toilettes intimes

41. sakaizakely ( 08/10/2007 12:24)
tsy efa madio manjelanjelatra mits ve izy ao izao ? :P:P:P

ny sosokevitro ry bbnz de zao an !

Mitadiava gel surgras/sans savon, qqsoit la marque, mety daholo. Na gel douche io na gel intime, mitovy ihany ny fiasany. Misy karazany be tsy ary tanisaina manko ny produits fisasana, ary tadidio fa commerce dol ny ankabeazany ka mazana rehefa marque malaza be dia lafo kokoa, nefa mitovy ihany ny composition-ny

ny savony dia misy ph samihafa dia njy ihany no mahita azy eo ampiasaina azy. Misy ph acide, ho an'ny hoditra tsy dia sarotiny loatra, misy ph neutre na basique, ho an'ny peaux sensibles. Ny hitako zao ohatra ny gel douche Ushuaïa ireny ph acide kokoa somary mahery kokoa izany, fa rehefa Neutralia (tsisy colorant, sans savon, ph neutre) dia hitako malefaka be. eksperiansiko manokana io an ! Fa mety misy tsy mahita ny différence-ny, tant mieux ho an'ilay hoditra tsy sarotiny.

Jerevo tsara @ supermarché fa tsy mila mankany am pharmacie njy mividy an'ireo produits lazaiko ireo, donky moramora kokoa ny vidiny pour le même résultat (vendome, primage, na reny produits ho an'ny zazakely ireny aza koa de mety fa reny tena malefaka be)

De borio am zay io hoho lavabe mandany vernis io fa mandrangotra ny ary :-P:-P:-P:-P
42. boubounezy ( 08/10/2007 12:52)
sakaizakely:-D:-D:-D okokokokokok! 1 tapahina alou lé hoho fa tsy tapaina foy lotra! efa mety zany an! sa? 2 mividy savon any @ super.M na pharmacie.
3 efa nangilatra b lé izy fa aza taits njy:-D:-D:-D:-D
43. tsikih ( 05/12/2007 00:03)
Raha izaho manokana aloha tsy misy tsara noho ny R cavaillès!!! hafa-po tanteraka aho nampiasa azy io!!!, ...ary tadidiko ny taloha tsy nahalàla azy io, mdr...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1847