tanora sy ny masturbation
123. ikaretsaka
(
28/09/2007 02:17)
niray lamba ihany ve i pissoa sy menalamba izao... sa samy sosotra de samy maka ny bodofotsiny?
pissoa..
see you at the confessional tomolo!:-D:wink:
pissoa..
see you at the confessional tomolo!:-D:wink:
124. tywa68
(
28/09/2007 05:11)
Efa lasa ve izao "mp" zao ry menalamba a ? :-D
Pissoa : :lol:
fijo : io menalamba hirotsaka membre e :-D:-D
Pissoa : :lol:
fijo : io menalamba hirotsaka membre e :-D:-D
125. pissoa
(
28/09/2007 08:08)
pissoa an,hery milaza ery ambony ery hoe "ny fitiavana no lehibe indrindra"ka dia izay no narahiko aloha.
:-D:-D:-D:-D:-D
asehoy anah izany fa tsy hitako ! :wink:
fahotana ve???le izy,asa fa maro no manao azy.
na manota daholo aza ny olona rehetra, tsy mampiova ny mahafahotana ny fahotana izany !
Tywa : tsisy fanazavana alefa akory anie any fa be resaka eto fotsiny izy refa mody fanina am'ize manahirana azy e :-D:-D:-D
127. Jeankely
(
28/09/2007 09:19)
TANORA CHRISTIAN SY NY MASTURBATION,ARY NY FANAOVANA FIRAISANA ALOHAN'NY FANAMBADIANA... Rehefa tsy mety ny masta dia mety izany hono ny mijangajanga satria tsisy vaha olana hafatsy izay. Afabaraka. Tsara ny fianarana sy fahaizana mamelatra ny baiboly an.:evil:
128. tywa68
(
28/09/2007 10:27)
pissoa : menalamba anie nilaza hanoratra mp hono e
Jeankely : rehefa tsy mety aminao ny sujet dia miovà fa aza misôfy eto e :lol:
Jeankely : rehefa tsy mety aminao ny sujet dia miovà fa aza misôfy eto e :lol:
129. ari.malala
(
28/09/2007 11:28)
ary tena tsisy namaly mints ny fanontaniako an! tena nilaozanareo nifamaly ftsn:-(
nefa aho tery ambony tery hoe:
66. Mpandefa : ari.malala [ Valio ] 27-09-2007 15:40:23
Lohateny : Re : tanora sy ny masturbation
de misy mametra-panontaniana hoe inona no tsaratsara kokoa, mijangajanga sa manao masturbation? cas mpitranga indrindra hoan'ny olona alefa mission elaela ka saraka ny vadiny, de inona aza no hataony nefa ny filàny manesika azy? raha atao hoe fahotana ny fitsiriritana, raha ny vadiny ve no ao an-tsainy @ le fotoana anaovany masturbation de mbola mijangajanga ve izy? manota v izy?
130. Jeankely
(
28/09/2007 11:45)
=))=))=))Atambaro ry Christian a. Sady manaova masturbation no mijanganjanga=))=))=))
132. fijo
(
28/09/2007 20:45)
"Ny atao hoe Fahotana dia izay mifanohitra amin'ny Fitiavana"io ve ry pissoa tsy midika hoe ny fitiavana no lehibe indrindra????
133. Jeankely
(
29/09/2007 03:15)
Na ni-mast na tsy ni-mast dia tsy misy tokony hizahavana izany ao anaty baiboly mihintsy hiarovantena. Rehefa tsy mety ny mijangajanga dia tsy ao amin'ny baiboly no mitady fiarovantena. Fandrebirebena saina ary milaza ho tia fandalinana nefa tsy tafahoatra alavitra satria resaka tsisy dikany no halalinina ao anaty baiboly. Ny resaka maria virjiny ohatra no lazain'ny sasany fa fandalinana. Itony ny resaka mi-mast ao koa ny fampirafesana. Dia aza gaga mihintsy fa variana amin'ny resaka tsy mamokatra nefa ny olona nitondra ny baiboly efa lasa avobe ny zavatra halalininy ny anao resaka taraiky no hitarina lavabe. Samy misy saina sy tia fandalinana Malagasy ireo an?
134. tywa68
(
29/09/2007 05:22)
Ika : vhv i Jeankely :lol: ary tsy mahatanty ny resaka hafa² hita eto @ rubrik fivavahana sy finoana.
fijo :-D
fijo :-D
135. Rasiligaoma
(
29/09/2007 05:26)
ka izay hoa! izya tsy virja aminareo no aoka hiteny fa tsy virja izy dia izay tsy nimast no aoka hiteny fa fahotana ny mimast dia izay tsy nanala zaza no aoka hiteny fa tsy fahotana ny manala zaza.
samy mpanota ka aoka tsy hifampiteniteny, ny anao aloha banjinina.
mampatsiaro toritenin'i Ika indray andro izay hoe ny kilaotinao aza tsy fantatrao akory hoe miborotsaka ko ny hilaza ny olona ho mivoha braguette no imatimatesana!
samy mpanota ka aoka tsy hifampiteniteny, ny anao aloha banjinina.
mampatsiaro toritenin'i Ika indray andro izay hoe ny kilaotinao aza tsy fantatrao akory hoe miborotsaka ko ny hilaza ny olona ho mivoha braguette no imatimatesana!
137. booboo
(
29/09/2007 08:57)
I Jeankely ny ankamaroan-draha ato @ forum mihitsy no tsy tantiny : tondé miakatra fôôôôôôôôôna isaka zay maneho hevitra...hay kay vhv :°)
138. menalamba
(
29/09/2007 19:11)
Izay mihintsy no tsy nitenenaako fa tsy azon'i Pissoa!!!! Io fa nitranga ihany ilay izy ,soa ihany fa tsy izaho irery no nahatsikaritra izany.Rehefa tenenina anefa i Jeankely dia mody hoe aiza koa aho izay miaka -pofona eo ,mihomehy ny mpimasta fotsiny aho.F'angaha teto nisy nilaza moa na iray aza hoe mpimasta fa samy nilaza ny heviny momba ny fanontaniana nipetraka ny olona???!! Efa noroasin'i Fiffi sahala @ nadroaka akoho i zankely hoe mandehana mandeha rehefa tsy miady @ nao ilay ady hevitra ,mbola io mandoto rano foana miverina.Tsy azoko mihintsy hoe nahoana ,sa i Jeankely izany no tena tokony hanao ny sivana eto e?Sady Manangana hoa blaogy zankely dia ataovy @ izay revinao ilay izy rehefa tsy hainao ny miara-mitafa @ maro é:-/:-/
140. menalamba
(
29/09/2007 19:43)
Inona moa no hialako pa ry pissoa ,ny ahy ny hevitro tsy mba mahamentra ahy. Jereonao tsara fa ity "sujet " ity anie tsy vao izao no nisy nametraka teto e,ary nieritreritra ela aho vao nasahy niditra nilaza ny hevitro satria t@ ilay voalohany dia eva nivazavaza t@ olona nandray anjata t@ izany ra Zankely.Ianao tsy mba mijery ny filahatry ny resaka teto ka izay no tsy nahazoanao ny tiako ho lazaina hoe tsy takatrao ny tiako ho lazaina,satria tsy te hitonona olona mivantana aho hamaly @ ilay fanontanian'i ary. malala.Na izany na tsy izany tsisy tongobolo akory anie ny eto ka azo tampenam-bava ka rehefa tsy miady @ nao ilay resaka dia korontanina .Samy tsara aby é:^)