19 octobre 2002 - 19 octibre 2007

41. fahamarinana ( 10/10/2007 10:00)
:arrow:Za zao vao eto io vao mahalala fa misy hetsika ataonareo any dago any.Za moa vao tsy ela rahateo no tafiditra tato am serasera ,saingy tsy any dago dia mahereza daholo e.(l)
42. ravatorano ( 10/10/2007 11:04)
nix
43. ari.malala ( 10/10/2007 13:32)
raha vao andro fiasana mintrsy no misy hetsika dia tsy afaka ny tenako, sanatria tsy fahalainana, fa za mirava @ 6 hariva. Tsy mandà mintsy aho no hiara-manadio aminareo rehefa avy manao fety isika, fa aza tao alim-be ftsn ny fodiana, ilay hetsika na fety aza atao hariva fa tsy afaka aho. Hainareo iany ny antony. Rehefa hivory dia antsoy aho, sady i raprezy efa manana BDD ny numero an'ny namana ato iany, d miantso na mandefa sms ftsn nareo d efa tonga aho e, fa aza atao hoe androany ny fivoriana d androany za vo misy miantso kosa nefa na izany aza!
44. tsim67 ( 10/10/2007 16:17)
18. Mpandefa : Fiffi [ Valio ] 05-10-2007 22:29:37
Lohateny : Re : 19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
de ohatra hoe atao miaraka io....andro mitovy an ! na ny any dago na ny aty ivelany...humm....ohatran'milay be zany an

sady za tena t aita maso izany fiffi zany ....sady namana mafinaritra ono no sympa no tia ol b enao ka t alala anao za :-*
45. ravatorano ( 11/10/2007 06:12)
za koa mba te hahhalala izay mbola tsy fantatro fa tsy i fiffi ihany kosa e satria fantatro fa nareo tena mafnaritra daholo indrindra koa tratran izao anniversaire an'ny tranokala serasera izay nampifandray antsika rehetra izao !
bonne anniversaire tranokala serasera e
^:^=D
46. nirijimka ( 11/10/2007 06:14)
zao anie le blem manao fety na fihaonana hiantsoana ny be sy ny maro e!
bdb ny manoratra anarana we ho avy de manisy sira be de milaza fa mazotoa be ny hihaoan sy hifanerasera @ "les mêmes têtes" nefa refa tonga ny tokoa, ny eo ihany no eo, ary @ zay, very fotsiny ny vola nanaovana organisation goavana! zay ilay mandreraka sy tsy mampirisika ny hiantso @ pub ny fihaonana sersera dago. izany nefa tsy mila fa tsy mandray namana vaovao ny sersera dago, sanatria "IZAHAY TSY RANON'IKOPA KA TONGA NAMANA VAO MAVOMAVO", raisinay antanandroa nareo rehetra.
raha tonga indray mandeha nareo kah mahafinaritra anareo ny fiarahana, dia ho isan'ny mêmes tête koa nareo! ary izay no fanirianay mpikarakara.
47. ravatorano ( 11/10/2007 09:59)
manohana tanteraka ny voalazan'i nirjimka io
amiko aloha tsara ahemeotra kely ny fankalazana ilay anniversaire an'ny tranokala naùmana serasera mba hisian'ny fiomaana tsaratsara kokoa araky ny efa fnao ireny e satria tsy ho vitan'ny resaka eto amin'ity forum ity fotsiny izany !
48. naritsimba ( 11/10/2007 11:46)
hery>>> ny hetsika ataon'ny namana sera² dago dia nampahafantarina foana hatramin'izay, ary matoa misy ireo namana avy any tamatave, Moramanga, morondava, mahajanga, ary tena maharaka vao² foana ireo olona ireo.
Ny namana sera² dago dia tsy mampahalala vao² raha tsy tena efa azo antoka ilay izy mba tsy hisian'ny fifanomezan-tsiny.
49. mandrindra ( 11/10/2007 16:49)
antso avo ho an'i paris ny manodidina.
voalohany, mangataka alalana amin'i hery aloha hanaovana an'ity fety ity, ho avy ve klou i hery:wink:
faharoa, ireo izay mananakevitra rehetra dia mandefasa hafatra aty amiko fa ho ampiadiana ny tadindokanga, hitadiavana izay azo atao rehetra.
farany, vonona aho hitarika sy hanentana an'ity faha dimy taona ity, saingy ny taotrano tsy efan'irery.
50. mihanta ( 11/10/2007 17:19)
48. Mpandefa : mandrindra [ Valio ] 11-10-2007 18:49:15
Lohateny : Re : 19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
antso avo ho an'i paris ny manodidina.


