Hilaza ve hianao sa avelanao amin'izao?
1. niryna
(
26/09/2007 06:51)
Ny marina dia mandratra indraindray satria tsy te-ho resy lahatra na tsy mety anaiky ho diso.Na koa manao ilay zavatra tsy tokony atao.Tsy hiteny anefa toa mijery harina an-tava,hiteny anefa toa ahitan-doza.Ny tenin'Atra anefa dia manambara fa raha mijery harina an-tava ny marina isika dia isika ihany no hofoterany amin'ny farany.Jereo anie ity e!
18 Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.
19 Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny lalany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao.
20 Ary koa, raha ny marina miala amin'ny fahamarinany ka manao meloka, ary mametraka fahatafintohinana eo anoloany Aho, dia Ho faty izy; eny noho ny tsy nananaranao azy dia ho faty amin'ny fahotany ihany izy, ary ny fahamarinana izay nataony tsy hotsaroana, nefa kosa hadiniko amin'ny tananao ny ràny. Ezekiela 3:18-20
Loza ity :roll: ,ahoana no atao raha izany :idea::?:
(l)niryna

répondu par ikaretsaka le 06/10/2007 17:52
2. niryna
(
26/09/2007 06:54)
10 Ary hoy Izy tamiko: Ry zanak'olona, ny teny rehetra izay holazaiko aminao dia aoka ho mamin'ny fonao*, ka henoy amin'ny sofinao.[Heb. raiso amin'ny fonao]
11 Dia mandehana mankany amin'ny babo, dia ireo zanaky ny firenenao ary mitenena aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo na hihaino izy na tsy hihaino.
12 Ary nisy fanahy* nanainga ahy, dia nandre horakoraka be teo ivohoko aho nanao hoe: Isaorana anie ny voninahitr'i Jehovah avy amin'ny fitoerany. [Na: rivotra] Ezek 3:10-12

3. pissoa
(
26/09/2007 07:27)
nyrina:
Ny marina dia mandratra indraindray satria tsy te-ho resy lahatra na tsy mety anaiky ho diso.Na koa manao ilay zavatra tsy tokony atao.
Io ny toetran'i nyrina eto amin'ny forum raha ny fahitako, izaho manokana hatrizay. Tsy mety diso sns :lol:
Tsy hiteny anefa toa mijery harina an-tava,hiteny anefa toa ahitan-doza.Ny tenin'Atra anefa dia manambara fa raha mijery harina an-tava ny marina isika dia isika ihany no hofoterany amin'ny farany.
Dia rehefa tenenina i Nyrina amin'io toetra lazaiko eo ambony io dia io tohiny nomen'i nyrina io indray koa no mahazo ! Matetika dia mahita loza lazaina fa tsy nandray an'i Jesosy izay miteny anao.
Hay ve fantan'i Nyrina izany e ? :oops:
4. pissoa
(
26/09/2007 07:29)
Fanintsiana lehibe
Miala tsiny fa diso fanoratra ilay PS teo ambony. Niryna fa tsy Nyrina :oops:

5. diamondra27
(
26/09/2007 07:52)
pissoa:
Fanintsiana lehibe
Miala tsiny fa diso fanoratra ilay PS teo ambony. Niryna fa tsy Nyrina :oops:
___________________
:-D:-D mbola diso niryna no tena izy
niryna: mila ahitsy daholo izany izay resaka diso manomboka androany, :-w:-w:-w
marina fa tokony ahitsy ilay olona kanefa tokony ho fantatra ihany kosa ny fotoana mahamety azy.
Ohatra : raha olona mamo no ilazànao hoe: aza misotro intsony ianao fa efa mamo; dia tsy hanaiky an'izany mihintsy izy fa lazainy fa tsy mbola mamo izy
ohatra fotsiny iny.
Ity indray misy hafa: raha tonga avy nirava nisa ny vadinao, reraky ny asa izy tonga dia tsenainao @ correction , marina raha ho tafita ny hafatra
Raha manao betise ny ankizy, raha tsy @iny izy manao ny tsy mety iny no bedesina dia tsy ho fantany hoe: naninona izy no voakapoka na bedy raha endrasanao elaelavao bedesina.
=====> tsara ny manitsy olona fa tokony eritreretina tsara ny teny avoaka, jerena tsara ny fotoana mahamety azy.
6. diamondra27
(
26/09/2007 08:00)
tsy tokony handeha @ hafanampo koa isika
raha mahatsiaro hoe: tsy nahavita mission isika dia hiharan-doza, diaon nevit plus
samy hahazo loza avokoa zany isika rehetra satria firifiry akory ny manodidina antsika no very sy maty fanahy,tsy mety ny ataony nefa de tsy mi-réagir akory isika na mba manao ihany fa misy ny tsy tafa.
Raha zay olona mifanena aminao no anarina satria tsy mety ny ataony, hummm raharaha be ihany zany an
Misy izao hoe: fantako fa tsy mety ny ataon'i x voisin-ko, tsy manana relation aminy aho, de tonga ve dia hiteny aho hoe: e! tsy mety zao ataonao zao etc etc...fa angamba kosa tsara raha manana fifandraisana aloha dia izay vao manitsy
Nefa na izany aza toa mbola lazain'ny sasany fa be moraly ndray avy eo koa!:oops::oops::-D:-D

