Lehilahy - Fanantenana Fiovana?

21. simplex ( 25/09/2007 20:49)
:D:D:D
fahotana ve ny manao firaisana alohan'ny fanambadiana?
ra eny, tsy fahotana 1 dia efa ampy hiampangana anao?
io zavatra noteneniko io, efa miala an'ilay lojika hoe ny solution voalohany dia ny tsy manao firaisana. Kanefa, kanefa, "t'as de beaux yeux" dia efa ampy hampitolefika ny sasany... ka aiza ary izany? :)

Misy andininy 10 ao @ didin'A/tra, moa voatandrinao doly ve ireo? ra misy 1 tsy voatandrinao fotsiny dia efa mitovy @ ilay olona nampiasa preservatif enao zay ;-) ny difference fotsiny, dia ilay nampiasa preservatif (ou n'importe kel birth control), tsy nitaiza an'ilay zaza. Izay marihina eto fa mitarika fahoriana sy fahotana hafa ihany koa... Izany hoe ny balance an'ny fahotanao any @ farany no jerena fa tsy izay ataonao eny antsefatsefany eny.
(2 tell da truth, honnestly, I'm not convinced that it's a real sin as such) ;-)
22. cutie ( 25/09/2007 21:39)
ountsss... nga kou ny lhl afaka haninn raha tsy manome alou ny vhv
Ilay vhv zany mety adala tompony.

Raha endaka lay izy de diso zahay lhl

samy sitrapo zany de samy diso koa
ka manin no vhv irery no mizaka an'le izy refa avy eo refa mitsoaka adidy le lhl:roll::roll::roll::roll:
23. salmo1 ( 25/09/2007 22:09)
cutie:
samy sitrapo zany de samy diso koa

Ok, manaiky tsara aho.

ka manin no vhv irery no mizaka an'le izy refa avy eo refa mitsoaka adidy le lhl


cutie hoy i Ikaretsaka...
fa misy koa ny lahy mba naniry zaza fa ilay sipa no tsy nanaiky fa hoe esorina,

^:^^:^

http://www.dailymotion.com/relevance/search/poopy/video/x26wwv_poopy-porofompitiavana_music
24. rova30 ( 25/09/2007 23:21)
Izaho aza manontany tena, tamin'ny andron' ny Adama sy Eva:nahoana ny vehivavy no azon-tsiny ho meloka, fa ilay lehilahy tsy mba nanana finiavana hijoro tamin'ny heviny?Tsia ravehivavy o! Sa tsy mbola nisy ny hazon-damosina tamin' izany fotoana izany ka mandrak' izao?!?Ohatry ny moramora kokoa raha ny vehivavy no mitondra ilay tsiny ,satria mavesatra loatra amin-dralehilahy ilay izy!jereo ange e! raha misy vehivavy mpivaro-tena iray , lehilahy firy no nandalo tao ? Kanefa tsy ho hita mihintsy ireo hilaza hoe : izahay rehetra miaraka amindra- vehivavy dia samy diso avokoa! Sa hadino ilay hazondamosina , fa tampoka loatra no nandehanana tany ?
25. ikaretsaka ( 25/09/2007 23:32)
lasa guerre de sexe ity rehefa vita ny guerre de secte atsy le
26. rova30 ( 25/09/2007 23:39)
Valio moa ralehilahy ny fanontaniana fa aza miodina fanina eo a!Sa tena tsy misy hambara intsony?
27. cutie ( 26/09/2007 01:58)
cutie hoy i Ikaretsaka...

Voalaza teo :
fa misy koa ny lahy mba naniry zaza fa ilay sipa no tsy nanaiky fa hoe esorina,

tsy zay ny cas mitranga eto :lol:
Mpandefa : Belle [ Valio ] 25-09-2007 15:57:12
Lohateny : Lehilahy - Fanantenana Fiovana?
Vehivavy Malagasy bevohoka tsy manambady na manala zaza = Henatra tsy roa aman-tany ho an'ny fianakaviany ary helohin'ny tany ama-monina manokana. Mibaby irery ny vokany nefa "izaho raiky tsy mahaforona zaza" hoy ilay hira iray izay. Firy amin'ny lehilahy naha-bevohoka azy ireny moa no sahy mijoro? na mba mihaiky fotsiny fa tompon'andraikitra tamin'ny nisian'ilay zaza? Toa tena tsy rariny mihitsy rehefa zohìna ny mahazo ireny vehivavy ireny satria mandositra foana ny ankamaroan'ny lehilahy mahavita io seho io! Misokatra ny ady hevitra.
28. patrick2002 ( 26/09/2007 01:58)
rova30: aminay lehilahy fidelité de corps tsy mitovy @ fidelité de coeur :-D:-D:-D ,anjaranareo no manavaka ny var tsiparifary ,sahala aminay lehilahy koa anjaranay no mijery hoe taranaky vierge Marie sa taranaky Marie Magdalen. =))=))
29. cutie ( 26/09/2007 02:01)
,sahala aminay lehilahy koa anjaranay no mijery hoe taranaky vierge Marie sa taranaky Marie Magdalen.

