Lehilahy - Fanantenana Fiovana?

41. xxx ( 26/09/2007 09:15)
xxx:

dia rehefa tsy omena ilay zavatra dia be taim-bava eran'ny tanàna : sipa ohatr'izao iny , sipa tsy mankaiza ... etc

izany tokoa no hoe ny bandy bandy ihany a :twisted:
f'ita hoa ry xxx eh ? :evil: na de eto am serasera fotsiny aza ohatra io an ! fa tsy mety mihintsy ve no mba ahazahoana namana lhl fa tsy maintsy zavatra hafa foana no ao an-doha ?

ohatran'ity lhl mba zay vao nandefa hafatra taty amiko ! lhl tsy fantako na iza io na izy ! de avy de ny "kotokeliny mandroretra isa-maraina" no lazainy :evil::evil::evil: (misaotra an'le namana zay nanazava ahy momba an'io)


42. salmo1 ( 26/09/2007 09:16)
xxx: Kalme kalouny enao!

Ny akamaroany sipa hono rehefa sarotsarom-piainana de tsy mitia @ bandy @ fitiavana fa @ toe-karena.

Hainy sipa tsara ny misintona an-le bandy. Ary le bandy raha vao oe: revy revy de mandroso sy manaiky amin'ny ilay fanasana izay hataony sipa. Ny tena tetiky lay joba kanefa dia ny hamandrika an-le bandy. Mba ho bevoka lay sipa amzay tsy afaka ntsony lay bandy. Kanjo rehefa avy eo: veloma enao sipa! lay bandy lasa any fireneany.

Iza no diso? izy roa
Iza no kely saina? ilay sipa
Iza no nitsôka andraikitra? lay bandy
Iza no tsy misy fivoarana? lay sipa
Iza no fetsifetsy? lay bandy
Iza no voafitaka? lay sipa
:-D:-D
Ny sipa zany no mila mandin-tena rehefa hanao fanasana.

zah efa saika tratrany^:^
43. xxx ( 26/09/2007 09:25)
"ozy le namana vao mba nandefa hafatra":
Tsy ilay PS ihany no mangorera aty amiko fa indraidray koa ilay
Kotokeliko koa indrindra rehefa azon'ny ady tsaina vao maraina iny!
zao ve mba hafatra alefa any am olona nefa mba sambany nandefa ? :evil::evil::evil:
44. booboo ( 26/09/2007 09:40)
45. xxx ( 26/09/2007 10:30)
rova30:

Lehilahy - Fanantenana Fiovana?


Rehefa manambady ny lehilahy dia manatena fa tsy hiova ilay vehivavy. Kanjo ny mariazy no ela dia miova izy !

Fa rehefa manambady ny vehivavy dia manantena fa hiova ny lehilahy. Kanjo tsy miova ny lehilahy !

Fehiny : aza manambady na aza manatena tsy misy !
46. diamondra27 ( 26/09/2007 10:31)
xxx:


f'ita hoa ry xxx eh ? :evil: na de eto am serasera fotsiny aza ohatra io an ! fa tsy mety mihintsy ve no mba ahazahoana namana lhl fa tsy maintsy zavatra hafa foana no ao an-doha ?

[/quote]

_____________________________

désolée fa tena misy tokoa lhl ato namana ary tsy misy resaka sexe fa manampy @ fanontaniana izay apetrakao.Milaza ny vaovao misy na any dago na any ... etc etc
Manampy raha matotra ny resakao.

zA tsy hilaza ny anarany fa ianao izay tojo azy ihany no mahalala azy.
de manararaotra manao biz azy

47. Mandefitra ( 26/09/2007 10:59)
fifi:
fa nahoana koh no tsy maintsy ny vhv foana no tokony hanaja tena ? fa maninn raha mba hajain'lhl koh ny vhv ?

