlons ceux ou des chose qui peuvent changer la vie des malgaches, 3 choses s'imposent:
a)30% taux de participation aux législatives:
TIM et Ravalo sont mal élu et n'ont plus la confiance du peuple(sans parler les fraudes).
L'opposition n'a pas la confiance
b)c le commencemment de la fin:
Même si l'opposition n'a pas non plus, la confiance du peuple, ça a toujour smarché par tout sauf, quand on'en a marre de la politique.
tout sauf tsiranana en 1972,
tout sauf ratsiraka en 1991 et 2002
tout sauf ravalo en 2008.
c)prepare tes valises:
c la fin en 2008
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
a)30% taux de participation aux législatives:
TIM et Ravalo sont mal élu et n'ont plus la confiance du peuple(sans parler les fraudes).
L'opposition n'a pas la confiance
b)c le commencemment de la fin:
Même si l'opposition n'a pas non plus, la confiance du peuple, ça a toujour smarché par tout sauf, quand on'en a marre de la politique.
tout sauf tsiranana en 1972,
tout sauf ratsiraka en 1991 et 2002
tout sauf ravalo en 2008.
c)prepare tes valises:
c la fin en 2008
SEULS LES POISSONS MORTS SUIVENT LE COURANT
3. Jeankely
(
27/09/2007 06:33)
Tsa haiko ty teninao RA-Tezotra. Raha tsy nifidy ny olona tsy ianao no narahany aza adino. Ny mpanao politika amin'ny ankapobeany no HALANY ary anisan'izany IANAO SY RABARADAKA. NISOLELAKA SY NITADY RANONDRANONY TAO VOADAKA VAO MIBARADAKA. Ny vahoaka tsy mbola nilleka tao. Tsy tia ny lasa izy ary tsy mahatoky ny eo antoerana matoa tsy mifidy fa tsy ianao mihintsy no arahiny. Mba manandrama mirotsaka anie ahitanao azy tsara e. Rehefa avy nilelaka ny kankana mangidy dia aza ny sain'olona no ampiresahina.
5. Jeankely
(
28/09/2007 05:34)
Antoko politika peta-toko ary maika ahazo toerana sy mamonjy fifidiana fotsiny no betsaka. Fa inona no nataon'ny antoko politika mba manitatra ny sain'ny olona ahay manadihady ny raharahampirenena sa mihevitra ny olona ho mpametaka peta-drindrina sy mpizara fampielezankevitra fotsiny? Antoko politika efa ho roanjato nefa inona no vokany ho an'ny vahoaka? Ny olona avy nisolelaka nilaza mahita ny rehetra hatrany anaty patalohan'ny mpitondra ve no harahin-teny? Rehefa tao ianao milela-molotra avy eo Mibaradaka f'angaha ianao natao hitana toerana mitohy hatramin'ny farany. Hifandimbiasana io sa izay milaza izany toetra izany no lazaina fa mihinana sy milela-molotra ary mpanohana sahala ny nataonao?
