Lehilahy - Fanantenana Fiovana?
61. simplex
(
26/09/2007 13:54)
xxx,
k enao nge mody marenina e, zay no problema anao izay.
Efa mazava ny tenin'ny booboo hoe sarotra ny miaina k mba mailo. Enao nefa mitady coupable a tt prix no tena tanjonao fa tsy hoe hi-reussir.
Belle,
enao ndray "mpanonofy" :°)
voalohany alou zavatra subjective be ilay resaka k aza asiana an'ilay hoe lehilahy gasy. Za zao ra sendra miteraka "par accident" izany, tsy ariako zany ny zanako. Mety ilay reniny no ariana ;-):-P
Faharoa, diso utopiq loatra ilay fanirianao. Otran'ny hoe rahoviana vao tsy hisy olona mahantra intsony eto ambonin'ny tany? rahoviana vao tsy hisy olona hanonta intsony eto ambonin'ny tany? :)
=> tsaratsara kokoa, ra mitodika @ tena olana misy eo aminao ianao. Na hoe ny tahotra misy eo aminao hoe, mety harian'le sipanao enao ra sendra ka bevohoka... asa, tsy haiko, mila mailo enao zany...
paix dans le monde ^:^^:^
62. xxx
(
26/09/2007 13:55)
patrick2002:
fa fanontaniana manitikitika ahy iza no diso ilay tompon-trano sa ny vahiny rehefa tonga ny voina ao an-trano :?:
Ampitahainao @ tompo-trano sy vahiny angaha nareo 2 rehefa mifankatia ?
Marina ny an'i Belle fa tena any @ fototra ny olana, ny lehilahy izany misy mieritreritra fa vahiny ka tsy tokony ho diso :-)
63. salmo1
(
26/09/2007 14:02)
simplex:
Za zao ra sendra miteraka "par accident" izany, tsy ariako zany ny zanako. Mety ilay reniny no ariana
:-D:-D
Lasa gasy i Mr Bean
64. xxx
(
26/09/2007 14:22)
simplex:
xxx,
k enao nge mody marenina e, zay no problema anao izay.
Efa mazava ny tenin'ny booboo hoe sarotra ny miaina k mba mailo. Enao nefa mitady coupable a tt prix no tena tanjonao fa tsy hoe hi-reussir.
diso vocabulaire i simplex : mitady olona responsable aho fa tsy coupable . Nuance ! Et dans des cas pareils , les 2 doivent être responsables
Azavaiko kely sao tsy mifankahazo indray : olona responsable = olona mi reconnaître ny zavatra nataony, agit en fonction. Ny coupable dia ilay ltondrointsika hoe diso fotsiny
65. soanja
(
26/09/2007 14:25)
Belle:
Afaka 24 ora dia niondikodina teo amin'ny fanomezan-tsiny ny vehivavy ny resaka. Mazava be ny tsaoka azo tamin'ity dinika ity fa tena efa toetra raiki-tapisaka amin'ny lehilahy Malagasy izy io ka tsy azo ahitsy intsony. Fiteny tsotra toy ny hoe: aza miady vintana amin'ny lehilahy sy ny hoe: ny vehivavy no tokony tsy manaiky ny firaisana, no mba valinteny omen'izy ireo. Ary ianareo mangataka sy mampiseho ny kotokelinareo tsy misy farany ireo mba ahoana? Manana ny rariny foana ve izany ianareo?
Ho an'izay niresaka ny vehivavy any ivelan'i Madagasikara dia seho maningana (cas particuliers) ireny fa ny eto an-tanàna no noresahako. Miombon-kevitra 100% amin'ilay nilaza fa dieny mbola zaza no TOKONY atomboka ny fampianarana ny fandraisana andraikitra eo amin'ny fiainana aho.
Hamaranako azy dia izaho ihany no hamaly ny fanontaniako hoe: TSIA, tsy misy fanantenana ny ho fiovan'ny lehilahy Malagasy.
Eny, misy ry Belle fa 30 taona avy eto raha izao no atomboka ny FANABEAZANA ho olom-banona.
Amiko manko teny tsy misy azo omentsiny e. Ny societe malagasy no namolavola io fomba fisainana io. Ny vehivavy ihany no solafaka fa ny lehilahy tsy mbola henoko hoe nisy namoahana io teny io.
Hitanao, ny ohabolana rehetra jerena matetika dia zara raha misy milaza momba ny hasin'i vehivavy na ny anabavy. Ny vady angaha dia betsaka fa ny hoe ny tanora vavy de ehe. Ny fanindrahindrana ray amandreny sy ny ankohonana sns no be de be.
Ny fomba amam-panao manohana ny hasin'i vehivavy ho olona tokony omen-danja dia vitsy. Raha mahita ianao sary hoso-doko momba ny fiainana taloha tany Dago dia ny vehivavy miloloha entam-be (harona) ety aoriana, ny lehilahy milanja angandy kely na antsin'ala eny aloha. Inona no dikan'izany?
Ny Ray aman-dreny ao an-trano no tokony hanomboka izany fanajana vehivavy izany atao ohatra eo imason'i zaza. Nefa indrisy vitsy de vitsy ny lehilahy gasy mba hanana izany fomba fisainana izany.
Marina ny anao. Ny lehilahy Gasy no fositra saingy tsy fantany izany "value" ny atao hoe fahalalam-pomba izany manaja vehivavy izany. Ka raha tsy ny societe mihitsy no himohehy azy na hanaraby azy hoe "ianao lehilahy tsy misy ilana azy" ary hiatakataka aminy de tsy hiova izany. Tsy fantany ny hangezan'ny fanamboarana AINA iray.
Ny zavamisy rahateo ny ankizy vavy gasy sesefana toe-tsaina ny hoe Tanjona ny FANAMBADIANA ka zarao izay any sao tsy ahazo anjara. Ny fahantrana etsy andaniny anefa tsy mamela mahazo ka ahafahan'ireto farany ireto manadihady ny atao hoe FITANDROVANA NY FAHASALAMANA sy ny FIAINANA.
Ny zava-misy anefa de ny fiarahamonina Malagasy hatramin'izao de mamporisika ny lehilahy hametaveta ny hasin'i vehivavy. "Voako iny, efa nohazako iny, efa nomeko ny aza manadino iny, efa nampiterahako iny sns sns" ambany fisainana tokoa.
Izay no mahatonga ny SIPA GASY, aleo ho tezitra izay ho tezitra, mifindra fo any amin'ny Vazaha Fotsy satria nahoana? ireo ny ankamaroany dia efa manana izany FAHAIZANA hoe Hajaina ny vehivavy ary indrindra ny olon-tianao fa iny no hanome TARANAKA VANONA ANAO!
Raha mbola tsy tonga ao ANTSAIN'NY LEHILAHY GASY, AFRIKANINA, ARABO SNS ny hoe zava-tsoa ny fananan-janaka ary tiavina/karkaraina satria iny no hitondra ny tombokaseanao amin'ny fiainana dia zava-poana izany rehetra izany.
66. xxx
(
26/09/2007 14:44)
xxx1 ty manoratra ity, misy ny lelà tena mahay mampandry adrisa e! tena miaiky aho! toky zao, fampanantenana izao... tonga tokoa nefa ny tokoa mitsoapahana izy...:-( izany v d mba mmety? d aveo le vevavy rery no mizaka ny vokatry ny fiarahana, nefa raha misy ny tena mi insiste d ny lelà!! i oalou d fait tsy azo lavina, d refa ts omena nefa d mahay vava takan'ny in!! pf!
67. cutie
(
26/09/2007 14:46)
47. Mpandefa : salmo1 [ Valio ] 26-09-2007 14:02:46
Lohateny : Re : Lehilahy - Fanantenana Fiovana?
Mandefitra: zao fotsiny no teniko am-lah!
Reo sipa gasy aty am-pita reo tsy mba tahakany ny vhv any @ tanàna Mscar.
Reo sipa gasy mivelona aty ivelany reo ra mbola tsy mahazo ny tena tiany @ fo sy mahafalifaly azy manokana @ zavatra rehetra tiany hatao ( @ gasy na vazaha) dia hanakihana ny bandy gasy fotsiny ny tena ao aneritreriny, satri, ny vhv gasy aty ivelany de tsy de manana ny ananany hafa. ary mahatsiaro voavakavaka ny tena marina.
De oe: mitsôka @ andraikitra ny lhl, tsy mahalala menatra sns... ary ny lehilahy fôna hono no diso
Hitako izany tantara izany aty Spain aminreo vhv vahiny avy any Amerika latine. Dia izany koa ny fiainanireo vhv gasy sasantsany any France na toerana mandroso hafa.
Ry zalah vazaha europeanne tsy mahalala hafa tsy ny oe: revy ihany, ny gasy tsy maharaka fa de manaiky rehefa mahita akanga tsara soratra avy eo miala maina, diso fanantenana
De lazaiko ihany ity: Ny bandy gasy wa hafa ihany
salmo:-w:-w:-w:-w
zany ve no nampinarin'ny baiboly we mitsaratsara oul :-D:-D:-D:-D
68. cutie
(
26/09/2007 14:48)
Hamaranako azy dia izaho ihany no hamaly ny fanontaniako hoe: TSIA, tsy misy fanantenana ny ho fiovan'ny lehilahy Malagasy
:-D:-D:-D:-D
Aiza ny hiafaran'ny vhv gasy raha zany :-D
69. salmo1
(
26/09/2007 15:04)
Belle:
TSIA, tsy misy fanantenana ny ho fiovan'ny lehilahy Malagasy
Izahay matoky sipa vazaha!
71. salmo1
(
26/09/2007 15:18)
cutie lol
Mandehana zany mitady bandy vazaha fa ireny no tena misy ny fanantenanareo vhv malagasy :D8)
Mandehana zany mitady bandy vazaha fa ireny no tena misy ny fanantenanareo vhv malagasy :D8)
72. cutie
(
26/09/2007 15:21)
Mandehana zany mitady bandy vazaha fa ireny no tena misy ny fanantenanareo vhv malagasyndana koa mitady sipa vaza fa reny tsy manakiana anareo bandy gasy :-D
74. salmo1
(
26/09/2007 15:35)
cutie: way le! :-D
Ny sipa vazaha matoa zay ikala tara t@ bandy gasy, tena fitiavana avy ao @ (l). Satri, ny tsy fitiavana hanaiky bandy ao @ fireneany mitovy azy no hitiavany sipa vazaha @ bandy vahiny (oh: bandy malagasy) ;-)
Ny bandy vazaha matoa zay lery tara t@ sipa gasy, ny akamaroandry zalah tsy tena fitiavana avy @ (l). Satri ny tsy fahitana sipa tao @ fireneany no hanararaotany bandy vazaha @ sipa vahiny (oh: sipa malagasy):-P

75. Fiffi
(
26/09/2007 19:13)
salmo1:am fomba ahoana koh no ahafantaranao an'zany ry salmo ? :roll: :roll:
Ny bandy vazaha matoa zay lery tara t@ sipa gasy, ny akamaroandry zalah tsy tena fitiavana avy @ (l). Satri ny tsy fahitana sipa tao @ fireneany no hanararaotany bandy vazaha @ sipa vahiny (oh: sipa malagasy):-P
76. bilakarenjy
(
26/09/2007 19:47)
Zavatra tsotra be anie io resakareo io ry reto a!
Miainga any @ fitiavan-janaka io .
Raha vonona ny hisahirana sy hitaiza ary ho tia ny zanakao ianao de aleo mamorona zaza sy manabevohoka ary manao firaisana azahoana fahafinaretana sy fahasambarana mihitsy , fa raha toa ka tsy ho izay kosa dia manaova kapoty rehefa manao firaisana .
Tsy misy diso na ny lahy na vavy fa zavatra niarahana natao io .
Ny fiombonan'ny hevitrareo no maha-mety sy tsy maha-mety ny fisian'ilay zaza sy mahatonga ny fahasahiranana @ fisian'ilay zaza avy eo .
Ary ny hoe :sipa gasy sy sipa vazaha indray ,aleo ihany sipa gasy fa ireny no tena filamatra e!raha mihoatra @ sipa vazaha .
Fa ny kofa vazaha aloha de ny fihetsiketsehana no betsaka fa ny ankoatr'izay resaka fotsiny .
