tanora sy ny masturbation
163. Papoose
(
04/10/2007 11:51)
ka rehefa miakatra enao de mimasta ho azy, ohatran'io ataonao io mintssss=))=))
165. Jeankely
(
05/10/2007 05:21)
Tsy mitovy kosa izany e. Isaky ny miakatra ve Pastera dia mimasta ho azy?=))=))=))=))
167. Papoose
(
06/10/2007 04:39)
enao Jeankely no teneniko fa tsy pastera ka! satria ny pasitera tsy miakatraka-poana otsan'twa! fa raha pasitera enao na te ho pasitera dia niakatsa zany ny pasitera!:-D:wink:
168. Jeankely
(
07/10/2007 05:54)
Izaho tsy Pasitera fa miakatra tendrmbohitra no teneniko.=))=))=))Izaho tsy Climbist sady tsy Mpi-masta=))=))=))
169. Papoose
(
09/10/2007 00:37)
hehehehe!!enao sy Andriamanitra ihany io ka!!afaka miteny zay lazaina eto fa enao ihany no menatra ny tenanao raha mpanao!:wink:
170. Jeankely
(
10/10/2007 07:58)
Izay milaza ny ataony eto no lazaiko hoe hafahafa koa avadikao aty amiko indray ve ry mpi-masta a.
172. Jeankely
(
10/10/2007 14:04)
Izaho tsy nahita fa izy no niteny hoe ahoana no hialana izany fanaoko izany.
173. Papoose
(
11/10/2007 06:43)
iza le "izy"? Enao ihany kay no miteny fa fanaonao le izy:-D:-D:-D:-D tsatsa!tsatsa!
174. asylumefreder
(
31/05/2016 11:14)
Fahotana be tsara mihintsy ny masturbation tompoko,tsisy discussion zany