aiza nareo no ahita vierge marie eo fa vierge joseph aza tsy misy :-D:-D:-D:-D
30. ikaretsaka ( 26/09/2007 02:16)
misy virja fijo koa an
31. cutie ( 26/09/2007 02:22)
fijo unique:lol:
32. Mandefitra ( 26/09/2007 05:23)
Vahaolana ho an'ny sipa:
Mba tsy hisian'ny hoe bevohoka tsy manambady, na ny fanalan-jaza etc .... Ataovy mafy ny kilaoty
Refa enao no mahay manaja tena, miala maina ny bandy e.
Fa io na 5eme jour na 27eme jour refa ho bikina eo de bikina ... ny kapoty aza ndraindray rovitra ...
Hozy Samoela hoe :
Zaza maroroka ndry, pendipendina hilalao fitia
voankazo tsy mbola matoy, tsy hanano aho f'aleoko mamoy
Ny entanao atao tsara fono,mbola ela io vo ho bobongolo
Andraso ny taona ho avy, mbola ho leo foana enao ranabavy
33. xxx ( 26/09/2007 06:55)
dia mampalahelo tokoa fa de ny vevavy fona no mahazo tsiny:-( ekena anie fa sitrapo e! fa nifanarahana iany koa anefa hoe raha misy dia iaraha-mitaiza, ary na tsy nisy anzanya za, vao in1 manaborotsaka pataloha ka mampiditra filahiana anaty taovam-pananahan'ny veavy d 99% ny chance ho bevoka le vevavy, ko manin no le vevavy rery no iika ny taolam-be ts mitapaka?:-( d refaveo nony tonga tokoa ny tokoa dia iny ndray fa miala pas ny lahy hoe ts mbola vonona e, in no eritreretinao e..;sns, fa raha hoatran'ny cas ko manokana alou d tezaiko nenà e! fierté ako iny! vitako, saingy refa lehibe nenà aza takitakiana aty hoe aiza ny zanako, fa raha nahatsapa hoe nisy zanaka taty nandray andraikitra le rainy!
34. diamondra27 ( 26/09/2007 07:30)
tena mahafinaritra de mahafinaritra ny mahita ity dinika ity fa misy discussion tsara ...

Belle: kiss e:-*:-*, tongava matetika fa hay ndry kay manana hevitra mafonja toa izao dia miafina tao ambadika tao foana an!:-$:-$

Matoa ianao niteny an'io dia tena ni-touchée anao ny zava-miseho ankehitriny ary te-hampita ny hafatra ho an'izay mbola tsy manan-janaka sy efa manana mba tsy hiala adidy.

Ny zavatra hitako aloha dia misy mpifankatia tena nifankatia saingy rehefa tonga le fotoana , tonga soa ny vahiny de tsy nahazaka rangahy , tsy vonona na nisy zavatra ni-se reproduit t@ fiainany de mi-bloqué azy tsy haka ny andraikiny. Tena misy io.

Ny sasany indray moa de miala tsotra zao fa tsy mi-assumer ny responsabilité-ny.


Tena niova be angaha akia le fiainana any dago?

35. xxx ( 26/09/2007 08:26)
Aza miady vitana @ lhl!!!!
36. rariri ( 26/09/2007 08:30)
Ary maninona moa raha tsy nareo vehivavy no mihova aloha e!fa de ny lehilahy foana no lazaina manao tsy mety rehetra.:twisted::twisted::twisted::twisted:
37. Mandefitra ( 26/09/2007 08:36)
rariri:
Ary maninona moa raha tsy nareo vehivavy no mihova aloha e!fa de ny lehilahy foana no lazaina manao tsy mety rehetra.

Zay le atao ko hoe aza omena le zavatra tsara de milamina ny tantara e.
Haninona eo nefa ny bandy refa tsy omenareo ...
Atombohy any le fiovana ary e :)
38. xxx ( 26/09/2007 09:02)
dia rehefa tsy omena ilay zavatra dia be taim-bava eran'ny tanàna : sipa ohatr'izao iny , sipa tsy mankaiza ... etc

izany tokoa no hoe ny bandy bandy ihany a :twisted:
39. Fiffi ( 26/09/2007 09:10)
Mandefitra:

Mba tsy hisian'ny hoe bevohoka tsy manambady, na ny fanalan-jaza etc .... Ataovy mafy ny kilaoty
Refa enao no mahay manaja tena, miala maina ny bandy e.
dainnn....na mafy ny kilaoty na tsy mafy , tsy io mintss no hampihemotra ny lhl rehefa tena io ny tanjony.....

fa nahoana koh no tsy maintsy ny vhv foana no tokony hanaja tena ? fa maninn raha mba hajain'lhl koh ny vhv ?


40. xxx ( 26/09/2007 09:13)
sady ilay izy anie tsy omena omena comme ça fa mba tiana ilay olona omena azy e, fa saingy ilay olona toa ilay zavatra fotsiny no tiany :-(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3224