tanora sy ny masturbation
83. menalamba
(
27/09/2007 17:20)
Samy manana ny jirony ho aho satria na hanazava ny hevitro eto in-jato aza aho ianao efa manana hevitra raiki-tampisaka ao @ nao ,ka ampiova inona moa izany,ary vakio tsara fa tsy izaho no niteny ilay hoe zaza2/3 taona fa i booboo,aiza ary ianao izany?Hitanao izany, tsy onona ny handray hevitra ianao fa avy dia bontolo fotsiny ko inona indray no hlanao fanazavana?Ary tsy azonao ve ilay fipetrak'ilay fanontaniana ny antony niresahako ny boudhiste sy ny fivavahana hafa ? Sa tsy mba voasoratra ao anaton'ny theologie ireo ?:^):^)
84. cutie
(
27/09/2007 17:24)
Mba vakio sy diniho kely ity, "Efa renareo fa voalaza hoe: " Aza mijangajanga" (Eks.20.14). Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady (Mt 5, 27 - 2.
gasynamana
tsy misy resaka mimast mitsy alou io raha ny fahitako azy e
de vaiko njay le nosoratan'i booboo any ambonimbony any :lol:
85. pissoa
(
27/09/2007 17:33)
Samy manana ny jirony ho aho satria na hanazava ny hevitro eto in-jato aza aho ianao efa manana hevitra raiki-tampisaka ao @ nao ,ka ampiova inona moa izany,ary vakio tsara fa tsy izaho no niteny ilay hoe zaza2/3 taona fa i booboo,aiza ary ianao izany?Hitanao izany, tsy onona ny handray hevitra ianao fa avy dia bontolo fotsiny ko inona indray no hlanao fanazavana?Ary tsy azonao ve ilay fipetrak'ilay fanontaniana ny antony niresahako ny boudhiste sy ny fivavahana hafa ? Sa tsy mba voasoratra ao anaton'ny theologie ireo ?
:-D:-D:-D:-D:-D
Fa iza moa ilay namaly an'i booboo hoe izay mants hoa bla bli ble ... dia mbola namaly koa hoe hoe ohatra fotsiny ireo tamin'ny niteny aho hoe angaha mijanona 2/3 taona foana ny olona ara-tsiansa ? Otran'ny hoe menalamba. Raha hitanao tsara dia tsy nataoko quote anie ny teo ambony teo e, fa mazava ho azy araka ny hevitrao eo ambony io dia nizara iny hevitra 2/3 taona iny ianao :wink:
Izaho ve no manana hevitra raiki-tapisaka sa ianao no mi-skip an'izay tsy mampilamina anao eto e ! Efa ohatra 3 ireo izao ... Mbola ampiana ve ny lisitra e ?
4 - tsy mamaly i menalamba fa milaza lava fotsiny hoe manana hevitra raiki-tapisaka aho :wink:
86. ikaretsaka
(
27/09/2007 17:38)
izay tsy mbola nilalao taovam-pananahana aminareo no aoha hitora-bato ireo tanora voalohany
88. pissoa
(
27/09/2007 17:43)
Ika : isaky ny misy resaka hoe fahotana na tsy fahotana ve eto dia io hatrany no havalin'i Ika ? Toa subjective be loatra ny fahitako azy ! Raha io tenin'i Ika io koa no hoarahina dia lasa hoe club virja # club tsy virja sisa ny resaka eto ! Tsisy intsony hoe ahoana marina no tena hevitr'Andriamanitra ! :wink:
Dia itaro kely io amin'ny karazan-javatra azon'ny zanak'olombelona atao ... dia ho hitan'i Ika ny vokany :lol:
Dia itaro kely io amin'ny karazan-javatra azon'ny zanak'olombelona atao ... dia ho hitan'i Ika ny vokany :lol:
89. menalamba
(
27/09/2007 17:48)
