Mitady namana 14 lahy

1. salmo1 ( 28/09/2007 19:57)
Mitady Bandy mahay mandaka Baolina hiaraka @ groupe GASY-SPAIN.

Izao avy no takianay:

- Mahay miaraka @ namana.
- Fahaizanao Baolina manokana (Manafika sa defence sa inn?)
- Hanorato aho any @ hafatra, na koa any @ Aino.
novalian'i tikakely ny 09/11/2007 08:18
2. voniala ( 29/09/2007 09:06)
IZAHO,bandy gauché,mahay mipetraka @ place rehetra hametrahana rehefa eny @ kianja,tia namana:lol:ka aza no hilalao?RAHOVINA?hanoraty ihany de hita eo!Efa milalao @-na club maro!SIX EEE!
3. diamondra27 ( 29/09/2007 12:24)
asio taonany le izy fa sao de tsy mety raha efa vantombatony, nefa asa moa
mety ilaina ihany nefa 'reny na de tsy sur terrain aza ...
4. salmo1 ( 29/09/2007 13:09)
Le vatony be kalouny tsy de tena hilaina e. Fa aleo mba latsakiny 30 ans farafabeany. :lol:
5. boubounezy ( 29/09/2007 19:22)
salmo za lou mety bandy fa nefa tena tsy ho afaka ho any mintsy ngamba!:-D:-D:-P
6. diamondra27 ( 30/09/2007 08:12)
spain zany nge @ gasy midika hoe: sipa e!:oops::oops:
7. salmo1 ( 09/10/2007 10:55)
boubounezy: mila manao tonga iany enao na de mihorakoraka sy manampy kourazy ho any GASY BARCELONA fotsiny aza ;-)

diamondra: @ gasy zany kou :°)
8. sarobidy ( 25/10/2007 14:50)
offre milay b, indrisy fa tsy misy ho an'i sipa spain
9. xxx ( 25/10/2007 15:42)
sarobidy hita be njy mialonan'i sipa spain :^)
10. salmo1 ( 26/10/2007 14:03)
sarobidy:
offre milay b, indrisy fa tsy misy ho an'i sipa spain


Na tsy misy ho an'i sipa spain aza, bandy gasy no tena tediavianay:lol:
;-)
11. tikakely ( 09/11/2007 08:18)
no comment !!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5816