Satria ny vehivavy ny victime voalohany.Ka le soso-kevitra nomeko teo de mba hiarovana anareo ndrindra tsy ho voa ...
Refa mahay manaja tena nareo, mba mety tonga saina ny bandy kely hoe marina zany fa aleo hilamina.
Ny dikany de hoe: rehefa manao sipa, asio tanjona ny fiarahana.Hivady ve sa hifanadala?raha hivady, efa nisy dingana vita ve farafaharatsiny?
Raha hisipasipa fotsiny, aza omena le zavatra tsara ...
fiarahana tsy hitondra ho aiza, nefa mety hiafara @ taolam-be tsy mitapaka ...
"Ze ti mahandry e " :)
48. salmo1 ( 26/09/2007 12:02)
Mandefitra: zao fotsiny no teniko am-lah!

Reo sipa gasy aty am-pita reo tsy mba tahakany ny vhv any @ tanàna Mscar.
Reo sipa gasy mivelona aty ivelany reo ra mbola tsy mahazo ny tena tiany @ fo sy mahafalifaly azy manokana @ zavatra rehetra tiany hatao ( @ gasy na vazaha) dia hanakihana ny bandy gasy fotsiny ny tena ao aneritreriny, satri, ny vhv gasy aty ivelany de tsy de manana ny ananany hafa. ary mahatsiaro voavakavaka ny tena marina.
De oe: mitsôka @ andraikitra ny lhl, tsy mahalala menatra sns... ary ny lehilahy fôna hono no diso:!::lol:

Hitako izany tantara izany aty Spain aminreo vhv vahiny avy any Amerika latine. Dia izany koa ny fiainanireo vhv gasy sasantsany any France na toerana mandroso hafa.

Ry zalah vazaha europeanne tsy mahalala hafa tsy ny oe: revy ihany, ny gasy tsy maharaka fa de manaiky rehefa mahita akanga tsara soratra:lol: avy eo miala maina, diso fanantenana^:^

De lazaiko ihany ity: Ny bandy gasy wa hafa ihany
;-)



49. Mandefitra ( 26/09/2007 12:15)
salmo1:de mahaiza maka ary ry zandry gasy, so mijabaka an le maty kapoka ireny .
Le jobantsika tsinn variana manakiana ny bandy nefa "tsisy voan'ny ataon'ny hafa, fa ny ataon-tegna ihany ro mahavoa an-tegna..."
Hozy dadanay zay hoe "refa hidaboka ihany leroa,aleo mianjera @ akondro, sady mahazo ny mamy no mba malemilemy..."
50. Fiffi ( 26/09/2007 12:32)
"salmo":
Hitako izany tantara izany aty Spain aminreo vhv vahiny avy any Amerika latine. Dia izany koa ny fiainanireo vhv gasy sasantsany any France na toerana mandroso hafa
dainnn koh salmo an ! nga raha zany ny fianan'olona hitanao any de ohatran'zany koh ny fiainan'vhv gasy aty ivelany ? :roll:
51. salmo1 ( 26/09/2007 12:35)
Fiffi
vhv gasy sasantsany

