mahagaga
22. Soniamada
(
28/09/2007 19:29)
Andrekaky ô! mba ohatry ny ahoana ny kibon'ilay ramatoa t@ fin de grossesse?:-w
Tonga dia gargantua angamba izany kah! marina mafy na ny lait matérnel aza raha ho ampy azy...
Tonga dia gargantua angamba izany kah! marina mafy na ny lait matérnel aza raha ho ampy azy...
27. melody
(
28/09/2007 20:52)
Andrekaky ô! mba ohatry ny ahoana ny kibon'ilay ramatoa t@ fin de grossesse?
Tonga dia gargantua angamba izany kah! marina mafy na ny lait matérnel aza raha ho ampy azy...
soniamada: izaho koa mba nanontany tena momba io:)
30. cutie
(
28/09/2007 21:22)
Mpandefa : ratonga [ Valio ] 28-09-2007 23:02:48
Lohateny : Re : mahagaga
ndana mahazo d minana mangazo
hampiteny in anahy eto njay ary ratonga ty:-D:-D:-D:-D
33. diamondra27
(
29/09/2007 00:24)
tsy otran'ny vhv mitondra vohoka kambana 6 ireny ve zany e, fa nya azy navoakany ndray mande:oops:
melody: hay ve akia njy nanao rech de tsy hita² tsony:-D:-D
melody: hay ve akia njy nanao rech de tsy hita² tsony:-D:-D
34. Rasiligaoma
(
29/09/2007 05:53)
kozy serieux raha tsy 'vatolampy tsy mikoro" be ny kibon'izany tamin'ny bevoka le