tanora sy ny masturbation

141. pissoa ( 29/09/2007 19:46)
:-D:-D:-D

hita e :-P Jereo ny hevitrao mamaly an'i Ika dia avy eo jereo ny soratrao mikasika an'i Jeankely :wink:
142. menalamba ( 29/09/2007 20:04)
Hazavao kely hoe ny joroko :-/
143. Papoose ( 29/09/2007 20:26)
mimasteva de hohitanao ny vokany!satria le vokatra mianjady @nao mety tsy mitovy @ zay efa nianjady t@ ol!

dia fa ahoana moa no tsy sahy himast nefa fahotana hafa aza vita?sady nanao an'ireny tsy nahalala nanontany tena na nanontany olona hoe fahotana v?
hoe fahotana v ny mifraud fa tonga de natao?na hoe fahotana v ny mangala-paiso?
144. menalamba ( 29/09/2007 20:55)
Dia efa hatomboy ary fa hoavy aho hikosoka anao raha malailay ianao e:^):-D
145. Jeankely ( 30/09/2007 05:40)
Hihihi. Jeankely tsy mahay manangana blaogy ary tsy misy mandeha any satria mpi-masta tsy makany nefa mpi-masta Christian toa be dia be. Ny an'i booboo izany dia loza fa zaza 2 na 3 taona hono mi-masta. Ilay zanak'alika lahy no mbola kely dia mipaopy tongotra fa tsy mba mitovy amin'izany 2 sy 3 taona mi-masta izany izahay. Ny resaka manonofy dia misy raraka tsy fanahiniana fa ny hoe andeha aho hi-masta zavatra hafa. Olona misy tsy fahampiana izany ka ao @ baiboly no mitady vahaolana. Inona no mahagaga raha mpanala zaza no betsaka koa resaka vetaveta no zahavin'ny Christian ao anaty baiboly. Tena mivoatra ary mahay fandalinana. Christian mandalina vetaveta.
146. booboo ( 30/09/2007 09:44)
oh là là ...borné zany raha oul a ! sady tsy mahay miady hevitra mihitsy (efa im-piry tenenina fa mbola tsy mety tonga saina ihany).
147. ikaretsaka ( 30/09/2007 12:23)
aza omena tsiny ry booboo a

jeankely: mba mivelara kosa dia mitadiava lalindalina kokoa e
148. Jeankely ( 01/10/2007 03:32)
Mivelatra tokoa ka any @ baiboly sy ny fivavahana no mivoy MASTURBATION, FANANDRAMANA, FAMPIRAFESANA sns. Izahay rehefa miresaka sahala izany aloha dia tsy mikasika baiboly mihintsy. Izaho tsy milaza hoe araho ny fahateren'ny saiko fa milaza hoe ampianaro ary ataovy mahay mivelatra ara-betaveta ao anaty baiboly ny tanora fa tena mivoatra haingana ary lasa any andanitra eo ankavananan'ny Ray.
149. tywa68 ( 01/10/2007 07:32)
Jeankely hoa aza mitsara :lol:
150. Jeankely ( 01/10/2007 09:37)
Aho tsa mitsara fa mamporisika. Alaovy ny Baiboly Masina dia atovy ny Masturbation na atovy ondana ny Baiboly rehefa manao ireo rehetra voalaza fa mety anaty Baiboly ireo. Mino aho fa ho ampoka tsara ny fahafinaretana satria eo anoloan'ny Baiboly.=))=))=)) Dia maheraza mandalina MASTA eeee=))=))=))
151. Papoose ( 01/10/2007 20:13)
menalamba, sao de lasa menamena ao ny lambako fa za mbola virja!:lol:
152. Jeankely ( 02/10/2007 02:22)
Hihihihi virjiny mpanao Masturbation afaka hoazy ny sarona ka tsy maha lasa mena lamba. Efa vitan'ny tenany=))=))=))Mitanaka fotsiny menalamba avy eo=))=))
153. Papoose ( 02/10/2007 02:43)
efa nahita ahy nimasta anga toi?dia hovitaiko @ iny r'ise?
154. Jeankely ( 02/10/2007 05:22)
Eny marina i booboo kay no 2 sy 3 taona dia nimasta fa tsy ianao. Misaotra @'ilay mbola mikatona e. Maromaro ny tahaka izany.
155. ari.malala ( 02/10/2007 12:47)
eny aza fa ts manin refa tsisy afaka mamaly ny fanontaniako nareo e:-( aleo za hionona. Lozanareo mifamaly am jeankely ftsn:-(
156. Jeankely ( 02/10/2007 13:20)
Hay moa ianao no nanokatra ny loha-hevitra. Sady todisoa no ari.malala izany? Mety mamaly ny fanotanianao ihany ny fifamaliana fa ankolaka.
157. Papoose ( 03/10/2007 03:21)
ny aty v no mikatona d enao no misaotra!:lol:
158. ari.malala ( 03/10/2007 13:46)
tsy todisoa aho fa ari.malala. Misyfanontaniana napetrako ao ambonimbony ao, tsy nisy namaly, fa nilaozan'ireo olona ireo nifamaly taminao fa ianao ry jeankely sady tsy mamaly fanontanian'olona no mivatravatra fiteny sy manesoeso ery rehefa miresaka, asa angaha nahoana loatra?:roll:
159. tywa68 ( 03/10/2007 19:14)
ari.malala : averiko eto ty fa zay no tsy namaliako anao intsony, fa aza malahelo e :-* avelao i Jeankely hifamaly @ rehetra eo fa tsy mahatanty
an61. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 27-09-2007 14:26:53
Lohateny : Re : tanora sy ny masturbation
menalamba : tsy afaka ny hanome fiadanam-pò ho anao aho, na tsara ara-tsiantifika ny mi-masta na inona : samy miaina ny finoany io arak'izay voasoratra anaty baiboly efa nosoratana etsy ambony sy ny fitaizana azonao. Mety azo ampidirina anatin'ilay voasoratr'i Hery hoe mikarakara vatana sns ... Fa averiko kosa aloha hoe amiko ny zaza tsy manatsiny tsy ampidirina anatin'ireo mpanota manao ny filàna ara-nofo, satria tsy miaina ara-panahy, satria mbola mila mameno zany fahalalàna izany. Tsy anjarako nefa ny mitsara fa maneho ny eritreritro aho satria nanontaniana.

Booboo : tsy mandà an'izay fahaizan-dra-olombelona zay anie aho e : ny filàna ara-nofo d tsy olana mipetraka loatra ho an'ny olona efa feno ara-panahy, ka samy maka ny mahasalama azy zany ho an'ny tempolin'Atra. 'ilay resaka :lol:


Io farany io hoe tempolin'Atra ka samia mikojakoja arak'ilay conscience @ filazan'i Ika azy zany e.:lol:
160. fijo ( 03/10/2007 22:16)
ary Jkely ary sao dia tokony hilona rano mangatsiaka vao maraina amin'izay tsy miakatra lava???asa fa mba hevitra ny ahy iny
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2983