7. Mandefitra
(
26/09/2007 08:05)
ao @ Titosy 3:
9 Fa halaviro ny fanontaniana adala sy ny tantaram-pirazanana sy ny fifandirana sy ny ady teny ny amin'ny lalàna; fa tsy mahasoa sady zava-poana izany.
10 Izay mpanao hevi-diso [Na: olona mitokana ho azy], rehefa nanarinao indray maka na indroa, dia ialao,
11 satria fantatrao fa voavadika izay manao izany ka sady manota no manamelo-tena koa.
Mety ny manitsy, @ fotoana mahamety azy, ary atao ampitiavana.Kanefa tsy atao drindrangilo, fa arahim-bavaka.Rehefa vita ny adidinao, de aleo ny Fanahy Masina no hiasa ...
diniho ny tantaran'ny mpamafy. :)

8. hery
(
26/09/2007 09:18)
Tsy mitovy ny milaza indray mandeha sy manao dridrangilo.
Na mety mahasoa aza ny zavatra lazainao rehefa averimberinao foana dia leo ny olona dia tsy mihaino intsony.
Mifandray amin'ilay hoe mila mianatra sy miofana koa ny mpitory. Anisan'ny ianarana izany "Fomba fitoriana" izany fa tsy izao entanim-po rehetra izao dia hidradradradra hitory daholo.
Mila eritreretina tsara hoe ahoana no fomba sy stratejika hatao mba handraisan'ireto olona ireto ny fitoriana ataoko. Sao dia ianao indray no ifoteran'ny fitsarana any aoriana any... ary ny fanontaniana amin'izay dia tsy hoe "Nolazainao taminy ve ny Teniko" fa hoe "NOLAZAINAO TAMINY TSARA VE TENIKO" sy hoe "VOARAINY VE NY TENY NAMPITONDRAIKO ANAO"

9. tsaramaso
(
26/09/2007 10:15)
niryna:i tsaramaso milaza saingy tsy mahita loza !!!!! hahahaahaahahaa!!!!
Tsy hiteny anefa toa mijery harina an-tava,hiteny anefa toa ahitan-doza.
edit : arina fa tsy harina !!!!!!! mitovy aretina amin'i gasynamana koa ity le !!!!!!!!
10. Rasiligaoma
(
26/09/2007 11:37)
ny ahy ary niryna tenenino foana izya hitako e, dia ireny ianao ireny tsy mahatanty ireny dia lazainao fa mitsaratsara aho
mila mandinin-tena hoy Ika sy ry Pissoa sy ry Tywa68 izay
ny fanontaniana amin'izay dia (..) hoe "NOLAZAINAO TAMINY TSARA VE TENIKO" sy hoe "VOARAINY VE NY TENY NAMPITONDRAIKO ANAO"
mila mandinin-tena hoy Ika sy ry Pissoa sy ry Tywa68 izay
11. la
(
26/09/2007 12:42)
Ra zah aloha de miteny zah indray mandeha sady manazava tsara ze tiko ambara sy lazaina, izay itako fa tsy mety; de mihaino ze fanazavana sy izay lazain'ilay olona zah; fa refa itako izy hoe be doika fa ze tiny ihany hono io de avelako amizay fa tsy miteny tsony zah, fa afaka adidy amin'ny fatana e :):lol::!:
12. ikaretsaka
(
26/09/2007 13:15)
ilay challengena koa amina fanontaniana sendra mifanditra @ ilay ataony tsianjery koa ireny dia ilay tsy mahavaly na be doika na mitsaratsara fahatany!
ireny koa mahafinaritra mampalahelo izany!

