tanora sy ny masturbation

41. gasynamana ( 26/09/2007 21:24)
Inona no samihafa sy mifanipaka ao mba lazao hoe?
42. fijo ( 26/09/2007 21:26)
ny iray milaza fa fitiavana ,ny manao izay maha mety ny tena:"Fitiavana ny tena = Mitady izay tssara ho an'ny tena, izay mahasoa ny tena, izay mahasalama ny tena, mikolokolo ny vatana sns."

ny iray milaza fa vao mitsiriritra sy mijery dia efa fahotana,ka misy fitsiriritana anie aloha va mimasta e.
43. gasynamana ( 26/09/2007 21:31)
Moa mba fantatrao ve izay tena tian'i Hery lazaina amin'ny hoe: ny mahasoa ny tena, ny mahatsara ny tena...? Raha fantatrao dia mba lazao kely hoe?
44. fijo ( 26/09/2007 21:35)
anontanio izy fa izy hafaka hanazava e.aza be fanontanian any hafa wa,fa alefaso aloha ny an'ny tena.lasa miverimberina lava le "mba fantatrao"ka tsy mety.lazao izay fantatra dia samyu milaza izay heviny eo
45. pissoa ( 26/09/2007 21:44)
ny iray milaza fa fitiavana ,ny manao izay maha mety ny tena:"Fitiavana ny tena = Mitady izay tssara ho an'ny tena, izay mahasoa ny tena, izay mahasalama ny tena, mikolokolo ny vatana sns."

ny iray milaza fa vao mitsiriritra sy mijery dia efa fahotana,ka misy fitsiriritana anie aloha va mimasta e.

Raha nojeren'i Fijo tsara dia tsy ny manohitra ny fitiavana ny tena ihany no nolazain'i Hery hoe fahotana fa ny manohitra ny fitiavana an'Andriamanitra/tena/namana. Ka raha heverina fa metimety amin'ny tena le mimasta (:?::?::?:), aiza ho aiza ny fitiavana an'Andriamanitra ?
46. fijo ( 26/09/2007 21:50)
nomarihany fa fitiavana no lehibe indrindra,dia nanome karazana fitiavan izy.ary tafiditra ao ny fitiavana ny tena.izany hoe rehefa ita soritra fa misy fitiavana dia efa tsy fahotana izany.
47. pissoa ( 26/09/2007 22:01)
Hi hi hi - nomarihan'iza hoe ny fitiavana no lehibe indrindra ?
Tsy izay ahitana soritra fitiavana dia tsy fahotana ka. Raha izany ve hisy fahotana mihitsy ? (na amin'ny mahasamy olona fotsiny aza fa tsy hidiran'ny mampaKristianina Katolika an'i Pissoa). Ny bandy ohatra afaka mamono an'ilay sipa be diamondra amin'izay mba afaka manome diamondra an'ilay sipa tiany be koa :-D:-D:-D
48. gasynamana ( 26/09/2007 22:27)
anontanio izy fa izy hafaka hanazava e.aza be fanontanian any hafa wa,fa alefaso aloha ny an'ny tena.lasa miverimberina lava le "mba fantatrao"ka tsy mety.lazao izay fantatra dia samyu milaza izay heviny eo

Ka ianao milaza fa mifanohitra izay lazainay, ny dikan'izany dia fantatrao izay lazainy, matoa ianao milaza fa mifanohitra ny voalazanay.
Raha tsy fantatrao kosa dia miteniteny foana ianao.
49. cutie ( 26/09/2007 23:46)
asio andalana avy ao @ baiboly alou we fahotana ny mimast vo mino za :)
50. cutie ( 27/09/2007 00:11)
. Mpandefa : pissoa [ Valio ] 27-09-2007 00:01:25
Lohateny : Re : tanora sy ny masturbation
Hi hi hi - nomarihan'iza hoe ny fitiavana no lehibe indrindra

vakio ny baiboly :-D
51. gasynamana ( 27/09/2007 06:05)
cutie: efa voalaza io ambony io. Matio 5, 27 - 28 . Diniho dia ho hitanao ny maha fahotana na tsia azy.
52. Jeankely ( 27/09/2007 07:04)
Betsaka ny tian'ny Christian mivoatra hatao. Porofoina fa tsy fahotana ny Masturbation; lazaina fa tsara ny manadrana fitiavana maromaro vao manambady; hamafisina fa tsy olana ny lahy samy lahy na vavy samy vavy mifanambady, ahely fa azo hindramina ny vadin'ny sasany; resena lahatra koa ny hafa amin'ity manambady havana (vadin'havany);sns... Dia hiadio hevitra fa mandroso sy mivoatra tokoa ny Christian raha sahala izany.Christian moa ny maro anisa miady hevitra an? hitangoronan'ny rihatra.=))=))=))=))=))
53. booboo ( 27/09/2007 09:46)
Ahoana/inona no maha-fahotan'ny zazakely 2 na 3 mi-se masturber ? Normal beeeeeeeee mihitsy manko io @ zaza manodidina io taona io.

Ahoana/inona no maha fahotan'ny ankizy (lahy indrindra) miditra @ adolescence rehefa maraina be iny indrindra² no sambany hitany mihenjana ny zizi-ny dia mi-éjaculer izy noho ny fahafinaretana mikasika² ny pyjama-ny na slip-ny ao ?
Na koa ilay zavavy kely mikisikisana @ seza ohatra dia mahita fahafinaretana (voalohany) hafa² izany ?

@ ireo stades ireo, dia miteny aby ny doko (psy, doko, mpahay siansa sns) hoe normal izany nohony izao sy izao ary izao sy izao ny dikany (lava loatra fa cf boky marobeee momba ny psy de l'enfance, sexualité des ados ireny).
Atsy ambadika atsy kounkou misy dinika hoe tokony mianatra taranja maro² ny mpitory, mila mahay ny momba an'izao sy izao, mifampiankina ny siansa sy ny fivavahana sns. Dia nefa rehefa momba ny "sexe" matetika dia avy dia borké ny resaka hoe " fahotana " ?



54. booboo ( 27/09/2007 09:48)
fanitsiana :
zazakely 2 na 3

2 na 3 taona
55. menalamba ( 27/09/2007 10:03)
Booboo>Izay mantsy ho aho,ho @ olona tsy dia nandalina ara-tsiantifika loatra fa mihonona @ fahalalana ara-pivavahana fotsiny dia lasa "borné" be ny miresaka aminy ka rehefa mihoatra @ fahalalany ilay zavatra fa tsy takany intsony dia borkena eo @ hoe fahotana ilay resaka...:-/:-/
56. pissoa ( 27/09/2007 10:32)
mijanona zaza 2 na 3 taona foana angaha ny olona mandra-pahafatiny "ara-tsiansa" ? :lol:
57. menalamba ( 27/09/2007 10:35)
Ohatra nomena fotsiny ireo fa misy tranga maro koa azo anazavana azy ara-tsiantifika raha tianao ka,fa rehefa tsy te handray ny sainao fa mionona fotsiny @ izay kely mety ho fantrao fa marina dia mijanona eo ny resaka izany...:^)
58. pissoa ( 27/09/2007 10:48)
ny tery ambony nasaiko nazavainao aza tsy nazavainao akory ka ny saiko te handray na tsia ny fanazavana manaraka sahady no manahirana anao ? :-w:-w:-w
59. tywa68 ( 27/09/2007 11:06)
booboo sy menalamba : fahotàna ho an'ny mpino mandika lalàna fa tsy mitombina @ zazakely tsy manantsiny (tsy miaina an'ilay finoana satria mbola tsy nahavita nandalina).

pissoa :lol: misy tsy mamaky anie fa may hi masta hoy Jeankely zay :-D:-D d aza mionona @ kely hananana hono e :wink:
60. menalamba ( 27/09/2007 11:44)
Ny fanontaniana teo am-piandohana dia ity:(fahotana ve ny \"masturbation\" ,theologiquement parlé)?Raha ny mpahay theologie izany no mamaly tsy anisany aho fa mety ho maro no eto ,asa raha anisany ianao na izay milaza fa fahotana izany,fa ny ankamaroan\'ireo milaza fa mpahay fivavahana eto dia milaza fa fahotana izany.
Raha ny fijerin\'ny olona nanao filozofia no jerena anefa dia tsy misy ny valiny tena atao hoe \"absolue\" @ izany fanontaniana izany fa tsy maintsy mandanjalanja ny valin-teniny izy hoe fa nahoana no lazaina fa fahotana izany eo anatrehan\'ny fiarahamonina.
Raha olona siatifika ihany koa dia tsy mihonona fotsiny @ izay hevitra efa voafetra mialoha,izay neken\'ny fiarahamonina izy ,fa kosa miezaka mitady fanazavana ara-tsiantifika ny olana na ny fanontaniana mipetraka.Omeko tranga iray ianao ohatra: Aty @ tany efa mandroso dia tsy atao hoe fahotana ny fidorohana rehetra ho@ ireo mpitsabo ( sy ireo \"accoutumances\") rehetra fa nosoritana ho toy ny aretina rehetra,fa ho @ tany toy ny any @ tsika dia notsorina fotsiny sy tsy noraharahiana ny tratry izany fa natao hoe olona mivarolavo ,ka sitrapony ny azy dia avela ho faty hoazy eo tsisy fitsboana na fikarakarana.andeha hojeren-tsika @ fijery tsy miangatra aza ity tranga iray :Lehilahy 65 taona ,eo anoloan\'ny mpitsabo telo ,vehivavy roa ,lahy iray,fiantombohan\'ny homamiadana eo @ prôstaty no mahazo ilay rangahy.Ilay mpitsabo vavy mbola tanora no manomboka ny fitsirihana,nampiditda \"gant\" izy ry mnanatsofoka ny ratsan-tananny roa tao @ lava pivoahan\'ilay rangahy hitsapana ny soritr\'ilay aretina ,avy dia nihenjana hoazy anefa ny filahiany satria voakitikitika teo ,ary niala-tsiny be ilay rangahy sady nivoara-mena ny fahamenarana.Dia namaly azy ireo mpitsabo fa tsy misy tokoby ahamenatra azy izany fa \"normal\".rehefa nohadiadiana ilay rangahy dia nilaza fa tsy nanao firaisana mihintsy efa ho amam-polo taonany satria efa maty ela ny vadiny. Dia nanome toro-marika azy ny @ tokony hanaovany firaisabna ireo mpitsabo satria noho ny tsy fanaovana izany no antony iray lehibe mahatonga io aretina io.,sy ny taona mandroso koa.Iza ary no eken\'ny sainao kokoa ohatra,andeha hoany @ mpivaro-tena ve ilay rangahy hanala ny enta-mavesany ? sa Hitady vadikely indray vao mainka hoain\'ny fiarahamonina fa hoe lehilahy lehibe tsy mahay mihaina (satria maro moa ireo tia mitsara olona) sa hanala ny enta-mavesany @ fanaovana \"masturbation\" izy ? Iza @ ireo no mety kokoa,sa aleo izy hofaty hoazy eo sy ny enta-mazefany?
Amiko arakaraky ny trangan-javatra no tokony hamaritana ny maha fahotana izany na tsia fa matetika moa ny fiarahamonina dia masiaka sy tsy mandinika lavitra loatra ka avy dia mitsara avy hatrany.
Ialako tsiny raha diso lava loatra ny fanehoako ny hevitro.Misaotra é
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0084