Aiza ary ianao izany ry pisoa an,ny tenin'i booboo ,dia mazava tsara,ary noentiko hanipihina ny tiako ho lazaina ,fa ny teninao etsy ambony anie dia milaza fa izaho no niteny azy no nahitsiko é.Mbola afoheziko @ nao raha ilainao ny hevitro dia tsy misy afaka hanana valin-teny" absolue" amiko hilaza fa fahotana io .Valin-teniko izaho io fa tsy a@ maha kristianina ahy na ,jiosy ahy na @ maha boudhiste ahy ohatra.Ny maro anefa nanome fanazavana @ maha Kristianina azy 5araka ny fahalalana ananany) dia miteny fa fahotana io izany .Sa ve ny fivavahana Kristianina izany no tena azo lazaina fa mananany atao hoe " Veritée absolue"ka tsy azo hovalozana ny heviny ?:^)
90. cutie
(
27/09/2007 17:53)
. Mpandefa : ikaretsaka [ Valio ] 27-09-2007 19:38:17
Lohateny : Re : tanora sy ny masturbation
izay tsy mbola nilalao taovam-pananahana aminareo no aoha hitora-bato ireo tanora voalohany
za vo saika hanontany we aiza ary Ika fa tsy mamaly eto mitsy :-D
nefa efa nandrasako ny valin-teny :-D
91. pissoa
(
27/09/2007 17:59)
Tsy io anie ilay tsy nazavainao e ! Fa ny dikan'ilay teninao tery ambony hoe : na namaky ihany fa mody fanina ? :wink:
Ary ny valin-teny tsy absolue nomenao anie ka hors size e ... mikasika ny antitra ilay izy ary e ! :wink:
Tsisy mandrara ny silamo sy ny hafa handray anjara anie e ! Mahazo mamaly izy hoe teolozikement ao aminay dia izao ... Fa aza manery ny Kristianina hamaly amin'ny toeran'ny hafa kosa e.
Farany ... hay moa hoe menalambament parle le fanontaniana voalohany ! Miala tsiny fa HS be foana za hatrizay kay kle :-D:-D:-D

92. menalamba
(
27/09/2007 18:14)
Ny @ ilay pissoa ity koa hoaho tena mila jiro be foana vao mazava aminy ny lalana é,tsy maintsy azavaina antsipiriany aminy ny resaka vao takany fa lazainy fa mivilana raha vao tsy azony tsara.Féangaha moa izany raha rangaha be no nataoko ohatra dia hitsongolohana fa voafetra eo izany ilay resaka?Izay anie no mbola ataoko aminao hoe rehefa tsy te handray ianao dia mihizihizy mitady hao ao an-dohako ,ka feranao hoe hatreto izany no fetran'ilay resaka é!Ary ianao ihany aza eto dia manao hoe theologiquement ilay fanontaniana anefa ery ambiny ianao mody fanina!Raha feheziko an,lasa lava ny resaka ianao efa manana ny hevitrao voafaritra ka tsy afaka ny handray ny hevitry ny hafa ,ka na mamaly ahy aza ianao dia izay fanintaniana mahafalihaly ny sainao no hapetrakao amiko .Ka izay no ataoko aminao indray hoe (menalambament parlant) an: Samy manana ny jirony é:^)
93. pissoa
(
27/09/2007 18:16)
mbola tsy namaly mihitsy ianao hatramin'izao fa namabanty ahy ho tsy mahatakatra foana fotsiny :-D:-D:-D
94. menalamba
(
27/09/2007 18:25)
Tsy hoe te hanabaty anao aho na mahita fahafinaretana manao @ izany ,fa reraka be aho manazava ny jironao dia lasa ny ahy indray no mitsilopy ny farany ,ianao tsinona tsy manao ezaka ny mba hifampitsilo fa toa faly ny hadefa ahy atsy anaty lavaka fotsiny kah!Sady izay efa hoe an an hoah ! Sa ianao ity angamba irony zaza be dongy irony ka raha tsy mahazo izay ilainy dia milondona be eo?:^):^):-D
95. pissoa
(
27/09/2007 18:30)
Ny teninao mikasika ny masturbation anie azoko tsara e ... Ary efa novaliako, dia hitanao ny valiny. Fa zavatra tsotra no anontaniko anao fa mbola tsy novalinao mihitsy ! Inona hoe no dikan'io koa ? Laozanao maminavina ny toetrako fotsiny !