13. bozyboleta
(
26/09/2007 14:30)
Ny fomba itenenana koa de tena zava-dehibe, fa na manitsy aza enao nefa ny fombanao mirona kokoa any @ fanabatibatiana de tsy ho tafita ny hafatra.
Ary raha hoe manitsy de ny dikan'izay koa manana le fahitsiana sy marina atao modely enao le mpanitsy; fa tsy hoe manitsy nefa ny tena hevitra manery ny sasany andeha @ zay tianao izay tsy voaporofo fa marina sy mahitsy.

15. niryna
(
26/09/2007 17:28)
la:
Lohateny : Re : Hay ary ampiharina sa fe hay ny tenin'Atra
Natao ampiharina sy iainana ny tenin'ny soratra masina fa eto an-tany tsy ilaozan'ny mpitari-bato vilam-bava. Ny fahitana ireny mpanompon'Andriamanitra (mopera, pasitera sns...) ireny manao izany zava-dratsy izany tsy midika hoe "mandehana ka manaova toy izany koa" fa isika rehetra samy mahafantatra ny tenin'Atra de samy miezaka manaja izany avy isika rehetra fa tsy ze ratsy ataon'ny olona de atao satria we izy aza manao fa miezaka fona isika mba hanao izay kely tsara vitan-tsika
Misaotra la a(l)
Misaotra anareo rehetra aho nilaza izay fomba ahafahantaranareo fa izao aho.Raisoko an-tanandroa izany.
16. niryna
(
26/09/2007 17:33)
niryna:
Ny marina dia mandratra indraindray satria tsy te-ho resy lahatra na tsy mety anaiky ho diso.Na koa manao ilay zavatra tsy tokony atao.Tsy hiteny anefa toa mijery harina an-tava,hiteny anefa toa ahitan-doza.Ny tenin'Atra anefa dia manambara fa raha mijery harina an-tava ny marina isika dia isika ihany no hofoterany amin'ny farany.Jereo anie ity e!
18 Raha hoy Izaho amin'ny ratsy fanahy: Ho faty tokoa ianao! ary tsy mananatra azy ianao, na miteny hananatra ny ratsy fanahy, hialany amin'ny lalany ratsy hamonjena ny ainy, dia ho faty amin'ny helony ihany ilay ratsy fanahy; nefa hadiniko amin'ny tananao ny ràny.
19 Fa raha mananatra ny ratsy fanahy kosa ianao, ka izy no tsy mety miala amin'ny faharatsiany sy amin'ny lalany ratsy, dia ho faty amin'ny helony ihany izy; fa ho voavonjinao ny fanahinao.
20 Ary koa, raha ny marina miala amin'ny fahamarinany ka manao meloka, ary mametraka fahatafintohinana eo anoloany Aho, dia Ho faty izy; eny noho ny tsy nananaranao azy dia ho faty amin'ny fahotany ihany izy, ary ny fahamarinana izay nataony tsy hotsaroana, nefa kosa hadiniko amin'ny tananao ny ràny. Ezekiela 3:18-20
Loza ity :roll: ,ahoana no atao raha izany :idea::?:
(l)niryna
Nisy olona niaraka nanao zavatra izy mirahalahy(tsy mety lazainy ilay izy)manenjika azy foana ny eritreriny satria izy kristiana.Nilaza izy hoe raha ho teneniko azy hoy izy fa tsy hiaraka hanao io zavatra ratsy aminy io intsony aho dia ho tapaka ny fiarahanay mirahalahy,raha tsy hiteny aho fa hanaraka azy dia tsy mahazo ny fanjakan'ny lanitra.Inona izany no tokony ataony?
Dia io voasoratra ao anatin'ny tenin'Atra io no tokony ho valiny raha amin'ny maha-kristiana no jerena.
Sa misy mahita valiny hafa?
17. niryna
(
26/09/2007 17:34)
pissoa:
nyrina:
Ny marina dia mandratra indraindray satria tsy te-ho resy lahatra na tsy mety anaiky ho diso.Na koa manao ilay zavatra tsy tokony atao.
Io ny toetran'i nyrina eto amin'ny forum raha ny fahitako, izaho manokana hatrizay. Tsy mety diso sns :lol:
Tsy hiteny anefa toa mijery harina an-tava,hiteny anefa toa ahitan-doza.Ny tenin'Atra anefa dia manambara fa raha mijery harina an-tava ny marina isika dia isika ihany no hofoterany amin'ny farany.
Dia rehefa tenenina i Nyrina amin'io toetra lazaiko eo ambony io dia io tohiny nomen'i nyrina io indray koa no mahazo ! Matetika dia mahita loza lazaina fa tsy nandray an'i Jesosy izay miteny anao.
Hay ve fantan'i Nyrina izany e ? :oops:
Misaotra anao aho raha izay no eritreretanao ahy.
18. niryna
(
26/09/2007 17:38)
pissoa:
nyrina:
Ny marina dia mandratra indraindray satria tsy te-ho resy lahatra na tsy mety anaiky ho diso.Na koa manao ilay zavatra tsy tokony atao.
Io ny toetran'i nyrina eto amin'ny forum raha ny fahitako, izaho manokana hatrizay. Tsy mety diso sns :lol:
Tsy hiteny anefa toa mijery harina an-tava,hiteny anefa toa ahitan-doza.Ny tenin'Atra anefa dia manambara fa raha mijery harina an-tava ny marina isika dia isika ihany no hofoterany amin'ny farany.
Dia rehefa tenenina i Nyrina amin'io toetra lazaiko eo ambony io dia io tohiny nomen'i nyrina io indray koa no mahazo ! Matetika dia mahita loza lazaina fa tsy nandray an'i Jesosy izay miteny anao.
Hay ve fantan'i Nyrina izany e ? :oops:
Fa maninona hianao no tonga dia mieritreritra fa ahita loza?
Ny namananamana dia tsy milaza ny marina fa miangolangola.Tsara ve ity akanjoko ity? ie?
Ny mpitarika na entreneur dia tonga dia miteny sy manitsy ny mpanao baolina ao aminy.Tsy misy mahazo mijery TV hianareo rahalina fa reraka.Ny mpinamanamana dia miteny hoe tsy misy an'izany lehity a,andao hijery ihany.
Tsy tianao ny teniko satria hoy hianao hoe tsy tia ilay tsimpona hianao.Tsy maninona ka,alefako fotsiny ny ahy ny teny.Tadidio fa tsy voatery hanaraka daholo akory ny olona.Raha tsy misy ny mpanohitra inona no ho toherina?Raha tsy miady amin'ny satana isika ahoana no ahalalana fa tsy matahotra azy isika fa manana an'I kristy izay manampy sy miaro antsika?
19. pissoa
(
26/09/2007 18:05)
Fa maninona hianao no tonga dia mieritreritra fa ahita loza?
ny nataonao teto ihany no hitako ka ! :wink:
sady izaho anie tsy mbola niteny hoe hahazo loza eto aho androany e ! Ozy za hoe matetika rehefa miteny anao dia mahita loza, lazainao fa tsy nandray an'i Kristy !
Tsy tianao ny teniko satria hoy hianao hoe tsy tia ilay tsimpona hianao.
:-D:-D:-D tsy resaka tsimpona anie no teneniko anao eto fa ianao tsy manaiky diso e
Tsy maninona ka,alefako fotsiny ny ahy ny teny.Tadidio fa tsy voatery hanaraka daholo akory ny olona.Raha tsy misy ny mpanohitra inona no ho toherina?
hitanao izany ! :-D:-D:-D
Raha tsy miady amin'ny satana isika ahoana no ahalalana fa tsy matahotra azy isika fa manana an'I kristy izay manampy sy miaro antsika?
azavao fa tsy hitako ze hidiran'io eto :-D:-D:-D
20. fijo
(
26/09/2007 19:51)
io voalazan'i hery io no mety.misy fomba ny fanantonana olona fa tsy am po fotsiny.
ohatra,i niryna izao efa lazaina foana eto hoe :"mba mihainoa koa izay lazain'ny hafa"nefa dia mbola tsy misy fihovana,;ny mety ngamba dia hoe ,raha izay no fahitan'i niryna azy,izao kosa no hevitro.mety hiaino niryna eo