tanora sy ny masturbation

61. booboo ( 27/09/2007 12:01)
Tsy resaka hoe may hi-masta fa te hanitatra fahalalana sy te hiady hevitra fotsiny kah.
mijanona zaza 2 na 3 taona foana angaha ny olona mandra-pahafatiny \"ara-tsiansa\" ?

marina. Na izany na tsy izany, efa mba lasa lavidavitra ihany ra-Olombelona @ fikarohana ny ara-batan\'ny olombelona araka ny dingana lalovany na zaza na ankizy na tanora na lehibe na antitra : ny asan\'ny taova, ny réactions chimiques boobaka ao anaty ao sy ny vokatr\'izay, ny maha \"bénéfiques\" an-dreo @ lafiny ara-pahasalamana fotsiny ohatra.
Dia nefa matetika ireny fahalalana ireny tsy raisin\'ny ankamaroan\'ny kristiana en compte mihitsy fa tondé \"fahotana\" tsotra izao satria hoe filàn\'ny nofo ouz ny Baiboly.
Isan\'ny filàn\'ny nofo koa nefa ny mikaly, miakanjo sns.

Fomba fahitako azy manokana io a...




















62. tywa68 ( 27/09/2007 12:26)
menalamba : tsy afaka ny hanome fiadanam-pò ho anao aho, na tsara ara-tsiantifika ny mi-masta na inona : samy miaina ny finoany io arak'izay voasoratra anaty baiboly efa nosoratana etsy ambony sy ny fitaizana azonao. Mety azo ampidirina anatin'ilay voasoratr'i Hery hoe mikarakara vatana sns ... Fa averiko kosa aloha hoe amiko ny zaza tsy manatsiny tsy ampidirina anatin'ireo mpanota manao ny filàna ara-nofo, satria tsy miaina ara-panahy, satria mbola mila mameno zany fahalalàna izany. Tsy anjarako nefa ny mitsara fa maneho ny eritreritro aho satria nanontaniana.

Booboo : tsy mandà an'izay fahaizan-dra-olombelona zay anie aho e : ny filàna ara-nofo d tsy olana mipetraka loatra ho an'ny olona efa feno ara-panahy, ka samy maka ny mahasalama azy zany ho an'ny tempolin'Atra.:-*
63. bozyboleta ( 27/09/2007 12:29)
Le lohahevitra ange tsy ny hoe maha-masturbation azy fotsiny fa avereno jerena kely fa misy io hoe tanora sy ny masturbation
Misy cadre tsy maintsy jerena eo izany aloha.
64. menalamba ( 27/09/2007 12:47)
tywa68>Tsy @ izany loatra no mety ahitako fiadanam-po,ary mety ho tsy dia sahirana @ izany aho ,ary araky ny voalazanaotsy iianao no afaka hanome ahy izany ,fa fanehoan-kevitra no eto ka samy milaza ny tandrify ny fahalalany.
bozy boleta>Ekeko marina tokoa fa ny tanora no tena nosoritan'ilay lohaevitra ,fa somary nivaona aho niresaka ny "masturbation" faobé na nataoko somary "global" ny resako,
65. bozyboleta ( 27/09/2007 12:55)
Efa tsy ao izany aloha ny ankizikely sy ny antitra.:)
66. menalamba ( 27/09/2007 13:00)
Ka izay anie no namaranako azy hoe arakaraky ny tranga miseho io fa tsy avy dia tsorina fotsiny hoe fahotana daholo é,izany no nitenenako hoe tsy misy valin-teny tena tokony ho "absolue" ,na antitra na tanora dia miankina @ tranga daholo izany amiko:D
67. ari.malala ( 27/09/2007 13:40)
de misy mametra-panontaniana hoe inona no tsaratsara kokoa, mijangajanga sa manao masturbation? cas mpitranga indrindra hoan'ny olona alefa mission elaela ka saraka ny vadiny, de inona aza no hataony nefa ny filàny manesika azy? raha atao hoe fahotana ny fitsiriritana, raha ny vadiny ve no ao an-tsainy @ le fotoana anaovany masturbation de mbola mijangajanga ve izy? manota v izy?
68. pissoa ( 27/09/2007 15:32)
menalamba : :-D:-D:-D

Raha ny fahalalako, na "tsara" aza ny tanjona, rehefa tsy araka ny mahaKristianina ny moyen dia ratsy izay amin'ny mahaKristianina. Noho izany, azonao omena ny fanazavana siantifika rehetra izay tianao (mikasika ny tanora ony izany) - fa rehefa avy eo dia jereo kely ny hevitr'Andriamanitra (teolozikement parle ozizy le fanontaniana) :wink:

"L'enfer est pave de bonnes intentions"
69. menalamba ( 27/09/2007 16:00)
pissoa>Voafetra eo @ maha Kristianina ihany izany ny resaka eto ve satria tsy mba nisy niteny ny Boudhiste sy ny Silamo sy ny Brahman sns tasy voatanisa,anefa toa "theologiquement parlé" hoy ilay mpanontany?:^):-D:-D
70. menalamba ( 27/09/2007 16:03)
Ary mba valio moa ny fanontanian'i ari.malala e...
71. pissoa ( 27/09/2007 16:04)
:-D:-D:-D:-D:-D

Resaho raha hainao fa tsy maninona mihitsy ka ! :wink:
72. pissoa ( 27/09/2007 16:06)
menalamba:

Ary mba valio moa ny fanontanian'i ari.malala e...

ary le hazavao toa mbola tsy nazavaina foana hatramizao e :b:b:b
73. menalamba ( 27/09/2007 16:14)
Efa nataoko lavabe io ny hevitro ry "pissoa " an! Fa maz hialana bala moa ilay fanontanian'i "ai.malala " é,sa manahirana be ara-Kristianina indray ny mamaly azy?:^):-D:-D
74. pissoa ( 27/09/2007 16:21)
tsy manazava an'le lazainao hoe tsy takatro io :wink:

tsy miala bala aho fa ianao anie mitady miteny ahy tsy novaliana ny an'i ari.malala nefa ianao aza hatramizao tsy namaly ahy e !
75. menalamba ( 27/09/2007 16:34)
Andraso aloha fa tsy hitako ilay "lakidépôsy" hitsilovako hanazavako anao é:^):-D:-D sarin-teny ilay nolazaiko re ry "pissoa" ka sao aho mnafintohana olona no tsy hilazako azy an...:-D:-D
76. pissoa ( 27/09/2007 16:39)
hazavao hoa
77. menalamba ( 27/09/2007 16:48)
aza be kirin'antitra hoatran'io fa maha fotsy volo tanora ,efa hoe anan ho'ah!!:°):-D:-D
78. pissoa ( 27/09/2007 16:51)
=))=))=))

fa maninona no tsy azo hazavaina e ?
79. menalamba ( 27/09/2007 16:54)
Satria samy manana ny jirony é...:^):-P:-D:-D
80. pissoa ( 27/09/2007 17:10)
- mody fanina aloha i menalamba amin'ilay andalana nasehon'i bozyboleta
- dia rehefa hoe hanazava siantifika indray dia ankizy 2/3 taona, na antitra (firy taona moa izy teo) no resahina ...
- dia rehefa teneniko hoe ho an'ny kristianina rehefa ratsy ny moyen dia ratsy foana izany ... dia mivadika miresaka bodisma sy silamo


samy manana ny jirony marina :°):-D:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.6609