Rehefa tsy holazainao dia lazaiko anao indray ny fandraisako azy :
Modianao fanina ny valiny tsy mahafaly anao ... en d'autres termes, efa manana hevi-draikitra be ianao dia manao stop amin'izay tsy mifanaraka amin'ny hevi-draikitrao. Tsy io tsy mety valinao io ihany no nataonao stop teto :wink:

96. ikaretsaka
(
27/09/2007 18:35)
pissoa:
Ika : isaky ny misy resaka hoe fahotana na tsy fahotana ve eto dia io hatrany no havalin'i Ika ? Toa subjective be loatra ny fahitako azy ! Raha io tenin'i Ika io koa no hoarahina dia lasa hoe club virja # club tsy virja sisa ny resaka eto ! Tsisy intsony hoe ahoana marina no tena hevitr'Andriamanitra ! :wink:
Dia itaro kely io amin'ny karazan-javatra azon'ny zanak'olombelona atao ... dia ho hitan'i Ika ny vokany :lol:
ka tsarao aho raha diso.. fa ny fahitako azy dia matetika ange ireo mpanao, nefa "mihambo ho tsy manao" no manenjika ireo namany e "manao" ka mihaiky hoe nanao tokoa e!
Andriamanitra tsy hay izay heviny fa isika no samy maka ny parti-ny>
Fa na izany na tsy izany, raha tarafiko @ ilay boky fanaovana referansy tsimpontsiponin'ny besinimaro ato, dia mino aho fa ireo manao ka mihaiky hoe nanao tokoa no tiatian'Andriamanitra, noho ireo manao nefa milaza tena ho tsy manao!
97. menalamba
(
27/09/2007 18:38)
Tsia ,ny valiny :mbola lazaiko anao ihany,tsy izay mihintsy no dikan'ilay reny nolazaiko anao hoe tsy takatrao ,na ilay hoe "mody fanina ".Tena manaiky anao aho fa tena "tenace" ianao an, raha tianao ary dia ho azavaiko anao manokana ilay izy @ "mp"raha tianao é ,raha manaiky ianao an.:^):-D:-D
98. pissoa
(
27/09/2007 18:38)
ka tsarao aho raha diso.. fa ny fahitako azy dia matetika ange ireo mpanao, nefa "mihambo ho tsy manao" no manenjika ireo namany e "manao" ka mihaiky hoe nanao tokoa e!
Andriamanitra tsy hay izay heviny fa isika no samy maka ny parti-ny
Fa na izany na tsy izany, raha tarafiko @ ilay boky fanaovana referansy tsimpontsiponin'ny besinimaro ato, dia mino aho fa ireo manao ka mihaiky hoe nanao tokoa no tiatian'Andriamanitra, noho ireo manao nefa milaza tena ho tsy manao!
Ka ny resaka eto anie ry Ika tsy hoe iza no manao sy tsy manao e ! Na hoe iza no manaiky hoe manao dia iza no tsy manaiky. Fa fotsiny hoe fahotana ve ilay izy ... :)
99. menalamba
(
27/09/2007 18:43)
andeha hinam-bary aho aloha fa rehefa avy eo miverina ry pissoa an :^):-D
100. pissoa
(
27/09/2007 18:46)
ndana koa mandeha any fa mitovy ianao sy ny tsy nanoratra !
raha izaho dia nazavaiko fotsiny ilay izy hatramin'ny voalohany fa tsy ny toetran'ny hafa indray no hanaovana fanadihadiana eto amin'ny forum ... :wink:
raha izaho dia nazavaiko fotsiny ilay izy hatramin'ny voalohany fa tsy ny toetran'ny hafa indray no hanaovana fanadihadiana eto amin'ny forum ... :wink: