19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
1. hery
(
28/09/2007 15:22)
Araka ny fantatrareo dia tsy niaraka nivoaka daholo ny site-n'ny serasera fa nivoaka tsikelikely :-)
Ny site namana.serasera.org dia nivoaka hiseho vahoaka tamin'ny 19 oktobre 2002 izany hoe 5 taona zay.
http://hery.blaogy.com/post/4/3440 ange fa nampalahelo kely tamin'izany :-)
Sao dia occasion hanaovana fety indray io e :-) surtout ho an'ireo namana dago tia fety ireo.

répondu par ravatorano le 22/10/2007 14:18
2. booboo
(
28/09/2007 15:32)
asio fiaraha-mimotika ndray e :D:D:D:D:D (stt ho an'ireo namana eto frantsa tia mimotika ireo :°))
4. Samoana
(
28/09/2007 16:09)
Mbola tanorakely Rahery t@ izany satria mbola kely anaka:-D.
Ary mba misy fomba azo ijerena ireny hafatra taloha ireny ve ry dada serasera:wink: ?
booboo/ eka ouz:miam:

6. la
(
05/10/2007 04:51)
De arabaina aloha Hery nahavita ity "site" ity mba nahafahanay niresaka sy niserasera sy nifampizara tsiky kely teto e!
Tsara tokoa ra mba asiana fihaonana ho antsika aty dago amin'io fotoana io amizay mba tena mpinamana daholo mifankahita fa tsy any ambadika any, ka asa na ahoana mba tokony hataon-tsika; ny tenanay zao mba te ahita le olona rehetra mpanao "dinika" ireny de tsy mahita e! sady tsisy sarindry zareo fa ze afaka de mba tsara ra asina fety ho an'izany e!!
Sa iandry an'i Hery ho tonga aty?..
Misaotra betsaka ry Hery a! mankasitraka e!:):)=D=D=D=D=D=D^:^^:^:):):):):D:D:D:D:D=D=D=D=D

7. ftma
(
05/10/2007 06:59)
Tokony asiana fihaonana marina na tsy afaka mifakahita daholo aza mba samy manomana fety any @misy azy any avy
mandrindra booboo tonga za raha misy zoma manifika any :wink:

8. rabenantenaina
(
05/10/2007 07:43)
Izaho de isany manohana sy mankasitraka ny mpamorina ity site ity, etsy andanin'izany dia mampahery anareo mpamorona ary mamporisika antsika malagasy, eto antoerana na any ivelany hiditra sy hifanerasera eto.
Akoatr'izay dia manohana ihany koa ny tenako ny tonkony hanaovana fihaonambe sy lanonana amin'izao tsinhgeritaona nanorenana ity site ity izao. Ary amin'ny faran'ny taona az de tonkony hasiana fety be fihaonana ho an'ireo celibataire na ireo mitady namana rehetra.

9. Fiffi
(
05/10/2007 08:28)
rabenantenaina:tokony hasiana arozazy beeee mintss io an ! tena miombon-kevitra am-nao zah am-io an ! :)
Akoatr'izay dia manohana ihany koa ny tenako ny tonkony hanaovana fihaonambe sy lanonana amin'izao tsinhgeritaona nanorenana ity site ity izao.
12. Nickovy
(
05/10/2007 09:50)
Toeran'ny serasera tokoa eh! Ary miavaka indrindra amin'ny fifanajana sy ny fifanampian'ny mpikambana ato. De hitohy hatrany ny fiarahantsika eh! =D=D=D=D=D=D
13. ravatorano
(
05/10/2007 10:18)
misaotra an'i Hery izay tompon'andraikitra voalohany sady vy nahitana ity sehatra ity isika rehetra izay mpikambana ato!
Marian tokoa fa tena tia fety ny namanadago ary io ihany no hita fa mampifandray sy hahafahana mihaoana e ary dia ho hita eo izany ny hatao momba izay sa ahoana ry sasa ?
ny hevitra raha vao fety anie tsy lanilaniana e fa izao fotsiny ny mpanao tokony tokony hasiana fihaonana amizao e sy amizao e nefa aviteo tsy hita akoriny hoe iny izy iny fa dia mbola izahay efa mpifankahalala sy mpifankahita ary zary efa mifankatia loatra ihany no tazana eny fa na izany aza asiatsika io fa aleo ilamina e !
tsiky dia ampy :D

15. sipagasy
(
05/10/2007 16:30)
miarahaba antsika rehetra 'namana' izany e! hitombo isa hatrany anie isika mpinamana ato e!
misaotra ny loharano nahitana masoandro ihany koa e!:lol:

16. pissoa
(
05/10/2007 17:40)
zoie zanniversera ny takelaky ny serasera :-D:-D:-D
misaotra ny mpandrindra ! tsy adino koa ny mpandray anjara hafa :lol:
Mankasitraka hatrany.

18. andryrabe
(
05/10/2007 20:13)
arahaba zany tratry ny fety eee.
de misaotra ny mpamorona sy ny mpikarakara rehetra ato fa naharitra sy nahazoana namana mahafinaritra tato e.
asa re rahoviana tokoa no hisy ny fihaonana manaraka.
ari.malala a, na alina na atoandro de ndao foana fa tsy maninona e, mody alohaloha fotsiny.
de iza ary no andrasana hikarakara fa tsy ny efa mpinamana maromaro ve? ndao ary zatsy izy....
sasa..mazoto ery anie izy zany e. hi hi hi

19. Fiffi
(
05/10/2007 20:29)
de ohatra hoe atao miaraka io....andro mitovy an ! na ny any dago na ny aty ivelany...humm....ohatran'milay be zany an ! :)
20. badouda
(
06/10/2007 07:50)
:lol::lol::lol:=D=D=D=D=D:lol:Tsiky tokoa dia hampy:lol::lol::lol::lol: Mankasitraka tokoa an'i Hery
sy ny namana rehetra mamelona ity Serasera iraisana ity. Raha misy fihaonana dia aza hadino ny milaza azy eto. =D=D=D=D=D=DHo ela velona anie Sesasera :lol::lol::lol::lol:^:^^:^^:^^:^^:^^:^=D=D=D=D Miaraha ny namana rehetra aho:oops::oops:Veloma é!!!Mandrampiaona