Lehilahy - Fanantenana Fiovana?
1. Belle
(
25/09/2007 13:57)
Vehivavy Malagasy bevohoka tsy manambady na manala zaza = Henatra tsy roa aman-tany ho an'ny fianakaviany ary helohin'ny tany ama-monina manokana. Mibaby irery ny vokany nefa "izaho raiky tsy mahaforona zaza" hoy ilay hira iray izay. Firy amin'ny lehilahy naha-bevohoka azy ireny moa no sahy mijoro? na mba mihaiky fotsiny fa tompon'andraikitra tamin'ny nisian'ilay zaza? Toa tena tsy rariny mihitsy rehefa zohìna ny mahazo ireny vehivavy ireny satria mandositra foana ny ankamaroan'ny lehilahy mahavita io seho io! Misokatra ny ady hevitra.
novalian'i Fiffi ny 29/09/2007 20:53
2. Fiffi
(
25/09/2007 14:23)
ny mahasamy hafa azy aty ivelany de ....azo atao ny test ADN raha sanatria ka mandà le olona hoe tsy rainy......heu....de raha rainy de tsy ho afa miala am andraikiny avy eo....misy lalana momba an'io....
raha ny any dago njay kalou de tsy aiko...fa zavatra tena mampalahelo ny manjo ny vhv raha voan'zany.....
raha ny any dago njay kalou de tsy aiko...fa zavatra tena mampalahelo ny manjo ny vhv raha voan'zany.....
3. ikaretsaka
(
25/09/2007 14:25)
efa samy sitrapo io matoa nisy ilay zaza. nisy sitrapo tao hoe hiray ara nofo ianareo (na direct na an-kolaka)
ra resaka viol dia manaiky aho hoe diso ilay lahy
na ilay resaka mamandrika manao izay hahabevoka hitazonana ilay bandy dia manaiky koa aho hoe diso ilay vehivavy
fa na izany na tsy izany: rehefa miala andraikitra dia tsy mety:
ny lahy nipitsika=tsy mety.
fa misy koa ny lahy mba naniry zaza fa ilay sipa no tsy nanaiky fa hoe esorina,

5. Fiffi
(
25/09/2007 14:31)
ikaretsaka:heu....Ika: aiza kosa akia de hoe efa samy sitrapo matoa nisy le zaza ? ountss .....ka inn no hitarainana raha izany ? :roll:
efa samy sitrapo io matoa nisy ilay zaza. nisy sitrapo tao hoe hiray ara nofo ianareo (na direct na an-kolaka)
heu...mety hoe sitrapo ny nanaovana firaisana fa ny fitandremana tsy ahazahoana an'le zaza kosa angamba no tokony noheritreretina dien'méloha.....
6. ikaretsaka
(
25/09/2007 14:36)
ka efa fantatra kosa fa rehefa manao firaisana dia possible ny hahaforonan'ny zaza ko, efa samy mahay fanabeazana aizana aby
dia izay indrindra: tokony mitandrina fa tsy heo nahita boky nivelatra dia miala any koa ny penina!
dia izay indrindra: tokony mitandrina fa tsy heo nahita boky nivelatra dia miala any koa ny penina!
7. salmo1
(
25/09/2007 14:41)
Ary rehefa misy lay zaza, dia tandremo lôtra ny mieritreritra ESORINA:!: fa lasa oe: fahotana ny mamono olona. Any Mscar mety tonga de gadra (angamba ra mbola tsy niova ny lalàna), fa aty Spain dia zoany reny ny manala zaza ra mbola tsy vonona amin'ny fitaizana.
8. xxx
(
25/09/2007 16:37)
efa samy sitrapo io matoa nisy ilay zaza. nisy sitrapo tao hoe hiray ara nofo ianareo (na direct na an-kolaka)
io toetsaina io ihany no mbola mampiseho ny tsy fivoarana misy eo @ lehilahy. Izany hoe antontona any @ vehivavy foana ny tsiny. tsy mahagaga raha mbola mitohy noho izany ny fandosiran'ny lehilahy adidy. Zarina foana hoe tsy zareo no diso. Efa toetsaina lalipaka any amintsika izany ka tsy hita izay azo ialana aminy. Ny lehilahy moa ny ankabeazany dia efa maty eritreritra daholo ka tsy miraika @ taranany sy ny adidiny matetika. Ny biby aza manana instinct naturel miaro sy manabe ny zanany teraka mandrapaha lehibeny. Mbola ambony noho ny olombelona lahy angamba izy ireny :roll::roll::roll::roll:
avy eo ry zareo atsy ambadika atsy malaky sorena fa lasandry zalahy ny vehivavy malagasy. Dia lazaina fa intérêt hono no manintona azy ireo :-D:-D:-D:-D:-D
asa raha misy %age ofisialy fa raha mba mijerijery ny manodidina fotsiny ny tena dia vitsiana ny lehilahy vahiny mandositra adidy toy izany. Mandeha foana ilay fibre paternel. Asa re
Ny fanabeazana ireo lehilahy malagasy ireo ve no misy tsininy matoa matetipitranga ity toetra mahatsiravina ity ?
