tsy haiko ny tarika sy ny lohantenin'ny hira
1. farimamy
(
25/09/2007 22:24)
Miarahaba !
afaka mahazo ny tononkira misy an'ilay hira heo : ao anaty akondro , ao an'ala kininina, ao anaty voaloboka... iny ve azafady.
Misaotra :wink:
2. sarobidy
(
06/10/2007 08:33)
inona ary zany ao anaty akondro sy analankininina zany, tsy fantatrao v ry farimamy oe iza no mihira an'zany?
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0872