Lisitry ny dinika

Lisitry ny dinika rehetra, milahatra araka ny daty
nirijimka ( 28/09/2007 20:32)
humm, milay ny mihaona tampoka aty antany lavitra
tafahoana aty tuléar zahay sy pata anio, hummm, mialy an! refa ela tsy nahita namana dia nisy nasesiky ny razana! sady natao afapo t@ tsaky calmar sy henomby lery anio. ny lesoka de tsy nety nanota f... tohiny
novalian'i fijo ny 09/10/2007 20:03
salmo1 ( 28/09/2007 20:00)
Mila Bandy gasy
Manantena izahay Malgache avy aty Atsimony Europa, mba handray anjara amzany RNS Malgache. Raha misy am'ity Taona 2008 ity. Koa dia mitady Bandy Gasy hanampy anay amin'izany fifanitsahana izany. ... tohiny
novalian'i salmo1 ny 07/10/2007 13:18
salmo1 ( 28/09/2007 19:59)
RNS
Rahoviana ilay RNS eh:?: Hitanay fa mihazakazaka be ihany ilay Taona, de vetivety de tonga indray izany RNS. Noho izany, deiny izao, zahay avy aty atsimony France.. dia efa miomakomana amin'izany... tohiny
novalian'i salmo1 ny 30/09/2007 12:30
salmo1 ( 28/09/2007 19:57)
Foot - Coupe RNS 2008
Amin'ny ity taona 2008 ity dia:[b]¡¡A POR ELLOS!![/b] Raha [b]tafiditra sy afaka mandray anjara[/b] izahay: Malagasy avy aty SPAIN de tsy maintsy entinay mody mianatsimo ny Amboara ;) http://foru... tohiny
novalian'i UB40 ny 01/10/2007 01:25
salmo1 ( 28/09/2007 19:57)
Mitady namana 14 lahy
Mitady Bandy mahay mandaka Baolina hiaraka @ groupe GASY-SPAIN. Izao avy no takianay: - Mahay miaraka @ namana. - Fahaizanao Baolina manokana (Manafika sa defence sa inn?) - Hanorato [b]aho[/... tohiny
novalian'i tikakely ny 09/11/2007 08:18
hery ( 28/09/2007 15:22)
19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
Araka ny fantatrareo dia tsy niaraka nivoaka daholo ny site-n'ny serasera fa nivoaka tsikelikely :-) Ny site namana.serasera.org dia nivoaka hiseho vahoaka tamin'ny 19 oktobre 2002 izany hoe 5 taon... tohiny
boubounezy ( 28/09/2007 15:07)
toilettes intimes
inn ny toillettes intimes tena mba fampiasanareo fa za nisy nanodro cytéal fa tena efficace tsara.:D:lol:... tohiny
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 00:03
boubounezy ( 28/09/2007 15:04)
tontokena sy anana
tissam @ tontokena omby na sôsisy tsara b ataovy ritra tsara:miam:... tohiny
melody ( 28/09/2007 14:54)
mahagaga
Last updated September 28 2007 Russian mother of 12 shocked by giant baby by Lee Harvey, MSN Search Editor Find out more about giant baby Nadia Barabanova with Live Search (Image © REUTERS/And... tohiny
boubounezy ( 28/09/2007 14:49)
zany toko d tsy malala ny soa atao azy mintsy
tena sorena iany ny tenako ra naita oulona teny andalana niandry ny namako za teo akaikiny reny gabillet reny fa izy tsy mandé aingana fa b voka somary marary2 dé nisy vhv vazah ni tirer vola teo 60... tohiny
novalian'i arialy ny 13/11/2007 20:08
boubounezy ( 28/09/2007 14:39)
FIFANAMPIANA
tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy ka nareo aona @ zany fa za tena ty anio fitenenana io mintsy... tohiny
boubounezy ( 28/09/2007 14:37)
parasy kankana
inn marina lé parasy kankana io é? d manaona ny pôziny v tena otrany kankana? d aona zany ny fitsaboana azy kou?????:roll:... tohiny
novalian'i Veloo ny 30/10/2007 17:43
kallie ( 28/09/2007 14:16)
'ZAY
:cry::cry::cry::cry: aôna kay zany oe Malala hiverina d anao spectacle zany? :cry: d za zany anisanle ts mahita? :cry:... tohiny
novalian'i sarobidy ny 06/10/2007 08:27
kanota ( 28/09/2007 13:55)
Mpanohatra tsisy ilana azy dia izay no vokany
Felaka tehamaina ho an'ny mpanohatra koa izany. Efa lazaina fa tsy ilan'ny vahoaka mbola be resaka ihany. Tsy aleo maka aina rehefa mba ampy taona sa mitady ho afabaraka tsara?... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/10/2007 04:08
ronaldo09 ( 28/09/2007 11:45)
Tsy mandrara ny fampirafesana ny Baiboly
Fomba entina andresen-dahatra ho an'ireo olona mampirafy (ny lehilahy no tiako ho tenenina eto) na kristiana izy na tsia ny hoe raha namorona olona Andriamanitra dia lahy sy vavy no noforoniny!Zany ... tohiny
novalian'i xxx ny 09/01/2008 12:05
hasina2 ( 28/09/2007 11:40)
nyfitia Nice
ho an izay efa namonjy fetin'iassociation ny fitia , tsara ve ny ambiance :?: ande mantsy zay rahampitso ,ca vaut le cout du deplacement ve zay mantsy avy ao marseille.... tohiny
novalian'i hasina2 ny 07/10/2007 19:14
ronaldo09 ( 28/09/2007 10:56)
Antenimiera: Tsy hisy vondrona parlemantera mpanohitra
Raha izao vokatry ny fifidianana natao tamin’ny alahady 23 septambra 2007 teo izao no jerena, dia azo lazaina fa mizotra any amin’ny fandresen’ny Tim ny raharaha na dia mbola tsy vokatra feno... tohiny
novalian'i Jeankely ny 03/10/2007 06:26
drao ( 28/09/2007 10:32)
mitady namana e!
aiza daholo e!... tohiny
novalian'i sarobidy ny 25/10/2007 14:52
kelly13 ( 28/09/2007 09:52)
new deal, LOA, LLD
mba omeo spapa we ze mba efa nanao ny 1 @ ireo karazana "location vente" ireo! inn no avantages, inn no inconvenients! misôtra tompoko :)... tohiny
ngyahavo ( 28/09/2007 07:40)
Jaiky Joby
Mba mangataka ny tonon'ny Jaiky Joby ry reto ze manana! misaotra mialoha.... tohiny
novalian'i Soniamada ny 28/09/2007 19:25
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 2.8141