zany toko d tsy malala ny soa atao azy mintsy

1. boubounezy ( 28/09/2007 14:49)
tena sorena iany ny tenako ra naita oulona teny andalana niandry ny namako za teo akaikiny reny gabillet reny fa izy tsy mandé aingana fa b voka somary marary2 dé nisy vhv vazah ni tirer vola teo 60€ latsaka ary lé vola fa tsy itany lé vhv, d nisy ramato anakiro manosika poussette bévoka b efa ho à thèrme ony lé ramatou io noraisiny lé vola d lasa izy nanenjika lé tovavy nanomé lé vola d tratrany lé oull tsy tena lavitra anay. kanjo refa azony ny volany d tsy nisôtra izy tsy naninn nefa lé ramato bévoka b niazakazaka nanomé lé vola zay azony tsy nomena fa vola latsaka. misy iany ny oull tsara, ary misy betsaka b no zany kou ny olondratsy refa tena dinihiko.:( nampalaelo ery lé ramatou b voka sempotra2 niverina avy any.:?
novalian'i arialy ny 13/11/2007 20:08
2. ikaretsaka ( 28/09/2007 15:17)
ka mety tsy nozarina t@ izany izy ko
io le egalite egalite io ihany io e
lasa egal ny bikina sy ny tsy bikina
ny vola latsaka sy ny tsy tsy latsaka no tsy naha egal azy
3. boubounezy ( 28/09/2007 21:54)
d na mba fisonana aza v d tsy atao na d efa biby aza mbola bevoka! ary ny bevoka tsy misy anizany égalité zany mintsy fa prioritaire fona na aiza na aiza tena tsy ekeko alou lé évitrao i karetsaka a! marin'é! ra mba enao no t@ toerany lé vhv nanomé lé vola d mba tsy alaélo kely v enao??:(
4. boubounezy ( 28/09/2007 21:55)
fisôrana fa tsy fisonana:oops: nidérape njay iny:oops::?
5. Kwasi ( 01/10/2007 14:32)
Raha tsy manao am-po ilay ramatoa bevohoka dia mety hahazo 600 euros atsy ho atsy.

ko maninn no tsy nofelahana ny tehamaina ilay vazaha ry bbnz?:x
6. sakaizakely ( 01/10/2007 15:18)
tsssssssss

izy koa no adala
tsy notazoum le vola :P:P:P:P

hi hi hi

kamboko fa za ndray klou tsy mandray zavatra latsaka fa le oul very entana no ho nantsoiko fotsiny. Tamy izy miondrika maka ny volany, na tsy tamy izy vao maika aho faly :-D:-D:-D:-D
7. arialy ( 13/11/2007 20:08)
:? rakaraky ny saina iany kosa io ry sakaizakely a!
refa mandry ny saina de entina mopdy ny volan'olona sinon manenjika manome azy!!
betsaka ny olona no somary mandrevy eny andalàna ary tsy mi se rendre compte ny zava-tsoa atao azy raha tsy elaela fa tsy diso ny lazain'i boubounezy fa tokony fietsika mande oazy ny misaotra, azafady sns
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3835