ary ENY, izay no tena marina.
52. Fiffi ( 26/09/2007 12:39)
ountss !
53. simplex ( 26/09/2007 12:47)
rova30:
Izaho aza manontany tena, tamin'ny andron' ny Adama sy Eva:nahoana ny vehivavy no azon-tsiny ho meloka, fa ilay lehilahy tsy mba nanana finiavana hijoro tamin'ny heviny?Tsia ravehivavy o! Sa tsy mbola nisy ny hazon-damosina tamin' izany fotoana izany ka mandrak' izao?!?Ohatry ny moramora kokoa raha ny vehivavy no mitondra ilay tsiny ,satria mavesatra loatra amin-dralehilahy ilay izy!jereo ange e! raha misy vehivavy mpivaro-tena iray , lehilahy firy no nandalo tao ? Kanefa tsy ho hita mihintsy ireo hilaza hoe : izahay rehetra miaraka amindra- vehivavy dia samy diso avokoa! Sa hadino ilay hazondamosina , fa tampoka loatra no nandehanana tany ?
ozy fotsiny lelah mamaly an'io: za hirara :°):-P
Tsy hoe moramora kokoa ra vehivavy no mitondra an'ilay tsiny fa plutot hoe tsy misy mahita ilay tsiny any @ lelah. Azonao?
Ny fiainana nge tsy theorie hoe satria nisy lelah 5 niaraka t@ ilay sipa dia tokony miara-diso @ ilay sipa ireo lelahy 5 ireo e. Odoie, saka manatody e :°) (tena farany iny an ;-)).
Le tena tsiny @ le izy nge le sipa niaraka t@ bandy bedabe e. Andramo nge e, miaraha @ bandy bedabe enao d teneno ny olona hoe ireto avy ireo bandy ireo fa omeo tsiny ihany koa :P
54. Belle ( 26/09/2007 13:18)
Afaka 24 ora dia niondikodina teo amin'ny fanomezan-tsiny ny vehivavy ny resaka. Mazava be ny tsaoka azo tamin'ity dinika ity fa tena efa toetra raiki-tapisaka amin'ny lehilahy Malagasy izy io ka tsy azo ahitsy intsony. Fiteny tsotra toy ny hoe: aza miady vintana amin'ny lehilahy sy ny hoe: ny vehivavy no tokony tsy manaiky ny firaisana, no mba valinteny omen'izy ireo. Ary ianareo mangataka sy mampiseho ny kotokelinareo tsy misy farany ireo mba ahoana? Manana ny rariny foana ve izany ianareo?

Ho an'izay niresaka ny vehivavy any ivelan'i Madagasikara dia seho maningana (cas particuliers) ireny fa ny eto an-tanàna no noresahako. Miombon-kevitra 100% amin'ilay nilaza fa dieny mbola zaza no TOKONY atomboka ny fampianarana ny fandraisana andraikitra eo amin'ny fiainana aho.

Hamaranako azy dia izaho ihany no hamaly ny fanontaniako hoe: TSIA, tsy misy fanantenana ny ho fiovan'ny lehilahy Malagasy.
55. xxx ( 26/09/2007 13:22)
56. booboo ( 26/09/2007 13:23)
fa maninona no hiandry ny hafa hiova nefa ? ny tany miodina ihany, ny fiainana koa mandeha ihany....
57. xxx ( 26/09/2007 13:27)
tsy hoe miandry ny hafa hiova fa mba mieritreritra hoe mba olona misaina izy ka mety ho azo hametraham-pitokisana ... helàs

Mpanao voninahitra am-pata-bary izany ny lehilahy
58. booboo ( 26/09/2007 13:32)
na mahatoky na tsy mahatoky ilay oul, tsara foana ny malina sy mitandrina fa tsy hoe mahatoky sy misaina ity oul dia mandeha jônjôna jambena @ zao fotsiny...hevitro manokana io.
59. xxx ( 26/09/2007 13:40)
booboo a , tsy nisy niteny kosa hoe nandeha ninjônjôna @ izao ny vehivavy . Misy cas 2 no tena miavaka t@ ilay resaka e :

- vehivavy "manjono lehilahy" : mazava iny fa safidy tsy tokony hitarainana na asiana commentaire akory (matetika io foana no heverin'ny lehilahy)

- vehivavy "tratran'ny accident" : ity angamba no tena cas hidiran'ny discussion eto, aiza ho aiza ny fandraisan'ny lehilahy andraikitra raha tonga ny accident . Miara-manaiky amiko angamba ianao fa ny pillule koa ohatra misy faille ihany

sinon dia lasa hoe : Tiako ianao , matoky anao ihany aho FA ...

60. patrick2002 ( 26/09/2007 13:52)
belle: tsy ny lehilahy gasy irery fa ny lehilahy eran-tany sao dia hiazakazaka any @ vazaha eo, na afrikanina ,na arabo na sinoa ,vao hoe....
Ka ny ahy dia tonga @ fitenenana ery ambony hoe rehefa hidaraboka ihany aleo midaraboka @ ravin'akondro.
fa fanontaniana manitikitika ahy iza no diso ilay tompon-trano sa ny vahiny rehefa tonga ny voina ao an-trano :?:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3827