19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
21. Ritsoka
(
06/10/2007 10:11)
Miarahaba ny rehetra izany nahatratra izao faha 5 taona izao.
AMBOARY ALOHALOHA IHANY NY ANTSIKA ETO DAGO mba hanamboarana sy handaminana tsara ny fotoana
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
AMBOARY ALOHALOHA IHANY NY ANTSIKA ETO DAGO mba hanamboarana sy handaminana tsara ny fotoana
=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D=D
22. lo
(
06/10/2007 17:32)
arahabaina ny takelaka, ary indrindra ny mpamorona sy ny mpiandraikitra rehetra ee
paotsatroka koa ho an'ny mêmes têtes namanadago, asio fety rah mety, takariva amorompatana ohatra...
paotsatroka koa ho an'ny mêmes têtes namanadago, asio fety rah mety, takariva amorompatana ohatra...
24. Papoose
(
07/10/2007 12:48)
alefaso le operation gato serasera ary eee!
Dia mbo asiana t-shirt koa eto @ serasera site ohatra afaka ivarotana, dia lasopy de zay rehetra afaka atao operation fa miandry zahay ohhh!:D
Dia mbo asiana t-shirt koa eto @ serasera site ohatra afaka ivarotana, dia lasopy de zay rehetra afaka atao operation fa miandry zahay ohhh!:D
26. rakaroka
(
07/10/2007 14:54)
Miarahaba an-draHery sy ny équipe ary ny mpisera rehetra tsy an-kanavaka e:-*:-*:-*, dia miandry ny fety izany izahay koh!Hita eo araka izay "organisation" ny mety atao !
27. naritsimba
(
08/10/2007 06:08)
hery>>> hazavao tsra ny tian'ise ho lazaina @ hoe: Sao dia occasion hanaovana fety indray io e surtout ho an'ireo namana dago tia fety ireo, mampirisika ankolaka hanao fety ve ise sa milaza hoe aza araraotina hanaovana fety ny sera², izahay aty mantsy dia mifety foana rehefa te hifety fa tsy voatery hoe hiandry occasion, mahay mifaly ange ny namana dago e, koa mba hazavao kely ny tian'ise ho lazaina.
28. hery
(
08/10/2007 07:11)
naritsimba> Hoe tsisy occasion ary manao fety foana ka vao mainka fa misy occasion ve dia tsy mba hanao fety :-)
ny namana Dago no azo antenaina be be kokoa amin'ny fihaonana matetika fa ny aty ampita sarotra be ilay mihaona... dia aleo nareo no andrasana.
ny namana Dago no azo antenaina be be kokoa amin'ny fihaonana matetika fa ny aty ampita sarotra be ilay mihaona... dia aleo nareo no andrasana.
29. coeur
(
08/10/2007 07:12)
de samy tratry ny fety ee i hery no tena isaorana ee de le ray ambony koa fa de nahatratra anizao tsika ee
misaotra ho anaireo namana zay hita teto amin'ny serasera ee tena mila asina fety marina ee
asivo fety de mba mihaona daholo ee
misaotra ho anaireo namana zay hita teto amin'ny serasera ee tena mila asina fety marina ee
asivo fety de mba mihaona daholo ee
30. nirijimka
(
08/10/2007 09:13)
oayyyyyyyyyyy e! tratry zoaezy aniversaire zany tsika koa!
lo, sasa, naritsimba, ravato, ... (les mêmes têtes e!), tsy aleo zany aloah asina fivoriana kely genre fety tsostsotra hanomanana ny fety d'anniv goavana! ohar we, un week end eny Andranovelona de samy manofa bungaloww?????? sa????
asio fety lesy ry zalahy sady ataovy malaky sao zay midina any ambanivohitra indray a!

32. fahamarinana
(
08/10/2007 13:59)
:arrow:Soa ny fiarahantsika e,mankasitraka tanteraka na dia mbola vao haingana aza vao nisoratra anarana e.Mirary ny faharetan'ny Serasera dia hitohy ny fifandraisana am-pitiavana,am-panajana amin'ny rehetra na tsy mitovy hevitra aza indraindray.Zay ilay mahasamihafa nefa tombony betsaka koa satria mifampizara izay hay sy fantara...:-*:arrow:
33. mangidy
(
08/10/2007 14:34)
Miarahaba ny namana rehetra de manao bisous ny tompon'andraikitra namorona ny sita, nahafahana nifampizara sy nitsiky lool:-D, ary miombonkevitra @ireo tia lanonana e!!
36. naritsimba
(
09/10/2007 15:39)
hery>>> eny ary fa dia voaray ny hafatra fa dia aleo hifanao fotoana handaminana azy. Sao dia tokony handefa gateaux kosa aloha ise mba ho tsofin'ny namana dago eh?
Izay izany ry zalahy sy ry zavavy isany fa dia aleo hasiana prô handaminana azy ah! Hiantso an'i raprezy zà rahampitso dia ho hita eo ny prô e!
Izay izany ry zalahy sy ry zavavy isany fa dia aleo hasiana prô handaminana azy ah! Hiantso an'i raprezy zà rahampitso dia ho hita eo ny prô e!
37. hery
(
09/10/2007 16:13)
Ary raha ohatra ka tsy fety ohatra fa zavatra hafa? Amin'izay mety tonga Ravato :-)
Otran'ny milay mantsy raha ohatra ka conférence indray no atao, na présentation-n'ny activités Namana Dago ho an'ireo mpikambana serasera mbola tsy mahalala sns.
sady miala an'le resaka gato ihany aho amin'io.
Sa ve mety tsy ho tonga ny sassany raha vao tsy misy fety kely?
38. salmo1
(
09/10/2007 20:48)
hery:
miala an'le resaka gato ihany aho
Za ndray miala am-le hasina famonoana kisoa, be menaka ary mpitsoka mozika, le be nangy be reny maintsy 8):D
;-)
39. naritsimba
(
10/10/2007 05:06)
hery>>> oay, tara be ise izany, efa betsaka mihitsy izay resaka momba ny sera² natao izay t@ ireo toerana izay nolalovan'ny rehetra hatrany @ Tele, mba anontanio ange ny namana e?
Ny gateaux ange dia symbole fotsiny fa tsy hoe inona akory eh
Ny gateaux ange dia symbole fotsiny fa tsy hoe inona akory eh
40. hery
(
10/10/2007 07:27)
naritsimba> ka izay mihitsy anie e. Inoako fa tsy izaho irery no tara. Ka ho an'ireo tara (tahaka anay) sy ireo tsy manana tele sns dia mba hampahafantarina hanentanana ny besinimaro ireo hetsika efa natao.
Ny tiako tenenina izany dia hoe antsoina ny namana hiaraka indray fa mety hoe tsy fety no atao fa juste resadresaka sy fanentanana izay mbola tsy mahafantatra mba hiroboka bebe kokoa amin'ny activités hafa.
Fantatra fa manao zavatra be dia be ny namana serasera dago. Ny tsy fantatry ny maro fotsiny (izaho aloha mahalala ihany) dia hoe inona avy ireo activités atao ireo. Mety misy liana te hanao koa. Mety misy vonona te hanampy (na tsy ara-bola aza). Dia ampahafantarina be be kokoa @ fomba rehetra. Inoako fa tsy malailay fonosana ianareo na hoe tonga namana vao ho mavomavo.