tanora sy ny masturbation
102. ikaretsaka
(
27/09/2007 18:57)
pissoa> fahotana ilay izy ary samy manao daholo.. donc mpanota daholo isika..
saingy ny miteny hoe za nanao kosa avelan'Andriamanitra noho ilay miteny hoe tsy nanao nefa nanao!
-->na ny miresaka sy miady varotra momba ilay izy aza, toy ny manao " resaka hosotra tain'ombin'ny samy feno tain'omby" hoy ny vakinah!
saingy ny miteny hoe za nanao kosa avelan'Andriamanitra noho ilay miteny hoe tsy nanao nefa nanao!
-->na ny miresaka sy miady varotra momba ilay izy aza, toy ny manao " resaka hosotra tain'ombin'ny samy feno tain'omby" hoy ny vakinah!
104. pissoa
(
27/09/2007 19:08)
menalamba : loza ho an'zay hiavian'ny fanafitohinana ozizy ny sasany :lol:
105. menalamba
(
27/09/2007 19:11)
Tafintohina angaha ianao fa tsy nanazava anao tsara ny jiroko? Azafady aza é ,:^):-D:-D
106. pissoa
(
27/09/2007 19:23)
Tsy mila ny azafadinao za fa ny fanazavana alefa raha mba misy :-D:-D:-D
108. pissoa
(
27/09/2007 19:39)
Hay tsisy fanazavana ve e ? Neveriko fa za no tsy mahatakatra anie na dia hazavaina in-100 sy hangalana lampideposy sns aza e =((
Fehiny : dinganinao izay manahirana anao, dia lasa ianao manao tsikera amin'ny ati-dohako sy ny toetrako fotsiny ! Izany ve no atao hoe miady hevitra e ? Aleoko mihomehy sisa :-D:-D:-D:-D:-D
Bn fa sao mbola ho hitanao eto koa ny havendranako sy ny toetrako hafa ka hanahirana ahy marina :oops::oops::oops:
Fehiny : dinganinao izay manahirana anao, dia lasa ianao manao tsikera amin'ny ati-dohako sy ny toetrako fotsiny ! Izany ve no atao hoe miady hevitra e ? Aleoko mihomehy sisa :-D:-D:-D:-D:-D
Bn fa sao mbola ho hitanao eto koa ny havendranako sy ny toetrako hafa ka hanahirana ahy marina :oops::oops::oops:
109. Herimiafina
(
27/09/2007 19:43)
MNambady ve ianao? iza no heritreretinao rehefa manao mast ianao?
Fahotana ve ny miheritreritra olonkafa, sns? :^)
Fahotana ve ny miheritreritra olonkafa, sns? :^)
110. menalamba
(
27/09/2007 19:47)
Pissoa an,hitanao izany fa na hazavaiko aza hoa ianao dia tsy hazava @ nao mihintsy ilay izy satria jereo kely anie iry ambony iry alohan"ny handehanako homony dia nanontany zavatra anao aho raha tiana hoy aho ,dia tsy novalianao akory aho é..:^)dia mbola nasesikao ihany ilay fanontaniana e...!! Hitanao ve ilay izy ? Dia tezitra anefa ianao ataoko hoe manao kirin'antitra:-D:-D Mbola mampirehitra jiro ho anao ihany aho é:°)
111. pissoa
(
27/09/2007 19:53)
menalamba ! sao ianao no tsy mahita ... toa niteny anao aho hoe raha izaho ianao dia nazavaiko fotsiny, dia avy eo ianao mbola nataoko hoe tsy mila ny azafadinao za fa ny fanazavana alefa raha misy ... dia ianao no namaly hoe tsisy fa masika be ! Dia izaho indray no lazainao fa tsy mahita ? Aleoko hoa mihomehy :-D:-D:-D
112. menalamba
(
27/09/2007 20:00)
Tsy tianao izany ny hamaliako azy @ "mp" ? Dia izay izany tsisy fanazavana izany:°):-D:-D Mikeetrika mafy mihintsy ianao izany hoe ahoana re no hampiteny @ ilay montana io e ? hihi hi !!!:^):-D aleoko ihany aloha mahita anao mihomehy toy izay ilay tafintohina é:-D:-D
113. pissoa
(
27/09/2007 20:04)
Dia mbola mila manontany indray ny tenanay hoe inona izany mp e ! Mais bon, rehefa tsy hanazava ianao dia mijanona amin'ny hevitro aho koa inona moa ! Vive les crabes :-D:-D:-D
114. pissoa
(
27/09/2007 20:06)
pfff - zao lasa miderapy be le resaka kle ! Maninona kay rehefa milaza ny hafa hoe tsy mahatakatra raha manazava fotsiny fa tsy manao an'io toetra io e ? ^^:-D:-D:-D:-D:-D
115. menalamba
(
27/09/2007 20:12)
"mp"= mesazy perisônely!!!:-D:-P Kely sisa dé ho faty mihintsy ny jiroko aminao:-D:-D, ary mba dingano tsara io tatatra io sao izaho indray no lazaina fa tsy nampirehitra tsara ny jiro teo:°)
116. pissoa
(
27/09/2007 20:28)
Aleo averiko ny hevitro farany nikasika an'ilay masturbation dia hiala tanteraka eto aho androany fa tena mahamenatra ahy ny miady hevitra aminao !
Raha ny fahalalako, na "tsara" aza ny tanjona, rehefa tsy araka ny mahaKristianina ny moyen dia ratsy izay amin'ny mahaKristianina. Noho izany, azonao omena ny fanazavana siantifika rehetra izay tianao (mikasika ny tanora ony izany) - fa rehefa avy eo dia jereo kely ny hevitr'Andriamanitra (teolozikement parle ozizy le fanontaniana)
"L'enfer est pave de bonnes intentions"
117. menalamba
(
27/09/2007 20:32)
Zay zany koh,tsofiko @ izay izany ny jiro an?Mbola azafady ihany raha nanafitohina an:^):^):-D
118. pissoa
(
27/09/2007 20:34)
fantatrao tsara fa tsy tinao valina le fanontaniana satria mandiso anao e :-D:-D:-D
119. menalamba
(
27/09/2007 20:40)
Ary tsy mahafoy ahy ihany anie fa hoe farany ity hevitro ity ,dia efa tsofiko ny jiro dia mbola mitspatsapa mitady ahy ao @ maizina ao ihany an?:^):^):-D"mp" ho aho...
120. fijo
(
27/09/2007 20:41)
pissoa an,hery milaza ery ambony ery hoe "ny fitiavana no lehibe indrindra"ka dia izay no narahiko aloha.
fahotana ve???le izy,asa fa maro no manao azy.
fahotana ve???le izy,asa fa maro no manao azy.