mahagaga

1. melody ( 28/09/2007 14:54)
Last updated September 28 2007

Russian mother of 12 shocked by giant baby
by Lee Harvey, MSN Search Editor

Find out more about giant baby Nadia Barabanova with Live Search (Image © REUTERS/Andriy Kasprishin)Making a mockery of reports that Russia is suffering from a declining population, a woman from Siberia has given birth to her 12th child only to be stunned by the size of her newborn daughter.

Baby Nadia Barabanova shocked doctors and her parents as she weighed in at a whopping 17.1 pounds (7.75 kg). Nadia was delivered by caesarean section in the local maternity hospital in the Altai region of Siberia on September 17. She is the latest addition to a family already comprising eight sisters and three brothers.


Azafady fa tsy vôdika @ teny gasy
2. simplex ( 28/09/2007 15:05)

tsara manao seminaire ao @ secte an'i fijo izy hampisehoana ny fomba fanaovana azy, sy ny evidence @ zava-bita :)

miteraha, ary mamenoa ny tany :P


^:^^:^
3. ikaretsaka ( 28/09/2007 15:06)
tena tsara velabelarina ao @ secte an'i fijo tokoa ity
4. cutie ( 28/09/2007 16:01)
melody:-w:-w:-w
nandefa vao2 fotsiny de lasa a :cry:
5. melody ( 28/09/2007 16:28)
cutie, slt akia indry a, elaela ihany an! mba jereo hoe ny antony nahatonga io zaza goavana be io fa tô gaigany be izany 7.75kg izany an surtout hoany izay mbola hiteraka, :-D:-D
6. cutie ( 28/09/2007 16:36)
melody
tsy interested @ babies alou akia za zao a :-D
7. melody ( 28/09/2007 16:42)
hihihi, ka indry ange manao ilay 'fianarana' no mety mahafantatra ny fandehan-javatra fa sô d izaho no tratran'io goavana be io e:lol:
8. cutie ( 28/09/2007 16:46)
hihihihihihi
ndraso anontaniako an'i i .......... fa izy mahay an'io fa ny ahy specialite hafa :lol:
nga akia io tsy vokatry ny hormones an'izy mivady no mahatonga an'io :-D
9. melody ( 28/09/2007 16:54)
ka araka ny fandehany tantara efa faha 12 io zaza io, i.e 11 tsy mitovy lanja tamin'ireo kou, dia ahona, raha tsy hoe tsy nitovy ray tamin'io zaza io angamba ny rehetra, sa ahôna?
10. cutie ( 28/09/2007 16:57)
hihiihihhi
refa mandeha ny taoan sy volana tsy lasa miova tmpoka ve le hormones :-D
tsy haiko akia a :-D
11. melody ( 28/09/2007 17:00)
cutie: tsy maninn akia:-*:-*
12. ratonga ( 28/09/2007 17:06)
cutie:

melody:-w:-w:-w
nandefa vao2 fotsiny de lasa a :cry:


:-D:-D mandantsaka babyblady dé lasa=))
13. cutie ( 28/09/2007 17:07)
ratonga:-D:-D:-D:-D
melody :wink:
14. ratonga ( 28/09/2007 17:12)
itako ngà tsy izay ihany dé efa tsita tsony:-D:-D:-D
15. cutie ( 28/09/2007 17:14)
ratonga de vailo aza le fanontaniany alou koa
in no nahatonga an'io zaza ho ngedabe io:-D
16. ratonga ( 28/09/2007 17:18)
iza no mahalala mety nihinana hormone de croissance ngamba t@ bévoka:lol: fa tsy spéciatlité an'i cutie vé zany é!:-D:-D
17. cutie ( 28/09/2007 17:21)
non wa:-D:-D:-D:-D
18. ratonga ( 28/09/2007 17:40)
:-D:-D:-D
19. cutie ( 28/09/2007 17:45)
haiko ndray ny mahafalifaly an'i ratonga io :-w
20. ratonga ( 28/09/2007 18:24)
zany v:) in kay fa zah tsy mahalala:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1508