Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
rova30 ( 25/09/2007 22:46)
Tsikera!
Mba sorena ihany ny saiko , mahita ny olona avy aty @ tany mandroso(vazaha ) \"ecolo\" hoy ny filazany azy!Tonga any amin\' ny tany mahantra :Afrika ohatra, na Mada...SNS...Dia tena ohatry ny hoe tong... tohiny
farimamy ( 25/09/2007 22:24)
tsy haiko ny tarika sy ny lohantenin'ny hira
[b]Miarahaba ! afaka mahazo ny tononkira misy an'ilay hira heo : ao anaty akondro , ao an'ala kininina, ao anaty voaloboka... iny ve azafady. Misaotra[/b] :wink:... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:33
lagoon ( 25/09/2007 21:42)
Hapitao ny hafatra!!
http://img146.imageshack.us/img146/1980/axisofwarsuy7.swf... tohiny
lemenakely ( 25/09/2007 19:38)
Inona no antispams sy anti pub gratuit tsara ?
Inona no tena antispams sy anti pub (bloqueurs ) tena tsara afaka manome liens ve ianareo ? misaotra mialoha ... tohiny
novalian'i rush ny 29/10/2007 19:56
anidi ( 25/09/2007 17:25)
klipgasy
ahoana no fidirana amin'ilay klipgasy fa tsy haiko intsony fa teo aho tafiditra par hasard dia tsy notazomiko ny adresse misaotra... tohiny
novalian'i hery ny 25/09/2007 17:38
rabenjap ( 25/09/2007 16:38)
Mpandresy
Manahoana, sendra mba hangataka ilay tonon-kira i TAFITA izay mitondra ny lohateny : Mpandresy! Misaotra tompoko... tohiny
salmo1 ( 25/09/2007 14:23)
Rehefa mino sy mila vonjy ianao...
Iza no tokony tena hinoana mba havonjy antsika: - I Pasteur, i Môpera, i Papa any Italy, ny vato vita sarin'i Jesosy, ny vato vita sarin'i Maria verijin, i Maria verjin niterakany Jesosy sa i Jeso... tohiny
novalian'i fijo ny 27/09/2007 20:28
Belle ( 25/09/2007 13:57)
Lehilahy - Fanantenana Fiovana?
Vehivavy Malagasy bevohoka tsy manambady na manala zaza = Henatra tsy roa aman-tany ho an'ny fianakaviany ary helohin'ny tany ama-monina manokana. Mibaby irery ny vokany nefa "izaho raiky tsy mahafor... tohiny
novalian'i Fiffi ny 29/09/2007 20:53
ponita ( 25/09/2007 13:15)
www.kilonga.com
Miarahaba an'ny namana rehetra. Manao antso avo aminareo fa misokatra ny tranonkala www.kilonga.com version 2.0, natokana ho an'ny mpivady, ny ray aman-dreny, ny reny malagasy rehetra manerantany k... tohiny
novalian'i tsoupou ny 02/01/2008 14:26
fetrakens ( 25/09/2007 12:43)
www.callwave.com
Salut! efa nisy nanokatra Callwave ve nareo? zah efa membre tao de nandeha tsara t@ voalohany ny fandefasana sms na dia any ivelany aza fa afaka roa andro de maty le compte! ahoana ny mahatonga izany?... tohiny
novalian'i Jessimi ny 13/11/2007 15:37
fetrakens ( 25/09/2007 12:35)
Mila fanandramana!
Ny zavatra rehetra dia mila fanandramana avokoa vao tena azo antoka ho tsara, ...ary ny fitiavana...... tohiny
novalian'i soanja ny 05/10/2007 14:24
patrick2002 ( 25/09/2007 12:11)
Fahaizana ny tenin'Andriamanitra
Raha mandinika isika ,ny pasitera alohan'ny hatongavana amin'izany dia tsy maintsy manana [b]masters en Theologie[/b] .Ny matieres hianarana ao dia maro ,civilisation antique, histoire de la religion ... tohiny
hery ( 25/09/2007 10:42)
Nahoana no tsy afaka mamafa anarana
Fanontaniana matetika mitranga ity ka hovaliako eto dia mba ampitapitao amin'izay sendra mila valiny. Tsy misy fanalàna anarana eto amin'ny serasera fa rehefa tiana ho voafafa ny anarana dia tsy m... tohiny
novalian'i majakely ny 25/09/2007 11:24
salmo1 ( 25/09/2007 10:32)
lhl mande tsena
Efa hanomboka indray ity ny mangatsiaka. Mila manova fitafiana vaovao sy paozy vaovao indray ny bandy. Fitafiana hanaovana amin'ny andro mangatsika ary mandrapatongany volana Avril 2008 no ho jerena s... tohiny
novalian'i Fiffi ny 26/09/2007 13:03
anidi ( 25/09/2007 10:16)
Railovy Solo
Mba misy manana ilay Solo hirain'ny railovy ve azafady ?... tohiny
novalian'i Soniamada ny 25/09/2007 17:26
havanan ( 25/09/2007 09:22)
Volamena eny antsena
Manahoana doly, Ianareo ve mba mahatsikaritra ireny volamena amidy eny antsena reny e: efa miova be mihitsy tsy toy ny taloha intsony fa lasa ohatry ny menamena zany? Ohatry ny tsy mampi-te-hividy i... tohiny
sipagasy ( 25/09/2007 08:42)
blanche
bonanif akia injy annnn bizz be mahintsy akia kouuh, na dia any alavitss any aza akia tsy adino annn(l)(l)... tohiny
novalian'i sarobidy ny 01/10/2007 14:43
xxx ( 25/09/2007 07:05)
Mangataka vavaka sy izay azo atao rehetra.
Saika hotazomiko ho ahy samy irery ihany nefa toa tsy zaka ilay izy ka aleo zaraina aminareo namana. Izaho (Bakoly)dia mangataka vavaka aminareo sy izay fitondran'Atra. Toy izao ny zava-miseho: ... tohiny
novalian'i xxx ny 18/10/2007 09:49
todisoa2 ( 25/09/2007 06:07)
tanora sy ny masturbation
Fahotana ve ny ''masturbation'', théologiquement parlé.... tohiny
novalian'i fredkwel ny 02/06/2016 10:19
Jeankely ( 25/09/2007 06:04)
Avy @'IZA no mahatonga ny vahoka tsy mifidy?
Avy amin'ny Mpanao Politika ihany. Tsy liana ary tsy rototra amin'izay mitranga na resaka fifidianana ny vahoaka fa variana @ fiainany. Efa hitany hatramin'izay fa fiarovana sezan'olona ary fiarovana ... tohiny
novalian'i Jeankely ny 15/11/2007 14:56
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 9.1832