Lehilahy - Fanantenana Fiovana?

101. salmo1 ( 28/09/2007 10:13)
xxx:
salmo1, mbola za ndray, xxx1. In no tokony eritreretiko kay?
Mandehana kalouny enao mivavaka
;-)
xxx:
fa ny zanak wa tsilaiko takitakiana aty amko! raha nahatsapa izy fa nisy zanany taty ts nitsoaka izy, na farafaharatsiny manome signe de vie sy mampiseho fiovana fa ts zay le cas nitranga d za koa zany je reste obstinée hoe ts mek ony zanako! nahoana za rery no lany fatotra amap-pondrana nanabe sy nanasoa ko nony lehibe izy vao hoe zanako zanako???! ountsssssssssss! azafady!!!
Ny aty an-tany anie tsy misy olona perfecto-a.
xxx:
tena tsssss! solidarité inutile nenao ra zany ry salmo1 ary atahorako enao io ndrindra no hitsoaka adidy refa tonga tokoa ny tokoa! ts haiko alou e, fa mba vinavina nenà vue anzavatra soratanao eto...

Tiako ny bébé na dia vao 1 segondra tany akibon-dreniny aza. Heriko iny, zanako iny fa ahoana aho no hitsaoka?
------------------
xxx: ny zanaka no tena harena tsara indrindra eto an-tany.
102. Fiffi ( 28/09/2007 10:46)
mbola tsy araka foana....:{:{
103. xxx ( 28/09/2007 12:09)
salmo1, mbola za ndray, ts enao no haniraka ana amzany hivavaka izany, ra olona ts mvavaka aho efa tsnisy nyzanako fa firy ny olona niteny ana hoe alana fony izy vao nitsaika?!

salmo1:
Tiako ny bébé na dia vao 1 segondra tany akibon-dreniny aza. Heriko iny, zanako iny fa ahoana aho no hitsaoka?
------------------
xxx: ny zanaka no tena harena tsara indrindra eto an-tany.


tsra izany, enao no manana izany toetsaina izany fa le rainjanako ts izany no tao antsainy ko! d avelao amzay hoany fa manjary ts arak'i Fiffi hono ny resaka!
104. wooda ( 28/09/2007 22:14)
Mifalia fa tsy ohatran'ny taloha ny fiainana ankehitriny, mba nahita fampiandin-kevitra ohatran'izao ve ianareo taloha momba ny fandraisana andraikitra eo @ lehilahy sy ny vehivavy?

Aza atao mahadiso ry Belle raha toa ka handà io nolazainao io hoe "TSIA, tsy misy fanantenana ny ho fiovan'ny lehilahy Malagasy.

Satria ve vao ny sombiny @nay lehilahy eto @ serasera no namoaka izay heviny dia efa votsaranao sahady izahay rehetra @ ankapobeny?

Raisiko @ maha lehilahy gasy ahy ilay izy,
Raha namaky izay nosoratanao mantsy aho dia ohatran'ny nahatsapa fa tsy azoazonao mihintsiny izahay fa efa izay dia izay!
Mety ilay olona tia mampiseho ilay kotokeliny any aminao angamba no mahasorena anao ka notsarainao ankapobeny izahay fa tsy avotra. Na koa nahazo lehilahy tsy manaja vhv ianao (hevitro manokana io).

Mahatsapa tena aho fa tsy manana ny rariny raha resaka fandraisana andraikitra no noresahina teo. Mora amiko marina ny mitsoaka rehefa sendra @zany, satria tsy hitovy @reo vhv mihintsiny izahay @ fitondrana vohoka sivy volana, hampinono sy hitia ilay ankizy dieny @ voalohany.
Marina fa hiomehezana raha olon-kafa no voan'izany satria mihevitra fa raha tonga @ toerako ohatra izany tranga izany dia voafehiko ilay izy, kanefa ny fiainana dia tsy mora toy izany,...



Ny bandy pelaka wa hafa ihany
105. salmo1 ( 28/09/2007 22:35)
wooda: elah anga pelaka:?::D

=))=))=))
106. Belle ( 29/09/2007 15:33)
...raha toa ka handà io nolazainao io hoe "TSIA, tsy misy fanantenana ny ho fiovan'ny lehilahy Malagasy.

Ady hevitra no atao eto, ny hevitra samy manana ny azy ka tsy hanadiso na iza na iza mihitsy aho raha mandA ny hevitro izy. Tsy manadiso azy anareo koa aho, na manao tombatombana (sans me connaitre) momba ny fiainako manokana aza ianareo sasany. Na tianao na tsy tianao nefa, dia niainga amin'ny zava-misy mpiseho eto an-tanAna ny lohahevitro, ary mbola mitranga sy mitombina io mandrak'izao isika miteny izao. Midika izany fa tsy ny valin-tenin'izay nandray anjara teto fotsiny no nanaovako io sintona io fa miompana be indrindra amin'ny tranga an-davanandro.
Hafa ihany tokoa ny bandy pelaka satria aleoko lavitra izy ireny, toy izay ireo tsy pelaka maty eritreritra mpandositra adidy.
107. Papoose ( 29/09/2007 17:29)
mandray antendrony b ndray i salmo zany! zay le tsy mjery ifotony le blem fa tonga de migeneraliser foana hoe ny vhv gasy ny vhv gasy bla bla!
108. Fiffi ( 29/09/2007 17:49)
f'ita hoa eh ? :roll:
109. salmo1 ( 29/09/2007 19:34)
xxx:
d avelao amzay hoany fa manjary ts arak'i Fiffi hono ny resaka!


Vetivety teo ihany de hoy i Fiffi:
f'ita hoa eh ? :roll:

Arak'i Fiffi indray anga hono lay resaka:?::roll::D
;-)
110. wooda ( 29/09/2007 19:39)
Belle, mampalahelo izany mahazo anao izany, sendra nahazo ireo kanosa izany ianao. Atao akory moa fa anisan'ny tsiron'ny fiainana izany. Ny nenina koa moa toujour afara fona.
Ny mba hany mba iriko fotsiny dia tiavo tsara fotsiny ilay zaza raha efa manana ianao, na hankahery ireo izay tojo an'izany. Tsy maintsy tonga foana ny fotoana tsy maintsy hanenenana izay zavatra tsy nety natao taloha (@nay lehilahy mitsoaka adidy). :-*:-*

salmo1, indrisy ...
111. Papoose ( 29/09/2007 20:35)
salmo1, le fomba firesakao angamba no tsy aharahany azy fa rehefa atao fohifohy sy mazava de arany tampoka ihany:wink:
112. Fiffi ( 29/09/2007 20:53)
ny an'i Papoose no arako.....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.299