www.callwave.com

1. fetrakens ( 25/09/2007 12:43)
Salut! efa nisy nanokatra Callwave ve nareo? zah efa membre tao de nandeha tsara t@ voalohany ny fandefasana sms na dia any ivelany aza fa afaka roa andro de maty le compte! ahoana ny mahatonga izany? ok.
novalian'i Jessimi ny 13/11/2007 15:37
2. tsaramaso ( 25/09/2007 13:02)
tsy ok !!!!!!!!!
3. Jessimi ( 13/11/2007 15:37)
Izaho indray nangatahany vola hoe misy forfait izany indray hono ankehitriny:(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1248