tontokena sy anana

1. boubounezy ( 28/09/2007 15:04)
tissam @ tontokena omby na sôsisy tsara b
ataovy ritra tsara:miam:
2. mandrindra ( 28/09/2007 15:18)
mba azavao ny satila fandrahoana azy fa tsy mino ahoa hoe ho tsara io raha adoboka fotsiny ao anaty vilany ô:lol:
3. booboo ( 28/09/2007 15:38)
:-D

nenà ny fanaovako azy :
- manao saosy voatabia sy tongolo ary sakamalaho
- endasina ny toto-kena
- tapohana ranokely ho masaka tsara
- rehefa voatetika sy voasasa ny anana dia adoboka tao :-D
- afangarongaro dia adoboka tao kounkou ny 5 épices (bizarroïde zay ny anarany dia tsy tadidiko)ary cub'or
- rehefa ridritra ilay rano avy @ ilay anana dia tapohana rano kely blitany ndray
- rehefa akaiky ho may dia esorina teo ambony afo @ zay. dia vitaaaaa....
4. fahamarinana ( 28/09/2007 16:16)
boubounezy:

tissam @ tontokena omby na sôsisy tsara b
ataovy ritra tsara:miam:


:arrow:za koa mba tia an'io sady malaky vita rahateo.(l)
5. boubounezy ( 28/09/2007 21:50)
mandrindra efa nomeny spécialista booboo ny r7 ka! tsara io mintsy ny fanaovana azy=D booboo^:^
6. boubounezy ( 28/09/2007 21:51)
fahamarinana tena raim b mintry refa nona2 tonga avy any ampiasana iny enao tonga d manao kaly rapida ny anana sy totonkena:miam::miam::miam::miam::miam:
7. diamondra27 ( 29/09/2007 00:14)
tena tsara totona ty fa misy an'reo mitsy zao ato

merci akia a!
8. mandrindra ( 29/09/2007 06:39)
boubounezy sy booboo, vao masila zao no nahita ilay fomba fahandro dia efa ramaka sahady, slurp miam.:wink:
9. tywa68 ( 29/09/2007 07:08)
booboo : voasana ve ny voatabia ?:-D:-D ndeha hiantsena anana haingana aho hatao laoka :lol:

10. booboo ( 29/09/2007 09:02)
Tywa68 > :-D:-D:-D:-D aaa :°)
11. boubounezy ( 29/09/2007 19:08)
diams efa fantako lé nividy anana sy tontokena d wé natsiro b ny nanaovanjy azy ony é!!!=D:miam::miam::miam: tsisy fisorana ka! mba manomé idée kely fotsiny é!
12. boubounezy ( 29/09/2007 19:11)
mandrindra fantatro enao fa ty lakozy ra ny faitako anao ato anaty ny dinika sakafo. mazoto mahandro ary é! tonga eto fona ny hevitra refa maita za fa mety tsy vitako lé manomé ré7 fa matetika lava b:( bon app na zany aza
13. boubounezy ( 29/09/2007 19:14)
tywa68 za ndray alou dé mpamofy votabie refa andraona é! atao sauce é! tsy tiko mintsy ny maita lé odiny otrany miendakendaka iny avy eo.:miam::miam:
14. boubounezy ( 29/09/2007 19:16)
booboo otrany tsy tiny i tywa68 lé vôtabie voasana. azo tsy voasana ngé é! samy manana ny tiny io fa za tena tsy ty ra vô tsy crue!:-P
15. tywa68 ( 29/09/2007 20:43)
bbnzy : zaho tia na mivôfy na tsia k ! fa i booboo no tonga d mihinana fa tsy mahavita mamôfy !:-D:-D
16. boubounezy ( 29/09/2007 21:15)
tywa68 HAHAHAHAHAHAHA!:-D:-D:-D sô d mety diso ny evitro? nefa matoky azy iany za ra resaka cousina ka!:-D:-D:-D tonga d minana zany v ry booboo a! aza tonga d maika b otrizany mou enao alou fa mba diodiovina alou lé tomaty d avy eo voasana mora2 tsy atevina lotra d avy eo esory ny vônny d zay vô ouanou @zay fa tena milay=))=))=))=)) sa aona ry tywa68?;-)
17. boubounezy ( 29/09/2007 21:16)
tanjemo fa io lazaiko io mintry ny tena dikany an!:-D:-D
18. tywa68 ( 29/09/2007 21:35)
bbnzy no nieritreritra zavatra hafa koa :-D:-D
19. boubounezy ( 30/09/2007 12:31)
tywa68:-D:-D:-D zany v???:-D:-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3079