toilettes intimes
1. boubounezy
(
28/09/2007 15:07)
inn ny toillettes intimes tena mba fampiasanareo fa za nisy nanodro cytéal fa tena efficace tsara.:D:lol:
novalian'i tsikih ny 05/12/2007 00:03
2. booboo
(
28/09/2007 15:17)
Fa maninona no mampiasa an'io ? tsy vao maika ve simba ny flore vaginale raha tsy maninona² akory dia nefa "diovina" @ io ?
Rano tsotra dia mety, manatona gynéco rehefa misy tsy azo antoka loatra f'aza mampiasa fahatany an'izao savon intime aby aby zao ê !
aiza ara Sakaizakely hanome lé fanazavana lavabe-ny momba ny fanadiovana ny fivaviana lé ! :-w:-w
Rano tsotra dia mety, manatona gynéco rehefa misy tsy azo antoka loatra f'aza mampiasa fahatany an'izao savon intime aby aby zao ê !
aiza ara Sakaizakely hanome lé fanazavana lavabe-ny momba ny fanadiovana ny fivaviana lé ! :-w:-w
3. lemenakely
(
28/09/2007 16:10)
boubounezy:
inn ny toillettes intimes tena mba fampiasanareo fa za nisy nanodro cytéal fa tena efficace tsara.:D:lol:
wouadray i ramose eo afaka manadio azy tsara @ savony vita @ lela koah! hi hih
4. Veloo
(
28/09/2007 17:42)
boubounezy ady gasy ihany aky atao fa ho tonga eo daholo ny aretina rehetra a...
io lazain'i booboo io atao rano sy savony tsotra fotsiny dia izay...
TANDREMO:wink:
io lazain'i booboo io atao rano sy savony tsotra fotsiny dia izay...
TANDREMO:wink:
5. boubounezy
(
28/09/2007 21:29)
marina lé resaky boo @ lé flore fa ny any ivelany iany no ilaina anio fa ny anatiny rano tsotra ka:lol::-D:-D:-D:-D
6. boubounezy
(
28/09/2007 21:30)
lemena aiza no alalanao any zany??? na za aza tsy mafantatra akory:roll::-D
7. boubounezy
(
28/09/2007 21:32)
veloo lé savony alo d tena tsy izy mintsy é! na zany aza misôtra ny torohevitra iany é!:wink:
10. tywa68
(
29/09/2007 07:17)
bbnzy : tsy ilaina ampiana n'inona² ny rano raha tsy hoe efa marary mila fitsaboana angaha !
Diam : tsy haiko fa an'isany mora aloha e :-D:-D
rasiligaoma : hay ! aleo ihany maka savony fotsy kokoa sady tsy mahery fofona :lol:
Diam : tsy haiko fa an'isany mora aloha e :-D:-D
rasiligaoma : hay ! aleo ihany maka savony fotsy kokoa sady tsy mahery fofona :lol:
11. booboo
(
29/09/2007 09:00)
Diamondra27 > fanasana volo dia fatao @ tongotra vaki²...fa inn no idiran'izany @ fahadiovan'ny fivaviana klou ? :-D
12. boubounezy
(
29/09/2007 18:48)
diam andramo alou lé savony gasy dé refa itako fa tsara ny efféany @njy d ho avy kou za @ angady sy ny harona :-D:-D:-Dnefa namako njy d aza atao mintsy zany FADIO!!!!! fa lasa tsisy mpity ntsony:-*
13. boubounezy
(
29/09/2007 18:53)
tywa68 savon de marseille lé tsisy produit reny ny mety tsara ngamba sa?? ra nampiasa lé cytéal za tsy wé fitsabona ny nanandramako azy fa ny conseil ny namako d itako fsara ny toilettes intimes ngé tsy vôtery wé marary enao vô afaka mampiasa azy é! ny cytéal any dago lafo b tsy afaka mi se permettre ny oull any fa mino za fa ra zareo no mba mahazo anoi gratos tena mampiasa dôly fa tena miprotéger ny intime nao mintsy reny an!:-P
14. boubounezy
(
29/09/2007 18:56)
booboo! tongobakivaky v? tsy arako nefa za vaky tongotsa b mintry:-D:-D:roll:
17. kelly13
(
30/09/2007 13:10)
za kou alou mampiasa gel intime fôna e, le an'i rogé cavaillès no ampesaiko (any @ pharmacie au cas ou mi interesser anjy ry boubounezy) ms tsy hitako ny effets ratsy-ny depuis ze nampiasaiko azy zay e (4 taona mahery), rehefa one-ten-to-put (1-10-poser, hihihi) iany za vao tsy d mampiasa ireny noho ny antony za manokana
18. kallie
(
30/09/2007 14:35)
nénà ko roger cavaillès na saforelle, ts manimba flore vaginale zany satria sady tsy atsofoka any no efa natao anadiovana parties intimes mints, donc tsisy olana
19. boubounezy
(
30/09/2007 18:28)
kelly13 efa nisy nilaza t@ko kou io namako fa tsy mbola sa nanandrana za fa nataotra nefa tô miaro @ fahadiovantsika vhv mintsy ny mampiasa azy reny. :-D refa one ten to put an:-D:-D:-D d andramana zany é!