19 octobre 2002 - 19 octibre 2007
61. ravatorano
(
15/10/2007 05:43)
http://forum.serasera.org/?rub=dinika/message&msgid=m4712fbfae6cae
mihanta< marina zany e any tsarazaza anie ka mlay daholo ny kilonga e
sipagasy
mihanta< marina zany e any tsarazaza anie ka mlay daholo ny kilonga e
sipagasy
62. nirijimka
(
15/10/2007 06:10)
de hifety indray zany koa! tsy fidiny anay anie ilay bota fa nareo mampirevy foan e!
63. aaramahaay
(
15/10/2007 09:20)
KAY KLE ARABAINA ZANY NA DIA MBOLA TSY AMPY TAONA AZA HEHEHE MBOLA VIRJA ALEO ZA ALOHA HIANDRY KELIKELY :-D:-D:-D:-D:-D MAHEREZA HO AN NY MPAMORONA SIKSSSSSSSS KLE
64. ravatorano
(
16/10/2007 05:42)
mamerina ny fanetanana ny namana izay mbola mitsidika sy hitsidika eto mba ho tonga amin'ny 20 octobre , amin'ny sabotsy ho avy izao mba hiaraka hankalaza ny fanombohan'ny faha dimy taonan'ny namana serasera , iangaviana mialoha anefa ny tsirairay hilaza mialoha mba hanomanana ny fiara ny sakafo sy ny sisa sao mantsy betsaka no mialza ho avy toy ny taloha ireny dia natao betsaka ny fiara ny sakafo kay fitaka no betsaka hany ka ny fiara zara raha nisy mpandeha ny sakafo tsy lany fa dia tsy zaka nentina nody aza fa dia naongana fotsiny
misaotra ny namana rehetra e
:-*
misaotra ny namana rehetra e
:-*
65. Darlin
(
22/10/2007 09:02)
hihihis alut daholo ny eto,
Dia samy tratry ny tsingerintaonan'ny namana.serasera aloha izany dia miarahaba amnokana an'i Hery fa raha tsy nisy azy dia tsy nifampiresaka, tsy nihaona ary tsy mifankahalala isika rehetra raha tsy nisy ity site ity dia hisaorana manokana azy.
Ho an'ny sita sy ny mpikambana rehetra tsy ankanavaka moa dia MIRARY SERASERA sy FIFANKATIAVANA ARY FIFANAJANA HAHARITRA TANTERAKA NY MPIAKAMBANA.
Dia manantena ny fitombohan'ny mpikambana sy ny fihaonana bebe izay azo hatao e!
:-*:-*:-*

66. ravatorano
(
22/10/2007 14:18)
za zany fevrier 2003 vao tena nanomboka nitondra ilay ps ravatorano ty e zany hoe dimy volana taorian'ny niforonan'ilay takelaka
:wink:
:wink: