Mangataka vavaka sy izay azo atao rehetra.
1. xxx
(
25/09/2007 07:05)
Saika hotazomiko ho ahy samy irery ihany nefa toa tsy zaka ilay izy ka aleo zaraina aminareo namana.
Izaho (Bakoly)dia mangataka vavaka aminareo sy izay fitondran'Atra.
Toy izao ny zava-miseho:
t@ herintaona dia efa nandao ny raiko aho, narary efa ela izy ary iray volana sisa dia nanomana ny ho avy hihaona taminy sy ny fianakaviana aho. Tsy izay anefa ny sitrapon'Atra fa lasa 1 volana nody any aAminy izy ary tsy nifankahita intsony izahay mandrakizay (depuis 1999 ka ho mandrakizay).
Amin'izao fotoana izao, dia marary mafy ihany koa ny mamako ary milaza fa manana diabète sy tension ary manao palpitation; fanina ary manjavona ny masony. Efa miomana ny hihaona aminy aho nefa araka ny indice omeny ahy ireo dia kely ihany ny finoako.
Efa nasaiko mivavaka izy ary efa mivavaka ho azy aho.
Efa nivavaka aho fa tsy zakako raha mbola hitranga amiko fanindroany izao situation izao.
Marina fa tsy misy zioga izay tsy zakantsika kanefa tsy haiko ary tsy aoko hoe: inona no mahatonga ahy ho @izao situation izao?
Ny antony tsy hahafahana mandeha mamangy azy aloha dia izaho dia aty ivelany dago, miasa (congé @ herintaona vao misy sy ny RTT 2008), ary manan-janaka tsy azo tapahina ny fianarany fa raha manapaka dia toa hoe: mandoa lamandy 3000€
Misy manana hevitra ve ianareo na proposition @ tokony hatao @izao tranga izao?

novalian'i xxx ny 18/10/2007 09:49
2. Fiffi
(
25/09/2007 07:46)
tsy azo tapahina ny fianarany fa raha manapaka dia toa hoe: mandoa lamandy 3000€io kalou de tena tsy marina velively....vao tam alahady zah nanatitra fianakaviana ary ny zanany 2 de samy nahazo ny devoirany hataony mandritrin'io fahatapahana fianarana io...
dia kely ihany ny finoako.kely am inn ny finoanao ? am le hoe ho sitrana ve izy ? de raha kely ny finoanao de hampitomboy fa tsy misy afats'io no tena hanampy anao....
Efa nasaiko mivavaka izy ary efa mivavaka ho azy ahohitanao am-zany ? =D=D^:^
Marina fa tsy misy zioga izay tsy zakantsika kanefa tsy haiko ary tsy aoko hoe: inona no mahatonga ahy ho @izao situation izao?marina zany.....matoa misy zao zavatra rehetra miseho am fiainantsika zao de zakantsika zany.....saingy antsika no manao zay maha-maivana azy....de tsy inn zany fa ny fivavahana hatrany....
Mivavaka ho anao sy ny mamanao zah....mahereza hatrany....
4. Fiffi
(
25/09/2007 11:32)
iza ? :roll: xxx: heu....mba fantatrao ve fa tsy azo atao zany mampanantena vavaka zany ? ou bien toundé mivavaka ho azy enao ou bien tsy mivavaka .....nefa asanao ry xxx raha zany no fombanareo ? :roll:
6. la
(
25/09/2007 12:21)
Bakoly> ny azo atao de ny mivavaka, tsimaintsy jerena daholo ny fiainana rehetra sy ny ho avy fa tsy mahazo mibanjina zavatra iray ihany; ny tiko tenenina aminao de zao:
-mafy le situation ndrindra fa ra miverina indroa zany
-tsimaintsy jerena koa anefa ny fiainanao amin'izay mampilamina azy
Zah manokana ny azoko atao anao de mivavaka ho anao.
Enao ra teo ra ny fijeriko azy manana finoana an'Andriamanitra de ampitomboy zany, refa matoky Azy enao de ho itanao fa ze mitranga eo de ekenao fa zay no tokony ho izy ary zah MINO FA TSIMAINTSY VITANAO NY HIAINA IZANY:)
Mahereza e

7. ikaretsaka
(
25/09/2007 13:35)
Tadidio fa "tsy manary ny olony ny Tompo" ary "tsy mitondra antsika misedra izay tsy zakantsika"
Misy hafatra ao ambadik'izay fa dia "tehirizo am-po"(toy an'i Maria e)
Misy hafatra ao ambadik'izay fa dia "tehirizo am-po"(toy an'i Maria e)
8. Fiffi
(
25/09/2007 14:39)
xxx:heu...satria vavaka io.....raha ohatra hoe zavatra hafa angamba mbola azo leferina hiany le mampanantena.....fa ny vavaka.....amiko kalou de tsy misy zavatra gratuit ohatran'vavaka izay mivoaka avy am (l) nao manontolo....donky tsy hampanantena zah fa toundé mizotra...:)
Fa maninona izany no tsy azo atao ? :roll:
11. Fiffi
(
25/09/2007 19:14)
xxx:satria misy zavatra hafa ambonin'vavaka ve zay mivoaka ho azy avy am (l) ? heu....amiko kalou io an ! fa ny anao no tsy fantako ry xxx an !
Fa maninona no tsy azo leferina ny mampanantena vavaka ? :roll:
12. rrgmt
(
25/09/2007 19:24)
Dia mivavaka ho anao sy ny ankohonanao koa izany.
Ankoatr.izay anefa dia apetrah tanteraka amin'i Jesoa Kristy ny fiainanao. Ekeo Izy ho Tomponao Mpamela heloka (raha tsy mbola nanao izay dingana izay) ary manana antoka hoe tena eo am-pela-tanay tokoa ny fiainana. izay zava-mitranga avy eo dia ekeo satria sady valim-bavaka no koa efa manana Azy hiantorahana Ianao.
Tsarovy fa tsy misy zavatra mitranga eo amin,ny fiainan'ny kristiana ka hoe par hasard, na bonne ou mauvaise chance fa fitantanan'Ilay Tsitoha.
Mahereza hatrany fa tsy miady irery ianao fa manana an'i Jesoa Tompo sy ireo mahatsiaro am-bavaka:D

14. xxx
(
25/09/2007 21:07)
satria misy zavatra hafa ambonin'vavaka ve zay mivoaka ho azy avy am ? heu....amiko kalou io an ! fa ny anao no tsy fantako ry xxx an !
Pfff, aleo hijanona fa tsy mahavaly ny fanontaniako mihitsy Fiffi ianao fa be kiana fotsiny. 8O
Mahagaga ahy fa lazainao fa ambony ny vavaka nefa lazainao fa tsy mety ny mampanantena azy ! Mety izany angamba ny mampanantena ompa satria ny ompa "ambany" noho ny vavaka ???
Amiko fotsiny rehefa tsy afaka mivavaka eo noho eo aho dia mba namaly azy hoe ie hivavaka ho anao aho ! Izay ilay mampanantena vavaka ! Inona no tsy mampety an'izany ???
Pissoa
16. rabilabila
(
25/09/2007 22:10)
Manampy ny torohevitr'i fijo ,ny aza adino dia mbola masoandro be lohataona ny an'ny zanakao satria ianao mbola eo ,ka raha sanatria ka misy ny sampona nefa tsy afa-manoatra dia mahereza mba tsy hisy fiantraikany any amin'ny ankizy ny alahelonao .Misy ny atao hoe finday mba ahafahanao manakaiky ny reninao ary jereo koa ity zavatra ity : soa fa an-dafin-dranomasina ianao mba afaka hividy fanafody ho azy raha ilainy izany .
17. fahamarinana
(
26/09/2007 03:00)
:arrow:Marina mihintsy ny tenin'ny rabilabila,afaka manampy azy + kokoa amin'ny kojakojam-pahasalamàna rehetra.Fa dia mivavaka ho anareo mianaka koa aho,hanana hery hiadiana amin'ny aretina ary Ianao koa tsy ho resy sy ketraka satria mbola eo ilay menaky ny aina manantena sy matoky anao.
Dommage hoe tsy afaka mandeha satria na ho an'ny filaminan-tsaina aza fa efa voalazanao hoe izay nositrapon'Andriamanitra dia tanterahany ary tsy maintsy ekentsika koa na dia heverintsika aza fa tsy mifanaraka amin'ny tiantsika e.Mahereza rahavako !(l)

18. Fiffi
(
26/09/2007 05:00)
"pissoa,xxx":heu....non ! tsy be kiana fotsiny zany zah an ! satria ozy zah hoe :
Pfff, aleo hijanona fa tsy mahavaly ny fanontaniako mihitsy Fiffi ianao fa be kiana fotsiny
"Fiffi":
Mivavaka ho anao sy ny mamanao zah....mahereza hatrany....
"Fiffi":pissoa: hitandry ? ozy zah hoe tsy hampanantena fa toundé mizotra....mivavaka zany ! toundé mivavaka....:)
heu...satria vavaka io.....raha ohatra hoe zavatra hafa angamba mbola azo leferina hiany le mampanantena.....fa ny vavaka.....amiko kalou de tsy misy zavatra gratuit ohatran'vavaka izay mivoaka avy am nao manontolo....donky tsy hampanantena zah fa toundé mizotra...
19. fahamarinana
(
26/09/2007 05:25)
:arrow:Fiffi a,izy anie zany mampanantena an'ny Bakoly hoe hivavaka e,mety efa nataony aza zay lay izy teo .marina e,fa eo ampanoratana dia tsy afaka nivavaka izy ohatra, samy manana ny fanaony.Za zao misy andro tonga dia mivavaka,misy andro adinoko na ny vavaka alohan'ny sakafo ohatra fa mety efa mifarana vao tsaroako ilay fisaorana satria tellement noana aho tamin'iny fotoana iny.Ny tsy mahatsiaro mivavaka mihintsy no tsy mety hoy aho,peu importe ny fotoana e.Hevitro manokana iny an,fa aleo hiverina amiko raha diso fa tsy nety aho raha tsy nitsatsaingoka ny resakareo 2.Dia diso ve aho? Raha diso dia azafady..(l)
20. kalina80
(
26/09/2007 06:13)
(l)Ampitoboy ny finoanao fa misy zvt tian'Atra atao eo @ fiainanao matoa mitranga izao situation izao.Atra dia mahalala izay ataony @ fiainantsika anie ......Mampahery anao hatrany ary raha sitrapony ny handeananao dia tsy maintsy lasa any Dago ianao @ fotoanany.Ampaherezo matetika @ téléphone ny reninay aloha ary omeo teny mamy mandrakariva izy.
Mivavaka ho anao aho ary mbola mampahery anao hatrany.Aza milofika fa atanjaho ny sainao.
Atra mahay manamboatra ny programanao, ny momba ny asanao sy ny zanakao raha sitrany ny andehananao.
Bizoroka hoa aanao ary mahereza an :-*:-*:-*