Ananany betsaka raha ny fisehoana ety ivelany fa raha tena mandray andraikitra de sempotra am-boalohany ry zalahy sady hainy ny miala-pa @ izany .
Omeko porofo ianareo raha mitady

77. Fiffi
(
26/09/2007 19:59)
"bilakarenjy":de averiko eto njay ny fanontaniako nataoko tam salmo....
Fa ny kofa vazaha aloha de ny fihetsiketsehana no betsaka fa ny ankoatr'izay resaka fotsiny .
bilakarenjy: am fomba ahoana koh no ahafantaranao an'zany ? :roll:
78. salmo1
(
26/09/2007 20:12)
am fomba ahoana koh no ahafantaranao an'zany ry salmo ? :roll::roll:
Fiffi: hatao mainty tsara sy sorabavety mba fantatrao e:
Satri izaho manana namana bandy vazaha fotsy (boramena) be dia be aty aminay. (aty aminay tsy de misy gasy no tsy de misy olona mainty na marron...)
79. Herimiafina
(
26/09/2007 20:39)
Ny resaka toa izao amiko dia dinihina au cas par cas satria tena misy antony isankarazany tsy hay ao. Fa amiko aza dia zatra mihaino feondakolosy tokana satria efa nahita indray aho sipa bevohoka dia lazainy fa ilay bandy sipany no rainy kanefa rehefa dinihina dia efa indimy nitsatoka vao tena fantatra ny tena rainy hoe bandy akama hafa. :-D:^)
80. bilakarenjy
(
26/09/2007 20:55)
zao ary ry Fiffi :Samy nandeha nanatrika fanasana na izaho na ilay vazaha lahy niaraka t@ vadiny vavy malagasy .
Vao teo am-piaingana aloha dia efa niala-pa razoky fa tsy hainy ny misy ilay toerana fa tarito ny lalana .
De hoy za hoe : aty @ taninao ve ianao de tsy ahalala ny lalana sy ny toerana lazain'ny olona , de lasa za indray aloha no nikaroka ny misy ilay toerana t@ plan fa razoky nizesta tao anaty fiarany milay be fotsiny .Tsy nampiasa GPS za t@ io .Iray aloha izay .
Ny faharoan'izay mbola t@ io andro io ihany :rehefa teny an-dalana de en panne ary ny fiaran-drazoky milay be fa somary nandray autoroute ilay lalana vao tonga any @ ilay toerana aleha .Nimenomenona teo aloha minitra vitsivitsy ,de niantso depannage .de niandry teo .Nanontany an-drazoky za hoe fa naninona ny fiaranareo kay .De namaly izy hoe : tsy haiko fa de tsy mety mandeha intsony le izy ,de niantso depannage za .
De niandry ny depannage teo tokony ho ora iray sy fahefany .
Rehefa tonga ny manampahaizana de nanokatra ny capot ary rehefa nijery ilay fahavoazana nandritra ny 5 mn de velona ilay fiara .Inona hoy ianareo ny tsy nety tao .Ilay file bougie iray no niala t@ nisy azy .De may teo aloha ny 300 € .
De lasa ihany nanohy ny lalana ary tonga soamantsara tany @ ilay toerana .
Anjaran-drazoky @ izay ary manaraka .Nanomboka ary ny fihetsiketsehina .Nentiny nandihy sy nampiresahiny daholo ny sipa gasy tao .Tsara ilay pasy fa toa tena tafahoatra loatra ihany koa satria toa hifaninan-drazoky mihitsy ireo kofa gasy nanatrika ilay lanonana tao .
Marihako aloha fa izy no naka hevitra sy nisaina izay fa ireo kofa gasy tsy de niraika loatra t@ fihetsika nasehony .Ilay vazaha lahy aloha tsy de ratsy sady tena mahay mihetsiketsika mihitsy an! .
Avy eo anefa niala maina ihany fa raha tsy nisy ilay vadiny malagasy izy de asa .
De lasa teo niresak'ireo nanatrika ilay lanonana nony avy eo ,fa ry zareo lasa nody ka asa raha tody soa aman-tsara tany an-tranony na mbola very lalana .