Lehilahy - Fanantenana Fiovana?

81. bilakarenjy ( 26/09/2007 21:13)
fa hiverina @ ilay lohahevitra za .
Miankina @ fanampahan-kevitry ny andaniny sy ankilany io fa raha toa ka miombona ny heviny de tsara izay ,fa raha toa kosa ka mandeha ila de miseho ilay resaka lazainareo hoe : na ny lahy no mamorona hevitra , na ny vavy no mamorona hevitra hafa koa ,nefa ny vokatra hita de misy ny zaza ,ary tsy vita irery io fa tsy maintsy nisy olon-droa namorona azy .
82. salmo1 ( 27/09/2007 10:32)
Ity dinika ity dia: hasarontam-piarony vhv gasy @ lhl malgache, fiadivana vitana @ lhl malgache no betsaka. Ny sipa gasy sasantsany na manana vady vazaha, na manana vady gasy ka oe: mipetraka aty ivelany dia sanatria raha milamina ny tokantranony; mitebiteby isan'andro, manahy @ ratsy fôna sns...

Oh: ilay sipa gasy manana bandy vazaha. Ilay sipa gasy tsy oe: hiaraka @ lay bandy de zay fotsiny=NON. Tsy maintsy mba hataony ilay sipa gasy ny hifandraisana @ rafozana sy ny fianakavian'ilay bandy vazaha ary ny mpiara-monina.

Ny gasy moa dia gasy ihany, ary ny vazaha dia vazaha ihany. Manahirana ny fiainana, tsy fantatra izay tiany sipa gasy ho aleha. Ka ra izy manokana aza mandinika tsara: Dia sambatra ny lhl malgache; ny lhl manana (l) etina @ fiainana, mahavita andraikitra sy fifandraisana tsara @ fianakaviany malalany na @ vazaha na @ gasy. Sanatria raha hisy olona hifosafosa dia ho lanaka eo fotsiny. ( Hoy ra simplex: za hirárá :!::-D )

Ny bandy gasy wa hafa ihany8)
;-)

83. xxx ( 27/09/2007 12:06)
aona moa ry salmo1 no ilazanao fa miady vintana am lelà ny vvv? azafady fa ts za kosa ngamba alou zany e! nenà wa aterako d velomiko fa tsilaina takitakiana aty refa lebe!!! za anie manana cas anzany e, mère celibataire ah, ts miady vintana am lelà mints za, fa naterak onenà ary efa alebiaziko soa amantsara! fierté ako ny ahy ny zanako fa ts mba raisiko ho henatra, na d ts eo aza ny rainy! miandry ny fahalebiazany ftsn za hiandrasako anzay reaction an'ny rainy, na ny havan-drainy...
84. simplex ( 27/09/2007 12:16)

xxx,
mety tsy enao ilay vhv teneniny :)
marina zany e. Taizao ary alehibiazo ny zaza, tsy noho ny hoe hanaovana valifaty andrainy sy ny havan-drainy akory, fa noho ny hoe adidy tsy maintsy atao satria tsy manan-tsiny ny ankizy. Anisan'ny valim-babena ataonao @ RAD-nao ihany koa ny fitaizanao ny zanakao @ tokony ho izy...

mirary soa :-*
85. xxx ( 27/09/2007 12:34)
ikaretsaka:
efa samy sitrapo io matoa nisy ilay zaza. nisy sitrapo tao hoe hiray ara nofo ianareo (na direct na an-kolaka)


ntsssssssss !

ny fiarahana mi-:* no ifanarahana, fa tsy ny fitoeran'ny zaza

saingy moramora kokoa ho an'ny lehilahy maty eritreritra ny miala pà rehefa tsy nahay nitana ny bibiny izy. Firy aminareo lehilahy no mandray andraikitra ka manao satroka isaky ny manao rs ?
86. salmo1 ( 27/09/2007 12:39)
xxx:
aona moa ry salmo1 no ilazanao fa miady vintana am lelà ny vvv? azafady fa ts za kosa ngamba alou zany e! nenà wa aterako d velomiko fa tsilaina takitakiana aty refa lebe!!! za anie manana cas anzany e, mère celibataire ah, ts miady vintana am lelà mints za, fa naterak onenà ary efa alebiaziko soa amantsara! fierté ako ny ahy ny zanako fa ts mba raisiko ho henatra, na d ts eo aza ny rainy! miandry ny fahalebiazany ftsn za hiandrasako anzay reaction an'ny rainy, na ny havan-drainy...


DISO BE ENAO RY xxx :!::-w

Rehefa tsy miady vitana enao na miady vitana, tsara fôna rehefa faly enao.

* Enao tsy niteraka raha tsy nisy LHL, ilay zaza tsy maintsy oe: manana dada.
Enao afaka mamelona tsara ny zanakao ka, tsy hitako zay probleme amzany.
=D izany no atao oe: tena maman!

- De ahoana izany ra efa lehibe ilay zaza ka manana eritreritra ti hahita ny Rainy:?: na nanao ny ratsy izy nanao ny tsara.

Eo ianao no raisina!

87. xxx ( 27/09/2007 12:41)
33. Mpandefa : diamondra27 [ Valio ] 26-09-2007 09:30:55
Lohateny : Re : Lehilahy - Fanantenana Fiovana?
tena mahafinaritra de mahafinaritra ny mahita ity dinika ity fa misy discussion tsara ...

ihihih i diamondra b lazao an ,firy taona ianao io kay?
88. sakaizakely ( 27/09/2007 12:52)
Ity dinika ity dia: hasarontam-piarony vhv gasy @ lhl malgache, fiadivana vitana @ lhl malgache no betsaka. Ny sipa gasy sasantsany na manana vady vazaha, na manana vady gasy ka oe: mipetraka aty ivelany dia sanatria raha milamina ny tokantranony; mitebiteby isan'andro, manahy @ ratsy fôna sns...


:roll::roll::roll::roll::roll:

inn no tian'i salmo lazaina eto fa tsy mazava ? Mitebiteby isanandro ahoana ? Manahy ratsy @ n'inn ry salmo ?

Mba ohatra inn sa karazan'olona inn no ifaneraseran'i salmo no ahafahany miteny an'izany ? Mba mivoara kely, mivoaha ny trano dia ovay na ampio sokajy hafa ny namana seraseraina hampivelatra ny saina sy ny fahitana ny fiainana dia izay vao miteny indray

... Tsy maintsy mba hataony ilay sipa gasy ny hifandraisana @ rafozana sy ny fianakavian'ilay bandy vazaha ary ny mpiara-monina.


Tsy ny maha vazaha na ny mahagasy no mampihavaka fiaraha-monina ry salmo a ! n'iza n'iza ianao tsy maintsy manaraka ny lalanan'ny fiarahamonina foana ary tsy zavatra sarotra izany ? Sa @ salmo ny gasy dia handicapé social foana ? dia i Salmo koa zany ?

Ny gasy moa dia gasy ihany, ary ny vazaha dia vazaha ihany.


Hanky va re e :lol::lol:

Manahirana ny fiainana, tsy fantatra izay tiany sipa gasy ho aleha. Ka ra izy manokana aza mandinika tsara: Dia sambatra ny lhl malgache; ny lhl manana etina @ fiainana, mahavita andraikitra sy fifandraisana tsara @ fianakaviany malalany na @ vazaha na @ gasy. Sanatria raha hisy olona hifosafosa dia ho lanaka eo fotsiny. ( Hoy ra simplex: za hirárá )

[center] [/center]
Ny bandy gasy wa hafa ihany


ah la suprématie des hommes malgaches =D=D=D=D=D

ny sisan'izay angaha inn fotsiny ? :roll::roll::roll::roll:
89. sakaizakely ( 27/09/2007 12:58)

salmo:
- De ahoana izany ra efa lehibe ilay zaza ka manana eritreritra ti hahita ny Rainy na nanao ny ratsy izy nanao ny tsara.

Eo ianao no raisina!


eo ianao no raisina am n'inn ry salmo ?
tsy nazava tam salmo ve ny resaka ? Le dada ange no nanjavona nony vao fantany fa bevoka xxx e ? Ko xxx indray ve no ho raisina ?

mba ahoana re ny fandehan'ny fizohiankevitr'i salmo ao e ? asio connexion ny neurones n'là eh ?

Nataoko fa mba niha hendry ity salmo ity kinanjo...
90. xxx ( 27/09/2007 13:14)
bilakarenjy>

olona iray ve no be fihetsehana sy be resaka azonao natao ohatra eto dia ampy hanaovana faobe ny vazaha rehetra erak'izao tontolo izao ? Sa ve ianao ilay atao hoe manana science infuse ? Tena katraka zany ianao ko...

Zahay izao t@ tany Dago, nahita gasy be dia be. Tao ny donendrina, ny fatsoralahy, ny mpangalatra, ny mpandainga... Tao koa anefa ny tena tsotra, ny tsara fanahy, ny manampahaizana mahaliana sns saingy tena vitsy an'isa izy ireo.

Ampy ve izany ilazana hoe ny gasy rehetra dia blabla fotsiny fa fatsora sy mpangalatra daholo izy ireo ? Satria manko rehefa any antanindrazana dia tsy maintsy mailo tsara @ entana fa be ny mpangalatra sy mpisitona entana...
91. salmo1 ( 27/09/2007 13:21)
sakaizakely:
Mba mivoara kely, mivoaha ny trano

Za efa mianatra mivoatra ka, ary eto atokon-tany aho zao.
sakaizakely:
asio connexion ny neurones n'là eh

:-D
i xxx sy i sakaizakely zao no hitako fa mila neurones.
sakaizakely:
Nataoko fa mba niha hendry ity salmo ity kinanjo...

Za kalouny hendry e! Tsy adala tahakany sipa adala tompony... de avy eo hanala zaza hamono olona ary izay no resakitsika eto.
sakaizakely:
tsy nazava tam salmo ve ny resaka ? Le dada ange no nanjavona nony vao fantany fa bevoka xxx e ? Ko xxx indray ve no ho raisina ?

Ianao no tena tsy mahazo resaka, mila neurones. satri zao no nolazaiko tetsy ambony...
De ahoana izany ra efa lehibe ilay zaza ka manana eritreritra ti hahita ny Rainy:?:

Satri izao no voalazany xxx :evil:
xxx:
nenà wa aterako d velomiko fa tsilaina takitakiana aty refa lebe!!!


Ny bandy gasy wa hafa ihany8)
;-)


92. sakaizakely ( 27/09/2007 13:39)
ny resaka eto dia mikasika ny lhl mpiala andraikitra fa tsy resaka fanalana zaza ry salmo a !

Hors sujet salmo :-D:-D:-D:-D

tonga de zéro manatody raha ampanaovina dissertation salmo :-D:-D:-D

zay ve le bandy gasy ? :-D:-D:-D
93. salmo1 ( 27/09/2007 13:48)
sakaizakely:
Marina ny anao fa zah aza omena Atody zany eh!
;-)

Ka ianareo vhv gasy anie diso mpanambany be lôtra ny lhl gasy e! Ny lhl gasy fôna no diso, ninin atao tsy mety. Na aty anatiny na any ivelany. ^:^

Ampafiriny vhv misy eto an-tany kle:?: Haleonay mitaiza metisy. ;-)
94. xxx ( 27/09/2007 13:51)
za le xxx resahin'i salmo. Inona moa no olana raha te hahita ny rainy izy? ampahafantarina azy anie ny fandehan'ny tantara e! fa tsy hoe afaenina akory! za ndray ts kerisay ka hande hanafina hoe maty sns, fa tantaraiko amin'ny antsipirihany mints hoe zao sy zao sy zao daolo ny zava-nitranga ry zanako ka anjarnaao ny mieritreritra! ts za mitns no ho raisina amzany raha t ahita ny rainy izy, za anie no nitondra azy 10 volana e, nanome fitiavana azy sns ko za no horaisina? mba hafahafa iany zany... firifiry akory zay lelà nitsoaka adidy zay, fa refa lehibe ny zanany ts t ahalala azy akory!! misy eny misy, manaiky aho hoe misy ny zanaka mahalala hoe mamela sns, fa ny ankamaroany ry salmo tszany a! olona noebazin'drainy tao antrnaony aza fa maita ny famonoan'le ranga ny vadiny fa lasa mankahala ny rainy tanteraka ary ts t ahalala koa nony lehibe! (HS iny fa ialako tsiny @ tompon'ny sujet)
95. sakaizakely ( 27/09/2007 14:02)
taiza salmo nahita ahy nanome tsiny lhl gasy ?

ny lhl mandositra adidy no omeko tsiny
ny lhl matikambo no imehezako

na vaza na gasy na afrikana dia hitovy foana ny fandraisako azy

noho izany, aza mahatsiaro tena ho voadona fa tsy ianao no resahina, fa aoka izay nanao ny tsy mety no ahatsiaro tena.

ny fitiavana zany ry salmo lakalaka ouz neninay izay. Ny manambonimbony razana iray dia tsy mety klou entra pa satria mitovy daholo rehefa olombelona.

Fa rehefa sendra ny tiana ianao, na mainty iny na fotsy, na gasy na sinoa, ndray² aza hitanao izao fa misy tsy mety ny toetrany, nefa rehefa sendra ny tiana izay dia tia foana tsy misy tambiny. Ny fitiavana tsy azo ferana ary tsy entambarotra ka azo komandina hoe ny ahy gasy ihany, na ny ahy gena ihany sns...