9. pissoa
(
25/09/2007 16:44)
Belle:
Vehivavy Malagasy bevohoka tsy manambady na manala zaza = Henatra tsy roa aman-tany ho an'ny fianakaviany ary helohin'ny tany ama-monina manokana. Mibaby irery ny vokany nefa "izaho raiky tsy mahaforona zaza" hoy ilay hira iray izay. Firy amin'ny lehilahy naha-bevohoka azy ireny moa no sahy mijoro? na mba mihaiky fotsiny fa tompon'andraikitra tamin'ny nisian'ilay zaza? Toa tena tsy rariny mihitsy rehefa zohìna ny mahazo ireny vehivavy ireny satria mandositra foana ny ankamaroan'ny lehilahy mahavita io seho io! Misokatra ny ady hevitra.
---> Aza miady vintana amin'ny lehilahy. :-D:-D:-D
Ny mahatonga hoe ny vehivavy tsy maitsy mitondra dia tsy hoe nitsoaka ilay lehilahy fotsiny angamba, fa satria ilay vehivavy no tena tsy afaka miala. Amiko manokana matoa mbola misy ny manala zaza dia satria misy vehivavy tsy vonon-kiatrika koa nefa manao ! Toy ny lehilahy ihany izany, saingy ny fomba nitsoahana no tsy mitovy. :wink:
10. cutie
(
25/09/2007 16:52)
efa miala any ho any ny fanabeazana aizana ho an'lhl.
HS kely iny :oops:
Raha any Dago alou de matetika le vhv foana no mijinja ny fafiny na de efa lazain'Ika aza we samy sitrapo ny an-dry zareo, ka na samy sitrapo aza matoa mitsoaka adidy ny lhl de aza sakanana ny vhv raha te hanala zaza :lol:

12. sakaizakely
(
25/09/2007 16:59)
salmo angaha mahatsiaro voadona ?
sa efa nandositra adidy dia mahatsiaro voakiana ? :-D:-D:-D
sa efa nandositra adidy dia mahatsiaro voakiana ? :-D:-D:-D
13. tywa68
(
25/09/2007 17:01)
Ka rehefa samy tsy matotra (zany hoe tsy vonona) ry belle dia tojo an'io seho io an ! ny vhv tokony mitandrina bebe kokoa satria na hiteraka izy na hanala, ny tenany foana no hifoterany !
xxx : tsy ny gasy ihany no mitsoaka adidy fa rehefa tsy vonona dia tsy mahavita fotsiny.
xxx : tsy ny gasy ihany no mitsoaka adidy fa rehefa tsy vonona dia tsy mahavita fotsiny.
14. salmo1
(
25/09/2007 17:13)
Ikaretsaka:
efa samy sitrapo io matoa nisy ilay zaza. nisy sitrapo tao hoe hiray ara nofo ianareo (na direct na an-kolaka)
ra resaka viol dia manaiky aho hoe diso ilay lahy
na ilay resaka mamandrika manao izay hahabevoka hitazonana ilay bandy dia manaiky koa aho hoe diso ilay vehivavy
fa na izany na tsy izany: rehefa miala andraikitra dia tsy mety:
ny lahy nipitsika=tsy mety.
fa misy koa ny lahy mba naniry zaza fa ilay sipa no tsy nanaiky fa hoe esorina,
Io alou vakina tsara. Sitrapo ny anareo dia avy eo waiwaia a+ ny lhl gasy fôna no diso dia avy eo voakiankiana sy alaina baraka tssss.
Tsy vhv gasy ihany no misy eto an-tany!
15. soanja
(
25/09/2007 19:52)
Belle:
Vehivavy Malagasy bevohoka tsy manambady na manala zaza = Henatra tsy roa aman-tany ho an'ny fianakaviany ary helohin'ny tany ama-monina manokana. Mibaby irery ny vokany nefa "izaho raiky tsy mahaforona zaza" hoy ilay hira iray izay. Firy amin'ny lehilahy naha-bevohoka azy ireny moa no sahy mijoro? na mba mihaiky fotsiny fa tompon'andraikitra tamin'ny nisian'ilay zaza? Toa tena tsy rariny mihitsy rehefa zohìna ny mahazo ireny vehivavy ireny satria mandositra foana ny ankamaroan'ny lehilahy mahavita io seho io! Misokatra ny ady hevitra.
