tanora sy ny masturbation

21. cutie ( 26/09/2007 02:02)
ny christian nga tsy olombelona :-D
22. bozyboleta ( 26/09/2007 05:13)
Nisy tsy namaky tao alohaloha tao:lol:
23. menalamba ( 26/09/2007 08:37)
bozyboleta>Na namaky ihany fa mody fanina?:^):^):-D
24. Jeankely ( 26/09/2007 09:48)
Alahady maraina mivavaka avy maika hody hi-Masta. Afabaraka. Angaha izay tsy mahita andaniny no hitovy aminao? Tsara mihintsy fa miseho eto daholo ny fanonontaniana ary mampibaribary ny CHRISTIAN SANDOKA. Hay daholo ny andinin'ny baiboly saingy ny olana kely dia kely tsy voavaha.
25. tywa68 ( 26/09/2007 10:16)
Jeankely : aza masiaka hoa fa misy te-hahafantatra : tsy nisy nifanerena akory ny fifanakalozana eto !
Jereo fotsiny ny nandraisan'i bozyboleta azy nefa izany aza i majesty efa nanazava ! tena betsaka ny tsy mamaky (sady mody fanina).:wink:
26. tsaramaso ( 26/09/2007 10:57)
Mba mitenena lainga sy solelaka lety ry kely jean fa tsy mahazaka ny pokona a !!!!!! hahahahaahahahaa !!!!!
27. menalamba ( 26/09/2007 10:58)
Tsy mahay miady hevitra aman'olona mihintsy ry zankely fa avy dia miakam-pofona sy mitratrevatreva foana.Ny fanontaniana tany @ mpiandohana anie tsy midika akory fa manao izany ilay olona raha tsy tianao sy tsy mety @ nao izany e fa fanontaniana ny azy .Ary raha mahatohina anao izany fanontaniana izany dia aza valiana fotsiny fa tonga hoain'ny olona sahala @ iry ambony iry ianao,ataony hoe efa Dadabé! Tsy maharaka rythme intsony:^)Ary ilay avy dia mitsara olona ,moramora ihany fa tsy misy izay tongalafatra eto an-tany sa ianao kosa no tonga @ ilay hira hoe:"Moa ve ireo mananatranatré? Ka tena maba filamatré?Mba lazao éééé..!!!!":^):^):-D:-D
28. Jeankely ( 26/09/2007 12:08)
Edrey re ry tonaka fa aleoko Dadabe toy izay tanora manary voa. Tsy mamboly fa manipy etsy ivelany sa ao toilette. Tato @ finoana Christian marina ity. Misaotra fa maharaka rythme ilay manipinipy ao @ toilette. Igagan'ny akilany=))=))=)).
29. booboo ( 26/09/2007 12:45)
re-
Tsy mahay miady hevitra aman'olona mihintsy ry zankely fa avy dia miakam-pofona sy mitratrevatreva foana
30. Jeankely ( 26/09/2007 13:00)
Aiza koa ny miakapofona toran'ny hehy amin'ny mpi-masta isany=))=))=))
31. bozyboleta ( 26/09/2007 14:03)
24. Mpandefa : tywa68 [ Valio ] 26-09-2007 12:16:03
Lohateny : Re : tanora sy ny masturbation
Jereo fotsiny ny nandraisan'i bozyboleta azy nefa izany aza i majesty efa nanazava ! tena betsaka ny tsy mamaky (sady mody fanina).


6. Mpandefa : bozyboleta [ Valio ] 25-09-2007 14:24:35
Lohateny : Re : tanora sy ny masturbation
Masturbation=manann tena (mananontena)

Tsy hoe tsy mamaky mitsy ary tsisy hanaovana mody fanina koa, fa samy manana ny fomba andikana azy, na teny iray aza azo adika @ fomba maro fa ny heviny mitovy ihany.
Blagy nataon'i Francis Turbo io ary hitako fa mahadika azy tsara ihany koa satria mahafehy tanteraka ny tiana ambara.:wink:
32. pissoa ( 26/09/2007 18:17)
ka menalamba ihany aza toa efa niteny oe nody fanina izy koa :lol:

menalamba:
Ary tsy mba misy mamaly ho aho ireo milaza fa fahotana izany ny @ fanontanian'i Zoubelou hoe "omeo porofo ny maha fahotana azy" !!! Sa rehefa tsy mifanaraka @ izay hevy -pantatra fotsiny dia fahotana?