Raha mbola vao be famaritra toy izany dia tsy tena fitiavana izany fa zavatra amboamboarina hifanaraka @ resabe nisy vavolombelona :P

Entra pà n° 2, tsy ny maha metisy koa no maha-tsara na maha ratsy olona, na koa ny toebatany. Toy ny mijery ny harenan'olona ihany izany, izany hoe par intérêt... Tandremo :roll:
96. salmo1 ( 27/09/2007 14:13)
xxx:
Inona moa no olana raha te hahita ny rainy izy? ampahafantarina azy anie ny fandehan'ny tantara e! fa tsy hoe afaenina akory! za ndray ts kerisay ka hande hanafina hoe maty sns,

xxx: marina zany ka, ary tsara be lay eritreritrao! ^:^

Diso zany lay bandy e!^:^:-w
Manana zanaka zany i xxx dia nilaozand'rainy:?::oops:

Zao fotsiny: Velomy tsara sy karakarao tsara lay bandikely na lay sipakely, fa ny Dadany tsy maintsy hitady azy @ manaraka ary hatsiaro tena fa diso eo anatrean'Andriamanitra sy ny vahoaka. Fa zao: enao tokony nieritreritra alohany zany rehetra zany.

Izany rainy zany zao mety hatsapa-tena ihany oe: ''haleo very tsikalakalam-bola toy izy very tsikalakala havana''. Adala izay tsy mitia any zanany.

xxx: ny Rainy efa mivazo http://www.dailymotion.com/relevance/search/rebika/video/x1hfu5_rebika-iny-zanako-iny_music
;-)




97. bilakarenjy ( 27/09/2007 14:17)
miala-tsiny aloha raha somary naha-piaka-pofona an'i xxx le resako ,satria tsy maintsy ho izay mantsy ny resaka ho henoko eto rehefa misy porofo aseho sy atolotra eto e!.
Tsotra be anie zany ry xxx e!sady tsy misy blem mihitsy .
De hoy za hoe : reny vazaha lahy ireny anie ry vehivavy malagasy ka tena olona fankahatahaka sy modely eran'izao tontolo izao e!. Ireo vazaha lahy ireo no tena mahafinaritra indrindra sy olona mahay miaina indrindra eran-tany .Na manao ny fahadisoana aza ireo vazaha lahy ireo de tsy diso mihitsy fa marina foana .Marina ny anao ry xxx .Ohatra tsy de mankaiza io nasehoko io fa aza idirana lalina .
Za gasy ,ianao gasy ,mipetraka ho gasy foana za n'aiza misy ahy na aiza .Za mirevy sipa gasy koa .OK!
98. salmo1 ( 27/09/2007 16:15)
sakaizakely:
Entra pà n° 2, tsy ny maha metisy koa no maha-tsara na maha ratsy olona, na koa ny toebatany. Toy ny mijery ny harenan'olona ihany izany, izany hoe par intérêt... Tandremo :roll:


Non! tsy zany mintsy no eritreritro ah!

Ra mba faniriana ny hanan-janaka metisy de tsy maintsy oe: vazaha lay akama bonne e.
;-)
Fa izao: raha mbola manana gasigasy any akolaka any, tsy de fomba le manao veloma tampoka sôde tonga hitsidika ihany @ manaraka.8) Non mampirafy ^:^

Ny bandy gasy wa hafa ihany.
;-)
99. Fiffi ( 27/09/2007 18:00)
tsy araka intsony le dinika....:^)
100. xxx ( 28/09/2007 07:19)
salmo1, mbola za ndray, xxx1. In no tokony eritreretiko kay? ny hoe iandrasako ny reaction ny rainy na ny havan-drainy anie ts sanatria hoe hamaliako faty anazy e! ts anjarako ny manao anzany, fa ny zanak wa tsilaiko takitakiana aty amko! raha nahatsapa izy fa nisy zanany taty ts nitsoaka izy, na farafaharatsiny manome signe de vie sy mampiseho fiovana fa ts zay le cas nitranga d za koa zany je reste obstinée hoe ts mek ony zanako! nahoana za rery no lany fatotra amap-pondrana nanabe sy nanasoa ko nony lehibe izy vao hoe zanako zanako???! ountsssssssssss! azafady!!!

fa ts mety azoko mints zany ny logique n'i salmo e! tena ts azoko, za no raisina, za no tokony hieritreritra... fa le rain-jaza zany aona? izy no tena lafatra? tena tsssss! solidarité inutile nenao ra zany ry salmo1 ary atahorako enao io ndrindra no hitsoaka adidy refa tonga tokoa ny tokoa! ts haiko alou e, fa mba vinavina nenà vue anzavatra soratanao eto...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0381