Ny fahitako azy ry Belle dia miankina lalandava amin'ny fanabezana dieny mbola pitsitsika ny zaza. Zany hoe ny zaza ihany no lasa olon-dehibe. Koa raha tsy miainga any ny fampidirana na fampianarana na fanabezana ny atao hoe FANDRAISANA ANDRAIKITRA EO AMIN'NY FIAINANA dia tsy hanana izany foto-pisainana hahatsapa fikarakarana sy fiahiana ary fahalalana ny mahasoa ny hafa izany ny olona iray.
Marihako etoana fa na dia amin'ny faran'izay tsotra indrindra izany fandraisana andraikitra izany. Ohatra raha misy hodin-javatra latsaka avy eny an-tananao dia raiso fa aza avela ny hafa no eritreretinao fa handio azy. De toy izany hatrany ka hatramin'ny fanabevokana olona. Ny olombelona mantsy tsy mba toy ny biby ka tonga de efa fantany avy hatrany ny tokony ataony. Mila fanabeazana ny olombelona. Ary matoa misy izany aty Amerika ny fiahiana hoe manan-janaka any ankafa aho ka mila mikarkara azy ohatra eo amin'ny societe fotsy no resahiko de satria novolavolaina ao antsaina izany. SAROBIDY NY ZAZA! SAROBIDY NY ATAO HOE OLOMBELONA. TSY FANAMBOAMBOATRA FAHATANY NY ATAO HOE OLOMBELONA FA DINIHINA VAO AMBOARINA. VONONA VE IANAO HANAMBOATRA IRAY. HANDRAY ANDRAIKITRA VE?
Farany mandringa dia mandringa ny fanabeazana any Dago raha resaka tanora. Tsy resahina azy ny momba ny sexualite sy ny valeur amin'ny mahavehivavy na lehIlahy ianao. Inona no zavatsoa mahavehivavy ary inona no soa toavina amin'izany? Ny lahy na ny ny vavy samy ampianarina izany daholo dieny mbola kely. Ohatra raha miditra ny varavarana ianao de aleo ny vehivavy hiditra aloha ohatra raha lahy ianao. Atomboka any ny fanebeazana.
Raha mbola tsy tonga amin'io lafin'io ny zava-drehetra dia fisaka ny fanentanana. Ny fiainana no hampianatra azy ny zavamisy nefa firifiry ny ho hiaran'izany vao tafita ny hafatra.
Mahereza hatrany mitaiza ny tanorantsika ho olom-banona sy olon-kendry!
16. simplex
(
25/09/2007 20:26)
principe tsotsotra tokony ananan'ny vevavy:
"rehefa tsy mahavita mitady preservatif izy d aza omena"
na intense tahaka ny in aza :)
io nge, ny vehivavy no miteraka donc a fortiori, tsy maintsy hifafaran'ny rihatra eo foana refa tsy mailo e.
Marina fa samy responsabilite an'izy roa ilay izy fa ny bandy bandy foana, k aza variana @ resaka fampandriana adrisa. Mba tovovavin'ny taonjato 21 @ zay e ;-)
Mirary soa hoan'izay nizaka ny mavesatra, taizao tsara ny zaza fa izy hamaly anao ny fitiavanao azy ratrizay :-*:-*

17. Fiffi
(
25/09/2007 20:32)
salmo1:ountsss...nga koh afaka ho bevoka ny vhv raha tsy nisy ny lhl ? :roll::roll:
Io alou vakina tsara. Sitrapo ny anareo dia avy eo waiwaia a+ ny lhl gasy fôna no diso dia avy eo voakiankiana sy alaina baraka tssss.
Tsy vhv gasy ihany no misy eto an-tany!
18. cutie
(
25/09/2007 20:33)
Mpandefa : simplex [ Valio ] 25-09-2007 22:26:32
Lohateny : Re : Lehilahy - Fanantenana Fiovana?
principe tsotsotra tokony ananan'ny vevavy:
"rehefa tsy mahavita mitady preservatif izy d aza omena"
na intense tahaka ny in aza
:-D:-D:-D:-D
de miverina eo ndray le resabe we fahotana ve ny mampiasa birth control sy we fahotana ve ny abortion :lol:
19. salmo1
(
25/09/2007 20:42)
Fiffi:
ountsss...nga koh afaka ho bevoka ny vhv raha tsy nisy ny lhl ?
ountsss... nga kou ny lhl afaka haninn raha tsy manome alou ny vhv:!:
Ilay vhv zany mety adala tompony.
Raha endaka lay izy de diso zahay lhl.