dia izay tsy any paris zany ahoana?
51. mandrindra ( 11/10/2007 18:11)
tongava daholo eeeee
52. booboo ( 11/10/2007 18:32)
Mihanta > hihihi tsika tsy paris fa ho avy moa ô ? hihihihihihi :-*

Mandrindra > inona lay tao raha afaka anomezana tanana an'ingahy ?
53. sipagasy ( 11/10/2007 19:37)
mihanta sy booboo, isika anie miaraka an'eritreritra fooona e! hihihi:-*;-):-*
54. ravatorano ( 12/10/2007 06:02)
momba ny fanakalazana ny faha dimy taona'ny takelaka namana serasera.org eto dago dia ho hitanareo ary amin'ny lohahevitra hoe fety sy fihaonana

mihanta
55. hery ( 12/10/2007 08:05)
mihanta> Paris sy ny manodidina hono kou... elah any amin'i manodidina :-)

mandrindra> milay e. Handefa hafatra any aho @ proposition-ko

ravatorano> misaotra e.

Hatramin'izao izany dia ireto ny famintinana

- Namana ao Dago http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m470deab806a60
- Paris sy ny manodidina http://serasera.org/namana/index.php?rub=namana/hafatra&asa=post&user=mandrindra raha handefa sosokevitra ho an'i mandrindra


Ny hafa indray e.
56. mihanta ( 12/10/2007 09:01)
51. Mpandefa : booboo [ Valio ] 11-10-2007 20:32:20
Lohateny : Re : 19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
Mihanta > hihihi tsika tsy paris fa ho avy moa ô ? hihihihihihi



booboo sady za mbola tsy nanao fety niaraka taminjy mintsiny.ho avy raha mifanaraka am fandaharam potoanako


52. Mpandefa : sipagasy [ Valio ] 11-10-2007 21:37:49
Lohateny : Re : 19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
mihanta sy booboo, isika anie miaraka an'eritreritra fooona e! hihihi


sipagasy sady efa elaela izay tsy niarahana zay an, nga an'eritreritra fotsiny.

54. Mpandefa : hery [ Valio ] 12-10-2007 10:05:39
Lohateny : Re : 19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
mihanta> Paris sy ny manodidina hono kou... elah any amin'i manodidina


hery ka neveriko oe manodidina ny tokontanin'i lafrantsa io koa.

sady efa t@ volana jiona no namonjy fety farany dia mba t hanao faly mahafantatra ny hafa,nefa tsy manadino zay efa hay ihany koa
57. mihanta ( 12/10/2007 09:13)
[quote]53. Mpandefa : ravatorano [ Valio ] 12-10-2007 08:02:42
Lohateny : Re : 19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
momba ny fanakalazana ny faha dimy taona'ny takelaka namana serasera.org eto dago dia ho hitanareo ary amin'ny lohahevitra hoe fety sy fihaonana

mihanta
58. ravatorano ( 12/10/2007 10:48)
mihanta < volana jiona marina v njy no nanao fety farany tena mba ela tokoa izany kah tena tsy vitanay zany fa maharitra loatra kanou
aza mataatsa an i hilton e :-P:-P

sipagasy < mba tongava amin'izany fety zany fa mbo te hifanala aminao i booboo sy mihanta e sady mafnaritra anie ilay tsy mifankahita ela ireny no mifanena tampoka e tena misy amby hanche hihihihih
59. mihanta ( 13/10/2007 09:53)
ravatorano ie efa ela za tsy nanao fety...

ravatorano hoataonay sy booboo giligili io sipagasy io refa tratranay ka.amzay valaka tsara ny hanche ny lol

aza mataatsa an i hilton e


aleoko any tsarazaza kalè:D
60. sipagasy ( 13/10/2007 12:30)
mmhhhh ka i hilton aza efa hitsoaka an'i dago kouuh,

dad'tou ravato aza mataotss isé fa raha mifanaraka @ fandaharam-pitoanako dia tonga aho kannn

mmhhh mihanta te hahita lamosina injay ngamba izy io hihihihi

booboo dia tsy hanafana seza intsony nefa injy annn hhihih

:-*, miandry ilay proposition an'i hery lasa any ho any ho hitan'ny be sy ny bobaka e!:-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0089