Mangataka vavaka sy izay azo atao rehetra.
21. niryna
(
26/09/2007 06:14)
rrgmt:
Dia mivavaka ho anao sy ny ankohonanao koa izany.
Ankoatr.izay anefa dia apetrah tanteraka amin'i Jesoa Kristy ny fiainanao. Ekeo Izy ho Tomponao Mpamela heloka (raha tsy mbola nanao izay dingana izay) ary manana antoka hoe tena eo am-pela-tanay tokoa ny fiainana. izay zava-mitranga avy eo dia ekeo satria sady valim-bavaka no koa efa manana Azy hiantorahana Ianao.
Tsarovy fa tsy misy zavatra mitranga eo amin,ny fiainan'ny kristiana ka hoe par hasard, na bonne ou mauvaise chance fa fitantanan'Ilay Tsitoha.
Mahereza hatrany fa tsy miady irery ianao fa manana an'i Jesoa Tompo sy ireo mahatsiaro am-bavaka:D
Marina mihitsy izany :D
Tsy afaka ny hampanantena amin'ny olona isika,saingy afaka mivavaka ho anao ny namana rehetra dia hianao koa manaova toy izany.
23. tezitra
(
26/09/2007 15:13)
Slt bakoly, tu n'es pas seule cherie, ta lettre est emouvante, car plein d'amour envers ses parents.
Tu parles de ton père qui est déjà parti, et ta mère qui est encore là, et tu mets l'accent sur ton impossibilité de les joindre(ton père dans le passé), et ta mère (dans le présent).
après
Tu dis
Diagnostic: C'est une melange d'amour et d'autoculpabilité, c psychologique et sentimentale à la fois, 3 remarques s'imposent :
1)Tu n'est pas la seule:
Les sans-papiers , les exilés de ratsiraka( 1972-1975)et ravalo (2002), subissent aussi cette impossibilité, et leur culpabilité est vive.Savoir que tu n'est pas la seule, aide à attenuer cette culpabilité; car c'est l'aléa de la vie. ils(exilés et sans papiers) ne peuvent rien y faire. et toi non plus.
2)Fais le maximum:
Tu es andafy, tu as de l'argent. utilise ces moyens pour l'aider (medicament, sakafo,...),théatre, si possible etc..., entourage familiale frequente (zafy, zandry, etc...), à ton frais , tu te culpabilise moins ainsi.
3)On est avec toi:
Les post des namana serasera(prière, conseil etc..;)prouve que tu es entouré toi aussi.
Moi specialement tu peux m'envoyer d'e-mail, des experiences similaires j'en connais pas mal.
finoana(foi), fanatenana(esperance),fitiavana(amour).fa ny FITIAVANA (L'AMOUR) no LEHIBE (GRAND)(evangile, evanjely)

tsy zaka ilay izy ka aleo zaraina aminareo namana

26. xxx
(
01/10/2007 16:02)
misaotra be dia be anareo namana rehetra namaly sy izay namaky fa tsy manoratra eto.
Nangataka vavaka ny tenako ary dia rariny raha toa ka omena anareo ny fivoarana misy.
Tena nahery tokoa ary tsy nitsahatra nivavaka ho an'i mama aho sy ny mpiara-miangona sy izay olona fantako.
Ny valimbavaka izany hatr@izao aloha dia nahazo fanampiana aho: nisy nanome fanafody vastarel ho an'i mamanay, dia mba efa misy an'izay aloha satria lafobe ny vidin'io any dago
ny iandrasana manaraka dia raha sendra misy billet mora france -300€ makany dago hatr@ avril 2008 dia mba ilazao eto e!
raha tsy misy moa dia miandry zay fitondran'i Tompo
Misaotra anareo tsirairay avy tompoko

27. fahamarinana
(
01/10/2007 19:06)
:arrow:Tsy misy fisaorana xxx fa misaotra ny Tompo fa nahazo valim-bavaka ianao dia enga anie mangataka ndray isika olona hampitondràna ny fanafody mba ho tonga any dago soa amn-tsara ary ato ho ato.Asa raha mba misy olona ho any ato am serasera dia mba manome vaovao ato ahalalana azy .(l)
28. xxx
(
18/10/2007 09:49)
fahamarinana: efa lasa t@ sabotsy teo ilay fanafody , traitement 5mois, dia tena misaotra ny Tompo lehibe
Mbola mamerina ny fisaorana ho anareo indray satria mahery tokoa ny vavaka rehefa hiarahana sy angatahana araka ny sitrapony.
Ny tena nampitaintaina ahy dia sao fotsiny hoe: hiverina tamiko ilay situation efa nisy t@ herintaona.
Tena efa miramirana izy azoko @ tél ary faly maheno ahy miresaka aminy.
Enga anie mba hifankahita soa zahay.
Merci encore