pissoa:
sao nisy namaly ry menalamba fa nisy tsy namaky

bozyboleta:
Nisy tsy namaky tao alohaloha tao

menalamba:
bozyboleta>Na namaky ihany fa mody fanina?
33. menalamba ( 26/09/2007 19:06)
Tsy takatry "pissoa"mihintsy kay ilay tena tiako hotenenina:-D
34. pissoa ( 26/09/2007 19:23)
hazavao :-D:-D:-D
35. Fiffi ( 26/09/2007 19:34)
Jeankely:

Alahady maraina mivavaka avy maika hody hi-Masta. Afabaraka. Angaha izay tsy mahita andaniny no hitovy aminao? Tsara mihintsy fa miseho eto daholo ny fanonontaniana ary mampibaribary ny CHRISTIAN SANDOKA. Hay daholo ny andinin'ny baiboly saingy ny olana kely dia kely tsy voavaha.
atsy am politika hiany no mahatsara hamalianao dinika kah ! :roll:


36. fijo ( 26/09/2007 20:10)
cutie an,ka i papa anie misy manaraka ny teniny e,
fa io ry zareo tsy misy olana izany raha toa ka zakanao an,raha mila mivoaka de alefaso any e,na eo an jaridaina na ao anaty vavy ,na ao anaty fandrona na eo ampandriana.
37. gasynamana ( 26/09/2007 21:11)
Inona aminao no atao hoe fahotana?

Mba vakio sy diniho kely ity, "Efa renareo fa voalaza hoe: " Aza mijangajanga" (Eks.20.14). Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady (Mt 5, 27 - 28).
dia valio raha kristiana ihany ny tena hoe: fahotana ve io sa tsia.
38. cutie ( 26/09/2007 21:13)
Mpandefa : fijo [ Valio ] 26-09-2007 22:10:54
Lohateny : Re : tanora sy ny masturbation
cutie an,ka i papa anie misy manaraka ny teniny e,
fa io ry zareo tsy misy olana izany raha toa ka zakanao an,raha mila mivoaka de alefaso any e,na eo an jaridaina na ao anaty vavy ,na ao anaty fandrona na eo ampandriana.

:-D:-D:-D:-D:-D
fa izy no iza no arahina :-D
39. fijo ( 26/09/2007 21:20)
ka izy hono papa ko.za ve mahalala. Mpandefa : hery [ Valio ] 25-09-2007 10:01:43
Lohateny : Re : tanora sy ny masturbation
Ity dia valin'ny fanontaniana "rehetra" mikasika ny hoe "Fahotana ve ny..."

Ny atao hoe Fahotana dia izay mifanohitra amin'ny Fitiavana. Ny fitiavana dia telo mifameno. Fitiavana an'Andriamanitra, fitiavana ny Namana, fitiavana ny Tena.

Raha toa ka mifanohitra amin'ireo fitiavana ireo ny zavatra ataonao dia fahotana izay... dia ataovy amin'izay ny fandalinana.
. Fitiavana an'Andriamanitra = Izay mifanaraka amin'ny teniny, fanajana azy sns.
Fitiavana ny namana = izay tsy manafitohina sy mandrebireby ny namana. izay mahasoa ny namana.sns.
Fitiavana ny tena = Mitady izay tssara ho an'ny tena, izay mahasoa ny tena, izay mahasalama ny tena, mikolokolo ny vatana sns.
Lohateny : Re : tanora sy ny masturbation
Inona aminao no atao hoe fahotana?

Mba vakio sy diniho kely ity, "Efa renareo fa voalaza hoe: " Aza mijangajanga" (Eks.20.14). Fa izaho kosa milaza aminareo fa izay rehetra mijery vehivavy hila azy dia efa nijangajanga taminy tam-pony sahady (Mt 5, 27 - 2.
dia valio raha kristiana ihany ny tena hoe: fahotana ve io sa tsia.
samy valinteny kristianina nefa samy hafa sy toa mifanipaka koa



40. pissoa ( 26/09/2007 21:23)
Aiza ilay mifanipaka ry Fijo fa tsy arako ! :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4032